Politika

andrywui ( 10/04/2009 17:15)
Ranomaso tsy latsaka !!!! zay no azoko hilazana ny toerana misy ny TIM amzao fotoana izao !! mampalaelo be ry zareo !! tsy mba mahay manao politika koa moa fa de vavabe fotsiny ko !! nefa tokony mba s... tohiny
novalian'i pink ny 12/04/2009 18:20
KALACK ( 10/04/2009 16:49)
Manao antso avo amin'ny vahoaka Malagasy rehetra zany ny Fanjakana mba handoha hetra sy ny taxes sy ze impot rehetra tokony ho anjaratsika isika fa mila vola ny Fanjakanan-tsika hanarenana ity Firenen... tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 10:49
lemenakely ( 10/04/2009 16:11)
Mba mampanontany tena ihany nandritra izay crise izay ,fa dia hita fa misy mamatsy vola ny HAT sy ny TGV fa ny manitikitika dia hoe avy aiza? Ary tena vola be @ milliara maro mihintsy Porofon ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/04/2009 08:49
Oay ( 10/04/2009 14:24)
Koa satria hankalaza ny paska isika mianakavy, izay andro fankalazana ny andro nanoloran'i Kristy ny ainy hanavotana ny zanak'olombelona! Nanetry tena izy t@ izany satria Izy ilay Mpanjaka kanefa d n... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 18:54
taralila09 ( 10/04/2009 12:35)
aza adino fa tsy ny tim irery iany no mitaky fa ny vahoaka tan-dalàna mihintsy sy ny very asa izay an'aliny no mitaky eto.Toa ny tim iany mantsy no voalaza fa izahay vahoaka madinika aôna.... tohiny
bozyboleta ( 10/04/2009 12:32)
Zay nokianina teny @ 13mai ihany no iverenan’ny lamasinina laingam-pandeha: - Tsy mila zany fihaonambe UA zany. Avy eo: horaisintsika ny fihaonambe UA (wain e!) - Tsy misy antony tokony nandaniana... tohiny
novalian'i Oay ny 11/04/2009 08:49
papala ( 10/04/2009 12:14)
vendredi 10 avril 2009, par Ndimby A. Leçon n°1 : Une fortune et des sponsors tu amasseras, Si nécessaire auprès de sponsors tu quéteras, Et dans l'audiovisuel tu investiras. Leço... tohiny
xxx ( 10/04/2009 12:06)
:arrow: ianareo ry zareo tsy mba midera reto vehivavy gasy mavita azy nilahatra fa aiza ianareo lehilahy e,namono-tena anie reo fa tsy maty e,tairo amin'izay ny lehilahy milahatra e,d vita ny baolina... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 18:57
andrywai ( 10/04/2009 11:56)
Aiza ry akama no ahaizan'izany TGV mandeha rora izany hameno governemanta a ? Mbola manontany hevitra eran'ny vaza-mototra satria tsy nivonona tamin'izany roindefo. Faly hampirafirafy ny Malagasy samy... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:12
penguin ( 10/04/2009 11:12)
Ny TIM lazaina very hevitra tsy mahagaga satria na ny mpitarika azy aza nanaovan'ny TGVendrana barofo ary noterena niala ny lapa miaraka amin'ny CAPSAT. Trano tsy nisy olona aza nitondrana fiara mifon... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:57
essera ( 10/04/2009 10:49)
Raha ohatra ianareo ka mba mijery ity fanazavana momba ny UA ity : http://www.un.org/french/ecosocdev/geninfo/afrec/vol15no3/153ini2f.htm Dia tsapa fa toy ny révolisiona communiste sy socialist... tohiny
Noue ( 10/04/2009 10:44)
lozanareo miady seza ao fotsiny ve ee ?? ny gadra maloto casier no hamenohana ny tanana !! ny analfabeta sns ?? [b]« La crise en est aujourd’hui à son troisième mois ; nous avons constaté ... tohiny
novalian'i Noue ny 10/04/2009 19:54
lemenakely ( 10/04/2009 10:36)
Raha mbola misy ny fitiavan-tena ,ny fialonana, ny mazan-doha ,ny tsindrio fa lavo ,....Dia tsy hisy zavatra handeha mihintsy ! Jereo fa dia sahala @ fiara iray mi patine anaty fotaka ilay pôlitik... tohiny
novalian'i fijo ny 10/04/2009 19:44
eightman ( 10/04/2009 09:35)
Ireoto avy ny lazain ho mpitondra ankehitriny nefa autoproclamé daholo izy ireo : Andry Radomelina CEMGAM Ny maire sy/na pds any amin'ny faritra maromaro sy ny pdt pokotany oh: Ny maire ao antsir... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:22
essera ( 10/04/2009 09:24)
Izay voalazan'i BOYSGOSS teo ambany moa izany no valiako eto : [quote]-Mahy ny «Réseau interconnecté»-n’ny Jirama.[/quote] Dia lazao fa izah foana no mandoro an'io. Ny fahanterany angaha m... tohiny
bazylou ( 10/04/2009 09:15)
-Prezda nidemissionne dia manendry PM indray avy eo no sady nilefa sy nanao tour du monde amin'ny maizina!!! Asa inona no mba ao antsain'i lery ????? bref lojika gasy e!! - De hanao gvt sy handray... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:38
KALACK ( 10/04/2009 09:09)
Hita mihitsy fa tsy misy mety ze strazia rehetra ataon'ny TIM , asa na le mpanomana (protocole) ao amindry zalah ao no tsy mamely na le olona kony ko no efa tsy te hanova intsony fa de oe aleo rangah ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 22:35
rasobakobako ( 10/04/2009 08:22)
Asa na tsaho io vaovao io fa efa mba henonareo ve ? Hoe efa nanaiky hiala hono i tgv fa tratran'ny pression politique.... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 09:36
essera ( 10/04/2009 08:21)
Nisy dinika nandeha tao ambany tao ary nandeha ny resaka hoe olona napetraka tany amin'ny sehatra maro tany izany. Ny tena tiana ahatongavana eto dia ilay kitranoantrano ka na tsy ao aza ilay compéte... tohiny
novalian'i essera ny 10/04/2009 10:40
rabaradaka ( 10/04/2009 07:43)
Ny vahoakan'Antananarivo indray de sahy miatrika ady. Fa mila fahasahiana koa ny mpitarika ny tolona raha tiana ny handresy. Sahia manao amnistie, sahia manangana gouvernement d'union nationale, sahia... tohiny
novalian'i bazylou ny 10/04/2009 23:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.542