Ampidiro aloha ny tenimiafina
Maty marina ve Sonia MBS?
1. xxx
(
06/04/2009 09:03)
Mande be ny feo hoe nisy namono i Sonia tao @ MBS (Mbola tsara)! Marina ve zany?
2. kidoropamba
(
06/04/2009 09:33)
Ry manandafy mianakavy indray izany mamono olona izany mba hidiran'ny sadc eto madagasikara.
Tokony ampiakarina girady jeneraly aloha koutity mba hiadiana @ sadeky e.
3. xxx
(
06/04/2009 10:24)
zao de tsy tokony ato @ dinika politika ty dinikao ty?
Diso toerrana ngamba ise,
Rah maty izy de mitahia fa lasan-ko razana, za tsy izany le fiteny? sniff sniff :cry:
rah tsy maty izy, ho ela velona anie izy.
tsy misy an'zany fa tsaho zany e,
Mety i Sonia ihany koa anie no mankalaza an'zany e, satria efa hadinodinon'ny olona izy fa tsy misy Mbola tsara intsony de mankalaza tena @ zany kely ndray aloha,
Rah tsy hoe Sonia koa enao manao xxx io,
4. essera
(
06/04/2009 11:14)
Mba niezaka nanontany sy nitady information ihany aho fa toa fausse alerte ilay adklén-dragah. Hono daholo izay miteny rehetra fa tsy misy niteny hoe tena manana porofo.