Politika
essera
(
09/04/2009 11:57)
Aiza d hifanasa vangy eto ve mandritry ny herinandro fa ity raha tianareo ho fantatra ny tena tanjona tamin'ilay fivoriana antampon'ny filoha afrikana saika hatao teto amintsika :
[quote]Un ministr...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:01
andrywai
(
09/04/2009 10:43)
Tsy TGV resahina an-dafy no misy eto Madagasikara fa TGVinaingitra ka rehefa mampanantena vahoaka dia hoe ho avy ny fanampiana avy atsy sy avy aroa. Fa aiza ny hazakazaka mampalaza izany TGV izany sa ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:08
andrywui
(
09/04/2009 10:30)
Efa miroso amin'ny Fampandrosoana xny Firenena mafy ny Fanjakana mijoro !! ka ny fanampiana maika hampiodina faranzay haingana ny mach.admin. alou zao no karataka ataon'ny gvt mba tsy hampikatso tant...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:13
penguin
(
09/04/2009 10:07)
"Train à Grande Vitesse" no nofy ary voasasa loha fa hisosa mafy sahala izay ny rehetra. Amin'izao dia tena tafiditra ary amin'ny toerana saingy tsy mandeha ary tsy voatosikin'ny CAPSAT ny mpiasam-pa...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 11/04/2009 06:04
KALACK
(
09/04/2009 10:04)
Re izao fa efa eo ampamoahana vola hanampiana an'i Mcar vonjy rano vaky na hampiodinana ny machines admin haingana ny vondron'ny firenena miteny frantsay , tapaka fa ho alefa haingana ts misy hatak'an...
tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:48
essera
(
09/04/2009 09:23)
Mba manontany ihany aho ry reto hoe tena hatraiza marina moa izany no tena tanjaky ny Unité africaine ireto économiquement.
Eo amin'ilay économiquement angamba no tena iresahako kely hoe mety maha...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:39
MONGAB
(
09/04/2009 09:19)
Mongab dia zokyolona sady tsy taviny no tsy volony , ny olana dia eo amin'ny trainkefa ataony , izy no mpanolon-tsaina an'i dada8
taritiny any amin'ny tsa izy nefa lé8 ka hatramin'ny zanak'ondry ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 09:56
locl
(
09/04/2009 08:50)
Tany Libie Dada omaly ary mbola any izy androany, raha azoko tsara dia ireo L dur ny afrique no miaraka aminy ka hanahirana ny TGV ihany ny fiverenana eo:
1 raha ny reconnaissance internationale alo...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:47
xxx
(
09/04/2009 08:42)
mpanao copie coller @ zavatra mifanohatra amin'ny didin'ny ao ambony rehetra :twisted: masina be ry zalahy ireo
tonga dia direct any @ paradisa any , ahi-dratsy mpanao copie coller vetaveta :twis...
tohiny
novalian'i namanabe ny 09/04/2009 08:52
essera
(
09/04/2009 08:33)
Jereo tsara ange fa efa lasa mihaina à l'inspiration du jour ny mpanohitra.
Alatsinainy : manaiky hifampidinika
Talata : miongana Tgv
Alarobia : Manaiky izahay raha...
Alakamisy : ho avy ny invit...
tohiny
novalian'i essera ny 09/04/2009 10:03
namanabe
(
09/04/2009 07:31)
Nitory teny teny @ 13 mey izy
dia hoy ingahy hoe marary ny tanindrazantsika satria nanaonaofoana , nanota , tsy nanaja ny didin'Andriamanitra sns....
Izy miteny io nefa marary : tratran'ny diabet...
tohiny
novalian'i molota ny 09/04/2009 11:51
essera
(
09/04/2009 07:19)
Samy naheno tsara an'ilay fanambarana omaly angamba isika momba an'ilay hoe alamino ao anatin'ny 6 mois aloha ilay fandehany.
Ekena dia ekena fa tsy neken'zareo ilay résultat an'ilay assise. Tsy man...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:54
essera
(
09/04/2009 06:58)
Sao dia mba mifamadika ilay olona tokony hiteny ?
Ny adklén-ny mpanohitra amin'izao fotoana dia ilay hoe :
- "Domy ary aho raha sahy elah."
- "Peho ary ny tanako raha sah elah."
--> Mitady fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 21:59
penguin
(
09/04/2009 06:50)
Na andeha hatramin'ny lohan'i CAPSAT izay manantena ny fananany ireo fitaovam-piadiana ananany aza dia tsy maintsy voahozongozona io fitondrana FATy (na Fahefana Avon'ny Tetezamita) io. Tsy manambola ...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:06
nancy
(
08/04/2009 21:36)
Itony koa mbola anisan'ny temoignage fa fanjakan'ny jiolahy ny an'i tgv.
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/temoignage-sur-le-regime-de-terreur-de-andry-rajoelina-au-trocadero-0404...
tohiny
novalian'i nancy ny 09/04/2009 16:19
NyMisaina
(
08/04/2009 21:24)
Ity ary o!
http://www.dailymotion.com/fr/lang/fr/channel/news/video/x8x4t6_gtt-sitin-pacifique-14-avril_news
A diffuser " No limit " ...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 06:52
salopard
(
08/04/2009 20:23)
Aiza i Dada hitondra maina , MAINA MAINA MAINA
[url]http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=5701:culturede-marijuanaa-madagascarun-dossierscandaleux-contre-ravalomanana...
tohiny
novalian'i papala ny 09/04/2009 07:50
rajy
(
08/04/2009 20:22)
Mampatahotra ity tantara ty leretsy mba marina,tsy fantatro akory oe iza no minisitry ny asa vaventy,ny haino amanjerim-panjakana mararirary tsy mety tafarina ka aiza moa zay no ahara-baovao?
Efa nan...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:13
Noue
(
08/04/2009 19:18)
[b]L’UA avertit les pays qui tenteraient de “cautionner l’illégalité” à Madagascar
Le conseil a également averti qu’il imposerait des sanctions supplémentaires à Madagascar si la Co...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:11
sitlo
(
08/04/2009 19:12)
Fandaniam-bola ny Sommet Africain -> atao indray ny Sommet Africain -> Voaroaka tao amin'ny UA -> tsy atao indray ny Sommet Africain
Nitelephone mivantana an'i Quadaffi -> voaroaka tao amin'ny UA -...
tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2009 22:21
