Politika
penguin
(
01/04/2009 12:15)
Tsy misy ahatahorana ny miaramilan'ny SADC hoy i monja roindefo ary vonona ny hiaro tena ka afaka hanome lesona azy ireo ny miaramila gasy. Ny Jeneraly moa retirety tsy nahita gerrragerrra ny mbola am...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:41
ronaldo09
(
01/04/2009 12:13)
Taitra sy gaga tokoa ireo mpanara-baovao nandre ny teny nataon’ny filoham-piangonana kristiana iray tamin’ny alahady lasa teo. Tsy ny tenany moa no tonga teny an-toerana fa taratasy nampitondrainy...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:47
ifiona
(
01/04/2009 11:41)
;-)
http://www.topmada.com/2009/04/01/discours-de-ravalomanana-au-sommet-extraordinaire-de-la-sadc-le-30-mars/#more-4336
:roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i ifiona ny 01/04/2009 17:59
mion
(
01/04/2009 10:51)
Madagascar, ancienne colonie française, se trouve aujourd'hui dans une situation sans précédent et qui évolue à une vitesse impressionnante vers une guerre civile où la main de la France (Mère ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 01/04/2009 12:10
bazylou
(
01/04/2009 10:16)
http://news.xinhuanet.com/english/2009-04/01/content_11114254.htm
diniho tsara arye!! :?: :?: :?: ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 01/04/2009 23:04
bazylou
(
01/04/2009 09:59)
tim eny am 13 mai indray izao , de ny tgv eny ambohijtv!!! ady gasy marina izy ty kleee :-D :-D ...
tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 01/04/2009 13:42
namanabe
(
01/04/2009 09:40)
raha oharina amin'ny resaka fivavahana ny politika mitranga amin'izao fotoana izao dia ity
Ny anay tsy ra8vendrana na tgv no hivavahanay fa ny ao ambony
Ianao karazan'ireny mpisolelaka tsotra be...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/04/2009 09:50
penguin
(
01/04/2009 09:21)
Mbola any vé lay hoe tsy handray karama andry tgvendrana ry mpomba azy a ? Sa sehatra hafa ny HAT ka tsy asiana izay resaka izay ? Hiana aty Madagasikara daholo ny Harvard sy ny Cambrige ary ny naman...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/04/2009 11:47
rasobakobako
(
01/04/2009 08:36)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
n...
tohiny
novalian'i Oay ny 01/04/2009 09:57
xxx
(
01/04/2009 07:54)
Hametra-pialana tanteraka zany i Andry Rajoelina am zoma izao fa betsaka loatra ireo pression ataon'ny firenena sy ny fikambanana iraisampirenena qeran'izao tontolo izao araka ny fivoriana maika nata...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:09
BlackGasy
(
01/04/2009 07:31)
Raikitra ny revin-gadra sy ny asam-boto ataon'ireo gadra nahazo fahafahana vonjy maika m'lay aloha eh! satria ho main'ny afo natsangany eo amin'izay ny Fitondrana Rajoel hahahaha sady @ zay hono ny va...
tohiny
novalian'i mion ny 01/04/2009 10:56
Noue
(
01/04/2009 05:57)
Dia mahavariana kosa aloha ee ! ny olona rehefa nanao fahadisoana, niteraka figadrana mahintsiny, dia tokony mba misaina avy eo!!! mba diniho kely anie ity saina ratsy ataon'ny ireo gadra tafavoaka ee...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:51
sitlo
(
01/04/2009 05:44)
Poisson d'avril kely aloha fa tsss! :lol: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:53
tsiafoi1
(
01/04/2009 05:30)
Manasa antsika hijery
[url]http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2[/url]
http://www.france24.com/fr/20090327-ledebat-madagascar-nouvelle-ere-2
Misaotra an'i M...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:08
soanja
(
01/04/2009 03:28)
Mino aho fa manenina tongotra aman-tanana mihitsy izay ilay filoha vaoongana fa nahatsapa mihitsy ny hadisoany sy ny tsy fanaovana tsinotsinona ny vahoaka nentiny!
Miakolpa, miakolpa "Raha mba nih...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2009 04:18
sitlo
(
01/04/2009 00:43)
Izany hoe vao teraka tamin'ny 1991, tsy naharaka akory ny zava-nitranga.
[img]http://img12.imageshack.us/img12/2839/vatatay.jpg[/img]
Rehefa mafy ny ataky dia na ny mpiara-monina aza no tifirina...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:14
bazylou
(
01/04/2009 00:09)
tsy tonga teny ambohijatovo intsny fa lasa nilahatra menaka sy vary aloha!!! :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:23
zandikely
(
31/03/2009 21:28)
L'Union européenne annonce la continuité de sa coopération avec Madagascar. Mais des sanctions pourraient tomber si le dialogue annoncé n’aboutit pas.
Ce n'est peut être qu'un sursis pour ...
tohiny
vilambava
(
31/03/2009 20:20)
Toa mbola tsy teraka foana hoy aho le governemanta e. Tena maika nanendry olona tamin'ny fotoana nanakorontanana ny tanàna. Zao ry zalahy mitondra de toa tsy mahita izay hapetraka eo....
Sa mbola h...
tohiny
lemenakely
(
31/03/2009 19:57)
Tsy nisy olom-panjakàna nitondra teto MADAGASIKARA fa olom-pahefana, na io FANJAKANA io aza tsy mbola nisy ka tsy tokony hanangana trano mihintsy aloha raha ny fototra aza tsy eo :?: ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 31/03/2009 21:39
