efa lafo ve le avion kely iny ahafahana manao hopitaly

1. Andribe ( 27/03/2009 08:09)
Efa lafo ve le avion fa mety mahita olona hividy azy aho
bizina
bizina

paiement sur 199 ans
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i xxx ny 27/03/2009 09:10
2. xxx ( 27/03/2009 08:13)
Ka le karta grizin'ilay roplam ary nahitsokin'i Ra8 fozaorana ko. netin'i lery nitsaoka any afrika any
3. xxx ( 27/03/2009 09:05)
De tsy mba hitaingina kely akory ve ra-Tgvendrana fa tondé hamidy io? Sady Hopitaly ve no tena maika zao sa ny sosin'ny fonksionera ze tena hatahorana fa raha vo tsy mandray eo de zay no vita.
4. xxx ( 27/03/2009 09:10)
Ny fahefan-lah aza tsy fantatra we mari-pototra sa tsia ko. Iza no hividy an'io eo? Tsy ataon-dry zalah we alamino aloha ny tokatranonareo fa rehefa milamina io de vidinay ze roplam-nareo. Mety misy aza hilaza we alamino aloha ny tokatrano fa refaveo de vidinay io ary omenay hafa kelikely kokoa nareo atao solony sy atao fanomezana fa ty force one ty kou nge glady loatra raha ho an'i kelifingotra e. Tsy aleo atao an-le roplam kelikely 15 place reny defa mlay, amzay tsy mandany vola be.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.04