Politika

xxx ( 30/03/2009 04:58)
otrany lasa ny fikan'ny tgv tamzany iany no mody averin'ny tim amzao,ndana ar makeny ambotsirohotra maka ny palais ra sahy de refa maty eny lisany de mba voavaly faty sy samy afaka ny 7 février e :tw... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 09:26
Noue ( 29/03/2009 20:39)
dia mba rariny kosa ve ozy ianareo raha mijery an'io vidéo io ianareo aaa ! ny jioahimboton'i tgv ao ambadikin'ny miaramila, nefa ry zareo sady mitifitra no misambotra ??? :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 09:29
lagoon ( 29/03/2009 20:33)
http://www.tim-madagascar.org/media/20090329.mp3... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 05:59
salopard ( 29/03/2009 20:16)
Tena lasa SEKTA ihintsy le TIM, Dada indray izao ve no fiantso ny Prezidanareo. Raha tsy sekta tsy hiantso ny GOUROU- ny hoe dada De ahoana? satria dada ve dia vadin'ny Mamanareo izany ? ... tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 22:27
news2dago ( 29/03/2009 20:04)
PARIS - Paris considère toujours Marc Ravalomanana comme le “président en titre” de Madagascar et Andry Rajoelina comme le chef d’une autorité de transition “dont on ne sait pas très bien ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 05:49
sadeky ( 29/03/2009 19:44)
efa tena mahazo vahana be mihitsy le mpanohana an'i ra8 eto tana ary efa betsaka ny bandy tena sahy hoe hanamboatra ny capsat,tsy honohono fa efa misy projet mihitsy :evil: :evil: :evil: ... tohiny
novalian'i ysless ny 30/03/2009 07:05
andrywui ( 29/03/2009 18:26)
Ny ankizy mitomany , ny sakafo ho haniny tsy misy ,ny voisin (tgv) mampijaly ny zaza , ny fianarana tsy vita intsony fa efa niala nianatra aby ny lehibebe , i Neny (ministra, deputé, sénéteur) tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 15:49
Noue ( 29/03/2009 18:03)
[b]Madagascar en Guerre Civile ou Madagascar en Paix? Ensemble, nous pouvons encore décider![/b] ery ambany ery no afaka manao an'io petition isika ee !! http://solidarite-madagascar.com/ind... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 19:13
tgvra8 ( 29/03/2009 17:51)
Maninona ra8 tsy miverina zao de zao sa ve matahotra izy dia hisy sahy hamono koa ve izy hoy ianareo. raha tsy misy izany efa maramila bedebe reo eo ambojatovo reo no miaro azy na aleo hisy hikitika l... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 15:52
sadeky ( 29/03/2009 17:49)
tena vahoka kosa no manaraka an'i ra8,nivavaka teny fotsiny no efa 50.000 protestant fjkm io fa mbola ao koa ny loteriana sy ny katolika manaohana an'i ra8 tsy teny .azo antoka fa ho k.o indray i tgv ... tohiny
novalian'i Noue ny 29/03/2009 20:41
news2dago ( 29/03/2009 17:40)
Gaga aho tena gaga raha nanamarika ny 29 marsa le zalahy ity. Izay fantatra fa padsma ihany koa ankehitriny. Nivarotra ny tanindrazana ambongadiny ny tanindrazana malagasy @ frantsay.... tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 06:17
xxx ( 29/03/2009 16:31)
Mba anehoana fa tezitra aminy isika, ary manana ny maha isika antsika... tohiny
novalian'i tgvra8 ny 29/03/2009 17:47
Noue ( 29/03/2009 13:59)
[b]Ry Vahoaka Malagasy, Ato am – poko mandrakariva ny fahatsiarovana antsika rehetra, ato am – poko mandrakariva ny afo miredareda tia hampandroso haingana an’i Madagasikara. Tsy ho sandaik... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 18:16
nancy ( 29/03/2009 06:45)
http://www.dailymotion.com/video/x8t0e9_28-mars-ambohijatovo-video-amateur_news... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2009 18:38
tsimatimanota ( 29/03/2009 05:03)
RY MALAGASY TIA TANINDRAZANA ANIO NO HANEHOANAO FARANY NY ADY MASINA HANAVOTANA AN I MADAGASIKARA MIVONONA , HATAMBARO NY HERY TAPITRA ANIO NY FANJANAHANA AN I MADAGASIKARA TSY AVELANTSIKA... tohiny
novalian'i andrywui ny 29/03/2009 18:33
bluetooth77 ( 29/03/2009 04:37)
Le gouvernement de Transition et la HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaires.... tohiny
novalian'i Andribe ny 29/03/2009 13:14
soanja ( 28/03/2009 23:07)
Tokony hitondra ny firenena amin'ny fifidianana manaraka? Mba tsidiho izay hevitra izay fa very fotoana be isika. Izay olona manana fitiava-tanindrazana feno re jerena ary diniho alao ambony a... tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2009 19:53
xxx ( 28/03/2009 22:53)
ny fitondran'i tgv efa illegal,satria tsy misy firenana na dia iray aza mireconnaitre an'i tgv sy ny fitondrany donc illegal ,tsy manana fahefana,sans papier mihitsy ny filaza azy raha mitady hiditra... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 08:35
bazylou ( 28/03/2009 22:43)
Amin'izao raharaha izao dia hita mazava fa tsy manana olona hosarangotina i MAdagasikara. NY antitra teo aloha efa mankaleo sy mpamadika daholo, le ray lasa nilefa any amin'ny maizina .Ny anankiray va... tohiny
novalian'i xxx ny 29/03/2009 15:27
xxx ( 28/03/2009 21:45)
Tout individu a droit à la liberté d\'opinion et d\'expression, ce qui implique le droit de ne pas etre inquietété pour ses opinions et celui de chercher , de recevoir et de repandre , sans consid... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2009 22:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0348