Politika
hery
(
02/04/2009 08:50)
Henoko fa milefitra kely ny mpandàla ny ara-dalàna ka nametraka sosokevitra hivoahana amin'ny krizy. Dia tsy inona izany fa ny fiverenana amin'ny lalàm-panorenana miendrika toa izao:
- Averina ho ...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:29
essera
(
02/04/2009 08:29)
Mbola inty aho hoy voay be (lé phrase fotsin no milay fa izy efa tsy hita tsony), ka aiza nareo pro-ra8 :
Io équation kely tsy d mankaiza io izany no mba omeko anareo hoe mampivarina an-kady. 8O...
tohiny
novalian'i essera ny 02/04/2009 12:50
sadeky
(
02/04/2009 08:20)
akoatra ny la frantsa izay manohana ankolaka an'i tgv dia dia io koa i angelina jolie, http://www.youtube.com/watch?v=npYF-xyNU9o...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 09:04
ari.malala
(
02/04/2009 07:51)
Fa raha tsy diso ny fahalalako, ny grâce presidentielle nomena ireo gadra politika dia tsy manadio ny casier judiciaire ny (azafady @ ila teny vary @anana aloha fa tsy haiko ny filazana ny casier jud...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/04/2009 21:44
saranga
(
02/04/2009 06:55)
Loza rey olona fa ireto mpanao politika AREMA, AKFM, Leader, UNDD, CRN sy ny sisa daholo no mamemo ny couloir-n'ny Ministera rehetra. Dia ny loza koa dia ity : mitady seza daholo ireo donto sy tsy nia...
tohiny
novalian'i Oay ny 02/04/2009 10:18
essera
(
02/04/2009 05:48)
Zay mpisera eto amin'ny forum dia nahatadidy tsara ny nolazaiko momba ilay pasitera nolazaina fa hoe : "mipipiza ialahy dia sotroy ny pipin'elah."
Herinandro taty aoriana dia nahitsin'ny mpitarika ...
tohiny
novalian'i Oay ny 02/04/2009 11:09
Mandefitra
(
02/04/2009 05:32)
Gadra pôlitika
Nihaona tamin'ny Arsevekan'Antananarivo
Taorian'ny fihaonan'ny gadra pôlitika tamin'ny profesora Zafy Albert, teny Ivandry, dia noraisin'ny Arsevekan'Antananarivo, teny Antani...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/04/2009 12:40
sitlo
(
02/04/2009 05:01)
Rehefa jerena ny zava-misy dia ireto avy sisa no manohana an'i TGV:
- ny mpanao politika nambotry firenena fahiny
- ny miaramila mpikomy (honohono: voatamby ny sasany ary atao otage ny fianakavian'n...
tohiny
novalian'i essera ny 02/04/2009 09:41
bazylou
(
01/04/2009 23:04)
ity ny dikateny ary e!!
""Avions de président de Madagascan vendus au politicien de la Réunion
16:41de www.chinaview.cn 2009-04-01 : 38 Copie
ANTANANARIVO, 1er avril (Xinhua)...
tohiny
novalian'i lasa ny 02/04/2009 18:38
lemenakely
(
01/04/2009 20:27)
Mila fahaizana mihintsy amiko ny fitantanana firenena izany!Ny firenena mandroso aza ity mikaikaika noho ny crise.
Ny antsika raha jerena toa rehefa mahay mitarik olona dia lazaina vahoaka , dia ma...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 02/04/2009 14:34
locl
(
01/04/2009 19:54)
Dia inona indray izao no lainga ho tantaraindry DJ rahampitso? Asaivo mandeha GAYPAX izy fa ao no sahaza azy e...
tohiny
novalian'i locl ny 02/04/2009 17:14
tgvra8
(
01/04/2009 18:32)
manomboka anio dia manomboka ny adihevitra ami fivarotana an i madagasikara ny asutralian no hividy azy ary ho roahana daholo izay malagasy tsy mahaloha ofantany sy trano satria hovidiandry zareo atr...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:09
sambatra
(
01/04/2009 18:31)
Aza mba ny zanany no tratr'izao!
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,230359
Mivavaka ho an'ny fanahin'ireo namoy ny ainy.
...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 02/04/2009 20:44
ifiona
(
01/04/2009 18:25)
voafitaka eo koa lisany.
:-D :-D
source orange.mg
Le Journal de l’île de la Réunion (JIR) a publié ce matin ce qui est sans doute le meilleur poisson d’avril de la journée, en af...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 01/04/2009 20:43
Noue
(
01/04/2009 17:20)
ny marina oa tsy maintsy mivoaka eny foana ee !! Te hisavasava tany kanjo latsaka anaty t....
[b]Selon Bloomberg, les bureaux de QMM Rio Tinto à Fort dauphin ont fait l'objet de fouilles par l'arm...
tohiny
novalian'i bozzy ny 01/04/2009 21:46
Noue
(
01/04/2009 16:28)
[b]FA NATOKANA HO AN'IZA NY 13 MAI SY NY AMBOHIJATOVO ????[/b] :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
[b] - « La place (de la démocratie) est à nous et à nous seulement, si...
tohiny
novalian'i bozzy ny 01/04/2009 21:42
ra8enforce
(
01/04/2009 16:07)
tena interessant be le hoe averina president r8 na dia symbole ihany aza fa ny premier ministre no mitondra ny baolina dia mahazo fanampiana,ny interet ny etat no jerena fa tsy ny any ampaosiny mpanoh...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 02/04/2009 07:40
kidoropamba
(
01/04/2009 16:02)
Aiza izao ingahy jentilisa fa tokony faizina mafy dia mafy izy sy ny lainga be any.
Aiza izao ry noue sy ny fianakaviany tokony alefa any tsiafahy hanaovan-dry zalahy azy mahamay ao.
Tsy ampy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:26
sambatra
(
01/04/2009 14:52)
EFA MPANAM-BOLA ABY IREO MPIKAMBANA AO @ HAT ARY KOA IREO MINISITRA. ARAKA IZANY, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MARINA IREO ARY RAHA MITSINJO NY MAJINIKA DIA TOKONY HANAO FIANIANANA FA TSY HANDRAY NA DI...
tohiny
novalian'i irihat ny 02/04/2009 07:48
Mandefitra
(
01/04/2009 12:47)
Dia tapaka zany fa hamidy @ air australy ilay air force one.
Mba fantatrao ve fa raha 114Mds Ar no vidiny, 39Mds/mois ny karaman'ny fonktionera?
Donky tsy ampy hoanin'ny mpiasam-panjakana 3 vola...
tohiny
novalian'i botakely92 ny 01/04/2009 18:18
