Politika

bozyboleta ( 08/04/2009 06:13)
[b]Benja Razafimahaleo. «Tiko peut continuer à produire» (08-04-2009) - La sauvegarde des 3 500 employés du Groupe agro alimentaire Tiko est primordiale et l’arrêt de ses usines entraînerait ... tohiny
penguin ( 08/04/2009 05:55)
Namoaka ny vaovao tao Antsirabe ny TVM ary hisaorana azy satria tsy tankon'afenina fa heniky ny vahoaka nilahatra ny tananan'Antsirabe. Sahy mijoro ny vahoaka any satria ilay avy voaenjika nohon'ny fa... tohiny
novalian'i pitchou ny 08/04/2009 22:26
milamm ( 08/04/2009 05:45)
tsy atoro antsika intsony fa ho taizam-bazaha(frantsay) lava eny izany ny zanak'i Gasikara noho izao fiverenan-dalana izao,na dia efa nanana kara-panondro eran-tany nampahaleo tena aza 49 taona lasa i... tohiny
essera ( 08/04/2009 04:50)
Salama daholo e, Haingana dia haingana ny fivoaran'ny toe-draharaha eto amintsika amin'izao fotoana. Raha tamin'ny alatsinainy nilaza i Rasolomaso teo am kianja mahazatra antsika fa amin'ity her... tohiny
novalian'i fanou14 ny 09/04/2009 08:16
litika ( 08/04/2009 01:22)
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5701:culturede-marijuanaa-madagascarun-dossierscandaleux-contre-ravalomanana&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53 Dia ho aiza... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 08/04/2009 18:05
xxx ( 07/04/2009 21:39)
Andao atao fahirano ity fety ity satria ny gropy Fraise no tompon'ny THB dia samy tsy mankany Antsirabe fa tsy mividy labiera fa karaoty sy kaki no vidiana. non au THB, et Produit STAR... tohiny
novalian'i xxx ny 08/04/2009 00:49
sitlo ( 07/04/2009 18:11)
[u]Mpanao gazety[/u]: Inona TGV no fepetra horaisinao fa ny assise nationale ity toa tsy nisy akony? [u]TGV[/u]: Manome baiko ny CAPSAT aho hanajanona an'i Jade.... tohiny
Noue ( 07/04/2009 16:15)
lozanareo miady seza ao fotsiny fa ahoana zao fijalian'ny "vahoaka" zao eee ??? [b]Les tensions s’enveniment au sein de l’exécutif de la HAT par rapport à la nomination des ministres de son g... tohiny
novalian'i mihitsy ny 08/04/2009 05:44
xxx ( 07/04/2009 15:55)
Déclaration : Nous sommes actuellement un collectif de plusieurs officiers supérieurs, et de plusieurs sous officiers, majoritaire en nombre au niveau de toute l’armée malgache, a soumettre ce... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:21
mazavajery ( 07/04/2009 15:26)
Rehefa jerena ny tantaran'ity nosy malalantsika ity dia saika miverina foana ny toe-draraha na iza mpitondra eo ? Ny maha lasa ny saiko dia hoe ny mpanana manana ihany fa isika vahoaka no mijaly sy ma... tohiny
novalian'i milamm ny 08/04/2009 05:07
bozyboleta ( 07/04/2009 14:57)
Ny RNM tsy mande any @ faritra mbola tohin'ilay nandorana azy nefa ireny no tena fitaovana nanaovana antso avo ny mponina isaky ny misy siklôna. Ny tahiry vonjy taitra any @ ireo toby BNGRC noroban'... tohiny
novalian'i ralevazou ny 08/04/2009 12:26
Noue ( 07/04/2009 13:56)
[b]HONTE et TRISTESSE… voilà les sentiments qui m’animent en ce jour et durant ces deux derniers mois, car au lieu de RESPONSABILITE, Vous avez opté pour DEMISSION.[/b] http://www.topmada.com/2... tohiny
novalian'i milamm ny 09/04/2009 04:06
bazylou ( 07/04/2009 13:36)
ka na hanao grevy mandrakizay daholo aza ani e, dia vive tgv !! ary tgv ihany no eo!! manonofy izany le8 back home izany e!! na izy tenany aza nandeha an tsitrapo ny hilefa ka inona no lazaina reo ti... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:46
xxx ( 07/04/2009 10:38)
moa no ahafahany filohany HAT mamoaka gadra? fanga tsy ny filohany repoblika no manana izany fahefana izany?... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:47
essera ( 07/04/2009 10:10)
Aza sakantsakananareo kosa ry zareo raha maneho hevitra satria : 1/ ry zareo efa zatra nigalabona sy tompon'ny tanàna. 2/ Efa zatra izy nametraka izay tiany atao. 3/ Tsy nahazatra azy ny nentina... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 21:50
papala ( 07/04/2009 10:02)
1- ireo zay nitifitra teny ambohitsirohotra t@ 07/02/09 dia ireo olona izay niakatra teny no nitifitra voalohany an'ireo mpiambina, zay vao taitra ny mpiambina ka nitifitra ihany koa. 2- ny capsat d... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:22
xxx ( 07/04/2009 09:35)
Grêve général e!! Nankaiza? Gouvernamanta e! Aiza??? Iny Dada....(rabe) iny hoa tsy tokony haverina eto ntsony fa tsisy anazy tsony eto! Tsy efa nentiny any ve ny volaben'ny MAP 3,940 milliards d... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:10
bozyboleta ( 07/04/2009 08:21)
Efa nandrasako elaela mitsy taorian’ireny nivoahan’ny voafonja ireny vao manao ity loha-hevitra ity aho; mba ahafahana mijery izay mitranga taorian’ireny zava-niseho ireny. [u]Fampahatsiahiva... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:17
KALACK ( 07/04/2009 07:55)
ra be indrindra de mety ho roa volana eo kosa angamba de mety hivoaka ny fanapiana voalohany ho an'ni Madagascar zay atolotry ny frantsay ! ka mety hivaha manomboka eo ny tsy fahampiambola sy ny fahas... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2009 22:20
Noue ( 07/04/2009 07:14)
toe maimay ery oe akatona ny orinasa Tiko, zao indray hita fa tsy mahomby ny tetika fa ho kila firehitra eo oa nihafarany eee !! dia ho sokafana indray zany ny Tiko! Aiza koa moa ee ! mba rariny ve ny... tohiny
novalian'i fijo ny 08/04/2009 21:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9816