Rehefa ny machine administrative no mikatso dia veloma lava
1. myari (
27/03/2009 07:41)
Aleo i TGVendrana hiziriziry hanohy ny maha prezidan'ny fokotan'i Ambatobe, fa ny any no azony baikobaikona sy hampitahorina @ capsat fa ny mpiasam-panjakana kosa tsy ho azony @ izay baikon'olona tsy manampahefana io, asa angamba horahonany ka solony an'ireo fozaorana bediabe tsy mananan'asa hananany marobe ireo. Toa tampidalan-kaleha sahady ingahy prezida, tampina sahady ny domy.