Politika

ifiona ( 30/03/2009 11:35)
http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_1356.php :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i Noue ny 30/03/2009 16:43
essera ( 30/03/2009 11:29)
Mbola tsy mino ihany ve ianareo hoe nitovy tanteraka tamin'ny fitondran-dRatsiraka ny fitondrana nentin'ny filoha Ra8. 1/ Efa natomboka ny kitranoatrano, nefa tadidiko mihitsy Ra8 nilokaloka fa com... tohiny
Mirananirina ( 30/03/2009 10:55)
il doit à son tour affronter la pression de la rue .... tohiny
novalian'i fijo ny 31/03/2009 22:51
xxx ( 30/03/2009 10:50)
Manalà fo eto fa efa kely sisa , ny FONJA no miandry ny olona ratsy saina sy be fialonana ary tsy mahataty ny reussiten'ny hafa , tsy mahataty ny sasany mi-participer hanampiana ny sasany @ lalan'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 10:58
penguin ( 30/03/2009 10:47)
Rehefa azo ny fanjakana petatoko dia tonga ny hoe aleo hilamina amin'izay vé ? Tsy misy mihevitra ny hanankorontana ny Malagasy eto fa ny fanjerana ny fitondrana tematemaka no himasoana. Rehefa ireo ... tohiny
novalian'i penguin ny 31/03/2009 05:57
dofinois ( 30/03/2009 09:42)
raikitra ny tena democratie miaraka an'i tgv,izao dia manomana grevy fanohanana an'i tgv sy ny fanjakany ny gadra afaka,miaraka amin'i coutiti sy ry pety ,voninahitsy ,dia eny @ 13mai ry alain ramars... tohiny
novalian'i pitchou ny 30/03/2009 12:41
KALACK ( 30/03/2009 09:23)
De mbola manao antso avo ihany aho ray olona , mbola tsy vizana aho miteny ny TIM oe,: aleo aloha hiasa io Fanjakana vaovao io na atao oe taona vitsy2 2 na 3 fotsiny iany aza fa hitombo anie ny fati a... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 13:27
saranga ( 30/03/2009 08:26)
Vao herinandro ve nama no ministre ry zalahy reo die efa tendan-kanina be. Fantatrareo ve fa nisy vadina ministre TGV naka 12 millions Ariary tany amin'ny banky iray tsy tononiko dia tsy nomen'ilay ba... tohiny
novalian'i irihat ny 30/03/2009 13:50
molota ( 30/03/2009 08:17)
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaire! :cry: ... tohiny
novalian'i ndenn ny 30/03/2009 14:14
molota ( 30/03/2009 08:15)
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d'augmentation de salaire! :cry: ... tohiny
novalian'i nilex ny 30/03/2009 08:42
essera ( 30/03/2009 08:12)
Ilay vaovao mba nanaitra androany angamba dia ilay fanambarana nataon'i Alain Joyandet (Ministra frantsay) milaza fa Ra8 no président en titre. Dia ahoana hoy n pro-ra8 amin'io. Mbola ao ambadika ... tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 09:57
xxx ( 30/03/2009 07:54)
Mihetseh hery a, hay i naughty boys io mpanao copie coller lava ato io tratra izy androany fa nipoitr tampok n anarany... tohiny
novalian'i xxx ny 30/03/2009 08:57
molota ( 30/03/2009 07:52)
Le gouvernement de transition et HAT a corrompu l\'armée en leur faisant bénéficier en cachette 50% d\'augmentation de salaire.... tohiny
novalian'i moi ny 31/03/2009 06:03
naughtyboy ( 30/03/2009 07:44)
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ireo... tohiny
myari ( 30/03/2009 07:36)
Hatramin'izay aho dia nieritreritra ihatrany hoe mba misy manana ny mahaizy ihany ny mpanaraka an'i TGV rehefa tena dinihina anefa ankehitriny dia maha ontsa ny milaza azy satria tsy hita mihintsy iza... tohiny
novalian'i papala ny 31/03/2009 13:06
naughtyboy ( 30/03/2009 07:28)
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ir... tohiny
rabaradaka ( 30/03/2009 07:01)
Après le massacre perpetré pa le CAPSAT samedi dernier, j'ose dire que la fin est proche pour TGV et Ratsirahonana. La déclaration de M. Joyandet changera incontestablement les donnes politiques ca... tohiny
novalian'i KALACK ny 30/03/2009 08:50
naughtyboy ( 30/03/2009 06:57)
Tsy ny vahoaka manontolo akory no azo amboarin\'ny frantsay ho zanahina indray fa ireto goaika antitra sy ny maivan-kitsaka toa an\'i andry...hatr@ zay,na dia mampiseho fiatsaram-belatsihy aza izy ir... tohiny
xxx ( 30/03/2009 06:12)
hanao grève gle hono!mampime! teo tgv nanao an'io, nimenomenona ny sasany fa aleo ny mpianatra hianatra, de ho année blanche ve zany ty taona ty?,zao nefa zareo indray no hanao azy! fa rehefa avy am... tohiny
novalian'i KALACK ny 30/03/2009 09:01
essera ( 30/03/2009 05:52)
Salama daholo e !!! Misy izany ny mpanao diversion eto amin'ny tanàna sady miezaka manao magie. Mba gaga ihany aho nahita lohanteny hoe : "nahilika ny TIM momba ny assise nationale", nefa koa mba... tohiny
novalian'i essera ny 30/03/2009 10:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.0587