Politika
bozyboleta
(
06/04/2009 12:04)
Io ndray zany zao no baikom-pitolomana @ zao fanjakana fôpla zao.
Eny @ firaisana ny filaharam-bary sy menaka. Ary dia misy mahavatra mifoha @ 4 ora maraina koa sao tsy mahazo ny anjarany: 1.5 l ny ...
tohiny
novalian'i Oay ny 06/04/2009 16:26
penguin
(
06/04/2009 10:03)
Mba hampodiana faingana an'ireo sesi-tany ary ahafahan'ny fianakaviany mitsena azy mivantana dia ampidino ny saran-dàlan'ny Air Mad mivoaka sy miditra. Efa noresahan'ireo fikambanan'ny gadra politika...
tohiny
novalian'i nancy ny 06/04/2009 17:18
essera
(
06/04/2009 09:13)
Raha nilaza aho tery ambanimbany hoe tsara2 ko2 tsy miverina i Dada.
Rehefa namaky ny valiny aho adin'roa tato aoriana dia azo raisina fa misy no malahelo seza. Izay no antony hidradradradrany mafy...
tohiny
novalian'i essera ny 06/04/2009 12:01
xxx
(
06/04/2009 09:03)
Mande be ny feo hoe nisy namono i Sonia tao @ MBS (Mbola tsara)! Marina ve zany?...
tohiny
novalian'i essera ny 06/04/2009 11:14
ravonjison
(
06/04/2009 08:40)
Ianareo ve mba nisy nanontany hoe : maninona moa i TGV no tsy mamoaka porofo mazava tokony homena ny mpitsara, ary ny mpitsara ihany no tokony hanapaka na nisy na tsy nisy zavatra tsy ara-dalána nata...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 06/04/2009 14:52
ari.malala
(
06/04/2009 08:19)
Tsy azoko mintsy hoa ilay hoe sakanana ny camion an'ny TIKO e! dia alaina an-keriny ny zavatra ao anatiny na tazomina an-keriny gafiana tsotra fotsiny izao ilay entana ao anatiny! Ohatra fotsiny ilay ...
tohiny
novalian'i nancy ny 07/04/2009 14:59
kidoropamba
(
06/04/2009 08:16)
Toa somary adino ihany ilay tokony hidarohana an'ingahy Gaetan razafindratandra sy ramarisely Ranjeva ka.
Fanetry be an'ny tany ireny ka tokony faizina mafy dia mafy. ...
tohiny
novalian'i Oay ny 06/04/2009 12:35
rabaradaka
(
06/04/2009 07:05)
Tena mamba noana tokoa ve dadatoa ireo ministra ireo (Ny Hasina, Hajo, Oganesy, sy ny sisa) fa mahazo vahana sahady ny aferafera. Aiza ve ka andro antoandro be zao de sahy milaza ny mpitsara (dadatoa ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 09:51
mion
(
06/04/2009 07:01)
un français qui parle malgache no filoham-pirenena malagasy, c koi ce delire ??
miverina indray zany ny tantara t@ 1896 .
Tsy nisy dikany @ vahiny ny Constitution nofidian'ny Malagasy ka nohitsa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 09:54
mazavajery
(
06/04/2009 06:30)
ireto misy fanamarihana vitsivitsy ara psikolojia dia fantaro izay misy anao: tgv: ireo kamo be tenda ,manantena vakitrano lava mba hivelomana ,ireo mitady asa nefa tsy mahita noho ny tsy fa...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 15:25
essera
(
06/04/2009 05:54)
Salama daholo e,
Am-pahatsorana sy am-pantoniana no hitenenako fa tsara2 ko2 ny tsy hiverenan-dRa8 aloha. Tsy hoe tsy fitiavana azy akory na fahatahorana fa efa mandroso be amin'ny lalina izao ny t...
tohiny
novalian'i Oay ny 06/04/2009 14:56
penguin
(
06/04/2009 05:45)
Efa nampalaza ny tarika ratsiraka moa ny fampilaharam-bary izay misy soratra hoe "RICE FOR PIGS" tamin'ny androny ka izao dia mitantara tsara ny mpilaha-bary any amin'ny firaisana fa izay be sandry ih...
tohiny
novalian'i penguin ny 06/04/2009 11:10
salopard
(
05/04/2009 20:58)
Miova izao ny fitondrana , ampodio @ izay fa mandany volampanjakana fotsiny:
-Ry YUKA ao Japon , fa lasa mihinana SUSHI, SASAMI, sy YAKATOURI @ volam-panjakana fotsiny.
-ry MIRANANIRINA koa: ...
tohiny
novalian'i tgvra8 ny 06/04/2009 19:24
ra8enforce
(
05/04/2009 19:10)
Dans un communiqué daté du 5 avril, les officiers et militaires "légalistes" dénoncent les "brutalités et abus exercés par certains militaires sur les civils". Ils annoncent prendre les mesures ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 06/04/2009 07:11
bazylou
(
05/04/2009 18:10)
Tompokolà sy tompokovaavy
Zao no baiko-ko. Rahampitso ho fanehontsika ny hatezerantsika eo imason'izao tontolo izao dia samy tsy hiakanjo daholo isika rehetra rahampitso.
Averiko ndray, tsy mis...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 06/04/2009 07:14
lemenakely
(
05/04/2009 17:52)
Be loatra ny manao anti-jeu @ ity raharaha manga ity eto MADAGASIKARA ,be ny famadihana palitao ary ny itêret personnel no aloha dia izao no vokany :?: ...
tohiny
novalian'i badboy ny 05/04/2009 22:18
bazylou
(
05/04/2009 15:16)
- il a plus de couille que les vieux cons d\'en face
- mazava be izy!!! misaraka ny fivavahana sy ny fanjakana
- efa reo ny calendrier rehetra, midika izany fa tsy hijanona eo izy araka ny lazaina ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 10:48
bazylou
(
04/04/2009 21:34)
tsy navelan'ny gardine nihaona teny ry tim ! dia rava ny baolina!! :lol: :oops: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 05/04/2009 18:44
lema
(
04/04/2009 21:18)
ny hetrao ra averina omena ny frantsay i mdagasikara...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2009 19:43
yonikafopl
(
04/04/2009 20:27)
hono ho aho e, inona marina no antsoina hoe vahoaka? rehefa toa inona sy ohatran'ny inona no antsoina fa vahoaka?
Nigrevy manko ny TGV, dia nilaza zareo fa vahoaka, an'ny vahoaka ny teny farany, ny...
tohiny
novalian'i andrywui ny 05/04/2009 20:48
