CV n i dadamongab

1. MONGAB ( 09/04/2009 09:19)
Mongab dia zokyolona sady tsy taviny no tsy volony , ny olana dia eo amin'ny trainkefa ataony , izy no mpanolon-tsaina an'i dada8

taritiny any amin'ny tsa izy nefa lé8 ka hatramin'ny zanak'ondry no tsy navela hisotro ronono mikorontana i Mcar , grevy eroa , grevy ery , ntsssssssss !

aleo hisary adala eo ihany fa kely sisa :twisted:
novalian'i xxx ny 09/04/2009 09:56
2. essera ( 09/04/2009 09:25)
ndao maintsiny mafy
ndao maintsiny tsara
ndao maintsiny miaraka


ÔÉ ÔÉ............ ÔÉ
ÔÉ ÔÉ............ ÔÉ
ÔÉ ÔÉ............ ÔÉ
ÔÉ ÔÉ............ ÔÉ
3. namanabe ( 09/04/2009 09:26)
bogosy tsy misy sosy hono izy e ! mandoka tena fahatany :roll: , susceptible be
raha mbà lazaina izy hoe mbà topazo maso ihany ny ankizy any tanàna dia tonga dia basy no hanambanany anao

mamangy amin'ny fahoriana aloha amin'i fahalasanan'i Mdma dia sosotra koa izy
dia hambanany antsy ianao
nefa nidimandry i Mdmany làlampiainana anie izany e ! samy hoa any avokoa

Fa maninona ? fa nisy inona ? mystére ?
4. xxx ( 09/04/2009 09:31)
oe! oe! matelo hono ramongab a! sosotra eo indray io a ! dia ho antsoiny ny rastafaray sy mpanao copie coller vetaveta dia mody serieux b izy ary @ 13 mey
sy ilay ramatoany ankehitriny ELEFANTA mahasososotsa kely iny iny
5. ELEFANTA ( 09/04/2009 09:45)
TSY MAHASOSOTSA KELY IZANY INY FA MATAVY BE TOAN'NY ELEFANTA FA TSY MANIFINIFY TOA AN 'I likiluka
MINCE IZAO NO LAMAODY FA AZA BE FIALONANA DIA MAHAIZA MIHINANKANINA
6. MONGAB ( 09/04/2009 09:53)
mamory ny afrikana sy ny blackgasy ary ny rastafaray izy izao sns hafa hanaraka ny hakondranany tia mampiady olo koa izy io

atsy ho atsy anefa dia ho fantatry ny afrikana ny momba azy iray manotolo
ka tsy hanaiky hocolonizeny intsony izy ireo :^)
7. xxx ( 09/04/2009 09:56)
mongab
malaza hompivavaka b
pilier andra8 jadona b
fahano lalimanga ao ihany i lé8
fa hibolisatrab

aben !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3847