tgv satria
1. bazylou
(
05/04/2009 15:16)
- il a plus de couille que les vieux cons d\'en face
- mazava be izy!!! misaraka ny fivavahana sy ny fanjakana
- efa reo ny calendrier rehetra, midika izany fa tsy hijanona eo izy araka ny lazaina fa mpanao andraikitra.
- ne be aza ny tsy tia dia ara-potoana ny tgv e!!!! tsy aky andry marary io.
- tsy mpividy ny lanitra sy ny fiangonana ilay io!!
- vadin\'i lery mpiasa ny sosialy, ary nahita sy nifanerasera taamin\'ireny fianakams sahirana nampiany reny ny taty. Tsy ohatran\'ny vadin\'ny sasany m........ ireny.
- Aleo anaovan\'ny tanora azy rehfa tsy amely ny soara e!!
- tsy hisy zany le8 back izany!!
- raha le8 notohizana teo tsy vao maika pire noho ideba!!! 50 ans mihitsy aza
de ho andevony daholo ny gasy.
- tamin\'ny mbola niady ny tgv tsy nisy afitsoka le tim fa ny vahoaka no nataony bouclier hiambina ny prezdany, izao efa resy sy nilavo lefona hono vao hoe avereno !!!!! tsssle efa resy e.
- na tsy misy CI aza de mitsangana io mada io.
-Ny sasany be menomenona etsy sy eroa fa tsy hay akory ny tiany tadiavina............
- tsy maintsy misafidy isika!! a sa b, ny eo anelanelany tsy vaha olana.
- na ara dalana na tsia dia tsy maintsy miova sy mandroso.
-Tsy an\' le8 i mada na de maro aza ny te ho mpiasany.
:*

novalian'i Mirananirina ny 06/04/2009 10:48
2. locl
(
05/04/2009 15:38)
F'nga moa nisy niteny hoe andravalo i Mada, aza mora dagintra @ tsy anantony.
ary hay tena matahotra ny hiverenany nareo raha azoko tsara ny hevitrao.
Handoso amin'inona hianreo rehefa ny hotaritina no tsy mety mamindra, mbola haverio indray fa i France tsy manambola intsony, manao hold up aty Suisse izy, mamorona izao karazana liste blanc, noir, ect...mba hanendrikendrehana ireo paradis ficaux, mba hangalany ny vola amin'ireny firenena ireny dia mody mampitahotra hoe hanasazy mafy ireo paradis fiscaux ireo ny UE, nefa ny Suisse mazandoa toy le gasy legaliste....asa na manara-baovao izany anareo.
Ka hono hoy aho, ny vidiny Avion iray ange tsy vita mora ny mandoa azy e!...raha io no antenaina handoavana karamany mpiasa.
Sa hiaraka @ ndy Mafia sady toa ny namany ihany ireto nalaina nameno ny membre ny equipe.

3. mazavajery
(
05/04/2009 16:32)
oh rabazy ah!toneo tsara aloha ianao dia maka saina tsara ;ny fidirana 4eme republika azo heverina; fa le fomba fakana an nilay fahefana hidirana tetezamita anie no tena mampalahelo eh! dia ahoana ireny tank ireny , ilay nanaovana ny ministeran ny aty tany ireny , dia ahoana daholo ireny burin maritoa hetimby tamin ny ministera isankarazany ireny sa dia hodiana fanina fotsiny; tsy hadinon ny malagasy mandrakizay ireny rabazy ah tsy azo kosehina amin ny tantaram pirenena intsony ka na diovina tahaka ny inona aza ny tsiparifary tsiparifary ihany fa tsy mety ho vary mihitsy rabazy ah.dada tsy maintsy miverina dia Andriamanitra no mamerina ny fahefany sy ny fananany , sahala amin i tantaran i joba rabazy ah! tsy mbola nisy devoly naharesy izany teto ambonin ny tany fa mapijaly vetivety fotsiny izy dia milevina any ambany tany indray ; dia mba mianara moa sekoly alahady eh !mbola henjana ange no hitaizana le bandy kely nanapotika fiaran olona sy nandroba tsy fidiny ireny rabazy eh; zay eh!
4. bazylou
(
05/04/2009 17:24)
ka na tsara na ratsy ny nahazoany azy dia izay e!! rehefa azony dia izay no vita!! fa angaha koa moa tsara ny nahazoan'ilay 8nareo iny fifidianan iny!!
fivadihan'ny rasa ioe!! dia ianareo rehetra ve dia mihevitra fa raha nijanona fotsiny teny am 13 mai ry tgv dia omen'i le8 azy ny poste na pm na ny placeny mihitsy !! non, donc tsy maintsy misy ny hetsika raha tia hahazo ,,,,,!! ny demokrasia anie ka didin'ny be sandry hoan'ny vitsy an'isa e!!! :-P :-P

5. Mirananirina
(
05/04/2009 18:41)
Tsy hoe tsy hijanona eo izy ,fa tsy mahazo mijanona eo,satria "coup d'état"no nataony.Izay lanim-bahoaka aminy fifidianana ihany no izy
Izaho aloha tsy mahandry ela ny fifidianana e!Te hifidy mafy aho izany