Politika

soanja ( 28/03/2009 21:41)
Fantatro fa tsy rariny ny nakana ny fitondrana nisaloran-dRa8. Herisetra no nisy. Aleo re hojerena indray ity fitondrana iray ity dia afaka manatsara isika raha mety. Tsy aty amintsika ny fandaminana ... tohiny
novalian'i bazylou ny 29/03/2009 16:15
myari ( 28/03/2009 21:38)
Mafy tokoa izany tampoim-pahefana izany ka dia manaonao foana , tena vorona azon'adala tokoa ity ka dia ataony @ izay mahamety azy na dia hivarinana akady aza.Izao no alehany rehefa cap sat sy ny foza... tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 12:44
Andribe ( 28/03/2009 21:32)
Raha izao no mitohy mety ho prezida ihany aho :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 29/03/2009 09:23
rakaroka ( 28/03/2009 21:31)
Hanampiana ireo "mpomba an'i Ra-8" :roll: :-w :-w :-$ Tena tsy hevi-jaza ity hevitro ity fa raha ny marina dia tokony hifidy andRa-9 aloha ianareo hitarika ny tolonareo, satria Ra-8 ity lasa nan... tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 10:22
lagoon ( 28/03/2009 21:12)
[URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=razily1.jpg][IMG]http://img11.imageshack.us/img11/1290/razily1.jpg[/IMG][/URL] [URL=http://img11.imageshack.us/my.php?image=p1030452o.jpg][IMG]http://im... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:34
xxx ( 28/03/2009 21:04)
Tena rariny nìraha manangona izay eo amin'ny fitondrana raha mandinika ny zava-misy amin'izao fotoana izao aho. Dia atao haza lambo izay teo amin'ny fitondrana na ny namany sy izay nifampikasooka tam... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 09:38
xxx ( 28/03/2009 21:04)
Mbola misy ve ilay toerana ministra tsy misy mety mandray ? raha izany manko misy namako comorien izay (nationalité comorien) chomeur nedala mitady asa, nahare io vaovao io dia vonona be ka ho anareo... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 09:48
Noue ( 28/03/2009 20:44)
[b]Mitaky ny fialan’ny Andry tgv eo Ambohitsrohitra sy Iavoloha satria tsy lanim-bahoaka tamin’ny latsa-bato izy Mitaky ny hanajanonan’ny miaramila mpiodina sady mpanongam-panjakana ny famo... tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:07
xxx ( 28/03/2009 20:41)
io teny io foana no nataony TGV tsianjery rehefa misy mpanao gazety vazaha nanontany izy saby mi-rouler "R" be ery fony izy mbola ampombolahy teo @ 13 mai. Hay tena tsianjery maimbo fotsiny ilay teny ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/03/2009 21:08
xxx ( 28/03/2009 20:37)
Aza mahay miaina eo ihany , iny anie tsy misangy fa tonga dia kapobatana ira8 mihovitrovitry ny diabeta iny , tandremo ry zalahy fa ny aty tsy hadàlana . 8) ... tohiny
news2dago ( 28/03/2009 20:17)
Proviseur ny lycée Jules fery ity tsy hita ity. Misy tokoa ny olona namoy ny ainy ary misy razana nafenina ao @ RM1 araka ny vaovao maripototra voaray farany. Dia ahn ihany ity fiainana eto madagas... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 21:38
Andribe ( 28/03/2009 19:43)
tena vita tanteraka ny tvma par satellite h@ nahatongavan i tgv nefa t@ nahateo an dra8 nandeha foana nga tsy ampy fanana lery handoavana an le izy kle sa niova ny frequence nisy leizy sa tsy haindry ... tohiny
novalian'i Noue ny 28/03/2009 20:45
sadeky ( 28/03/2009 19:20)
Tsy azo isalasalana mihitsy raha mijery ny comportement le miaramila gasy, fa ireo nitifitra teo @ 13mai ihany no nitifitra teo ambohitsorohitra ny 7fevrier teto,anisan'ny renfort t@ io.... tohiny
novalian'i Noue ny 28/03/2009 20:14
soanja ( 28/03/2009 19:09)
Ka izy efa nametra-pialana? efa nifona sns fa nanao diso. Tsy aleo amin'izay ve mba hijanona ny rotaka sy ny fivorivoriana... sns fa mba fampandriana ny firenena hanana filaminana no tadiavintsika? ... tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:25
molota ( 28/03/2009 18:58)
asa na misy ranomasina eto Antananarivo ka niditra teny @ PORT AmbatoB ireto menaka lazaina fa 12500 TENA VENDRANA mitombo ndray hono ny vidiny refa makany @province satria misy frais! menaky RA8 ihan... tohiny
novalian'i rajy ny 28/03/2009 20:46
andrywui ( 28/03/2009 18:25)
Tena ts haiko na mba misy saina ihany reto TIM reto na tsia ka !!! ny olona hnatenainy hitondra eo ty tsy sahy akory na ny manonona oe MADAGASCAR aza , fa miafina any anaty harambaton'ISALO any !! k... tohiny
novalian'i Andribe ny 28/03/2009 20:47
diamondra27 ( 28/03/2009 18:07)
fa tena tsy maharaka e marina fa misy ny tsy fitovian-kevitra eto amin'ny tany sy ny fanjakana fa mba manontany anareo any dago hoe; mba manao ahoana ny fandrosoan'ny boaty de nuit any am zao foto... tohiny
novalian'i Belami ny 28/03/2009 21:27
xxx ( 28/03/2009 17:49)
inona moa ry reto le devisen'i tgv peace and love moa sao dia lasa pisse and alaovy aza izy ity ... tohiny
novalian'i molota ny 28/03/2009 18:24
xxx ( 28/03/2009 17:37)
Dia i tgv sy ny mpamadika tanindrazana malagasy maro be no pions ampiasain"ny Frantsay. Ka inona foana no mahatonga anareo manohana an'i Andry sy i Ratsiraka kanefa efa teo foana ireo nandritry ny 30... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/03/2009 14:21
molota ( 28/03/2009 17:00)
ny BASY sy ny karazany TSY MAHARESY NY VAHOAKA MALAGASY mazaka ny valiny ry miaramila tsy vanona mpamono olona :!: :x ... tohiny
novalian'i molota ny 30/03/2009 08:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.9179