Politika
ra8enforce
(
03/04/2009 12:03)
Tourmente à Madagascar
Andry Rajoelina accuse l’île Maurice
Le président de la Haute Autorité de Transition (HAT) malgache, Andry Rajoelina, vient d’accuser le Mauricien Prega Ramsamy d’...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:50
kidoropamba
(
03/04/2009 11:52)
Aza manao kamo be tenda ry TIM ka hanakorontana lava izao ny tanjona.
Efa mipetraka izao ny transition ary efa amperin'asa ny filoha HAT Andry TGV ka aza mandany andro manakorontana io.
Mba mias...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 03/04/2009 15:53
Garfield
(
03/04/2009 10:28)
Tena fitiavan-tanindrazana tokoa ve no hitokonan'ireo TIM ireo eo ambohijatovo sa fitiavan-olon-tokana sy Fanatisme fotsiny? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 19:52
madamakely
(
03/04/2009 10:22)
Ela ihany oa no naha tany ny tany fa tsy mbola nisy dada avy nandeha ka nanontanian'ny zanany hoe "nitondra mofo ve dada" de namaly hoe " eny lesy a, olona handripaka an'ilaisany no netiko".
Bizaaaaa...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 13:36
essera
(
03/04/2009 10:00)
Hevitro ahy manokana ity fa tsy voatery hitovy ny antsika :
- Ny an'i Ra8 : tiany ho tena fefika azy iray manontolo Mcar ka amin'ny lafiny rehetra mihitsy io (antoko politika, toe-karena, hevitra, ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 03/04/2009 11:58
Garfield
(
03/04/2009 09:54)
Araka ny lohahevitra io ambony io dia tokony hanatevin-daharana ny TIM sy ny mpiaro ny ara-dalana eny ambohijatovo isika vahoaka malagasy rehetra sy izay protestanta rehetra.
Hazavaiko aloha ireo ara...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2009 10:28
Mirananirina
(
03/04/2009 09:53)
La jeune épouse du président de la Haute Autorité de transition (HAT), Mialy Rajoelina, s'occupe de la gestion des sociétés familiales (Injet, Doma Pub, ainsi que la Radio et la Télévision Viva...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 04/04/2009 08:29
xxx
(
03/04/2009 09:42)
RY MIARAMILA, AOKA MBA HASIO HASINY NY VAHOAKA, IANAREO NO NATAO HIARO NY VAHOAKA FA TSY HAMONO, AZA ATAKALO VOLA NY FOTOKEVITRA IJOROANY TAFIKA MALAGASY, DIA NY FANOMPOANA NY TANINDRAZANA IZANY, IZAH...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:35
mihitsy
(
03/04/2009 09:27)
de tsy mahita fika hafa mihitsy ve reo tim reo fa averina daholo ze efa nataon'ny tgv:
- manangona olona
- namorona marika hita am rantsan-tanana
- manao ultimatum
- mitaona ny olona higrevy
- sn...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 03/04/2009 11:47
penguin
(
03/04/2009 09:23)
Tena mety ho marina ilay hoe lany bala ny TIM sy izay miaro ny ara-dàlana saingy aza maika fa i Madagasikara mihintsy no ho lany bala mihoatra ny fandrosoan'ny tany hafa. Ary aza adino fa ny malaza i...
tohiny
novalian'i penguin ny 03/04/2009 14:23
myari
(
03/04/2009 09:11)
Mba liana ihany ny tena mba hoe iza avy izany ireo mba hampetraka ao @ ity hoe HAT ity rehefa nojerena tokoa dia hita fa dia ireo fakofakon'olona izay efa naloan'ny vahoaka daholo no mitambatra ao, hi...
tohiny
novalian'i pink ny 03/04/2009 21:24
bazylou
(
03/04/2009 08:51)
izao izany dia samy manao ny asiziny nasionaliny ny rehetra. Asa mba hisy inona loatra no hitranga fa samy milaza azy ho babany avokoa!! ny tim moa efa vavan'ny maty andrano no ataony fa ny amerenana ...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 09:35
penguin
(
03/04/2009 08:13)
Resaka tsy mitombona ary loza no ataon'ny fitondrana tetezamita. Tairina ny vahoaka ary faly sy mitsinjaka saingy tsy hainy fa tsy ho tafavoaka io. Resa-be tao anaty taxi-be satria nisy nitondra mofo ...
tohiny
novalian'i penguin ny 03/04/2009 14:27
bozyboleta
(
03/04/2009 08:00)
Isanandro dia manao ny ataony ny miaramila manenjika ireo mpanohana ny ara-dalàna na teny Ambohijatovo na eo @ kianja 13 mai.
Averiko eto ny tenin-drazanakorona ho an'ireo mbola mahita hoe nety ny n...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:15
rasobakobako
(
03/04/2009 07:57)
Ireto avy isika :
1. Pro Ra-8 : tsy azo kianina mihitsy Ra-8, mbola manantena tanteraka ny fiverenany, manao izay fomba iverenany, mitolona sy miaritra ny capsat, mankahala tanteraka an'i TGV. Diso d...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:47
essera
(
03/04/2009 07:46)
Raha tena mandinika ianareo dia olona efa notsipahin'i Dada teny amin'n ambavafony daholo ireo olona ireo. Nisy namana efa nanazava an'io tao ambany tao momba an'i Tsiapody, Rajemson sns.
Raha misy...
tohiny
novalian'i essera ny 03/04/2009 11:03
rasobakobako
(
03/04/2009 07:26)
Liana be aho @ ireny vidéo ireny, tafiditra aho @ ilay hoe JEREO ETO fa tsy mety misokatra mihitsy, ela be, inona no tokony ataoko ?...
tohiny
novalian'i salopard ny 03/04/2009 07:52
Mandefitra
(
03/04/2009 07:16)
Toy ny vato natsindry ahazana zao TGV satria vita ny nilana FR azy : nanala andra - 8.
Le Conseil permanent de la Francophonie (CPF) a décidé jeudi de suspendre Madagascar. Réuni à Paris en Ses...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:01
Noue
(
03/04/2009 06:50)
[URL=http://img12.imageshack.us/my.php?image=militairerepression2803.jpg][IMG]http://img12.imageshack.us/img12/1635/militairerepression2803.jpg[/IMG][/URL]
[b]Un homme abattu ce 28 mars ?[/b]
[b]F...
tohiny
novalian'i ifiona ny 03/04/2009 12:04
xxx
(
03/04/2009 06:45)
Raha ny fahitako azy dia efa tongotra by an-dakana ny an'ny TGV ary tsy hihemotra izany izy n'inn n'inn fanakianan ataon'ny firenen-dehibe sy ny vondrona iraisampirenena aminy. Ary misy am'reo fihetsi...
tohiny
novalian'i Oay ny 03/04/2009 07:19
