Politika
mibalika
(
15/04/2009 10:46)
miarahaba,
rehefa niresaka tamin'ny olona maro aho dia izao no tsapako,ny akabeazany d milaza fa tsy tia manao politika ,ny tena nahataitra ny fisainako dia ny nilazan'izy ireo fa tsy miraharaha izay...
tohiny
novalian'i Noue ny 15/04/2009 13:31
Noue
(
15/04/2009 10:35)
ahoana zao no ataon'i tgv sy ny HAT ?
-[b]Etant donné l’entrée très faible des recettes fiscales, l’Etat sera en grande difficulté pour payer les salaires des fonctionnaires le mois procha...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:05
kelyfaniry
(
15/04/2009 10:23)
Iza moa i Andry TGV ?
Nanao fanonganam-panjakana fa mba te-ho filoha nefa tsy ho tafita mihitsy raha mandeha amin'ny ara-dalana.
Izao mangalatra ny entan'olona mba sitrany ahay satria efa mihidy d...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 16/04/2009 19:25
saranga
(
15/04/2009 08:21)
Ny hahatongavany aloha dia sahy izy ary tsy ho ela. Fa sahy hanao amnistie ve izy, sahy hanao gouvernement d'union na d'unité nationale ve izy, sahy hanao transition démocratique ve izy, sahy hanao ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:49
rabaradaka
(
15/04/2009 07:29)
Les informations que je vous transmis ce jours ont été sures et bien recoupées. Lisez avec un esprit bien démocratique.
1- Quelques officiers supérieurs (Lieutenant-colonel et Colonel) de l’...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:47
salopard
(
14/04/2009 22:10)
Ka arak'io tantarain'ny malalako NOUE etsy ambany io, dia tsy manainky an'i TGV koa ny AREMA, mitsangan ary ny antoko mpanohitra vaovao , matanjaka satria be vola nangalarina daholo ny sefobe-a-ny:
...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/04/2009 05:58
Noue
(
14/04/2009 19:45)
fa nisy inona hono ee ??
[b]L’Arema de Ratsiraka quant à lui ne veut « pas étre jugés par le tribunal de l’Histoire pour avoir avalisé et entériné un coup d’état institutionnel et ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:15
rabingogilabanga
(
14/04/2009 18:33)
Hatreto aloha dia hita fa mirona any @ La frantsa i TGV ary any @ Libye i Ra8.izao no tiana hambara:
1)Talohan'izao iezahan'ny khadafi @ Union Africain izao, dia efa nanadrana ny hampiray ny fi...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 22:18
vilambava
(
14/04/2009 17:03)
Toa tsy heno intsony ny tohin'ity resaka ody mahery nampiasain-dr8 ity. Nahoana no niantsoana vahoaka ny fanalana azy ireny teny Ambohitsirohitra kanefa tsy nasiana tohiny intsony taty aoriana? Sa dia...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:20
molota
(
14/04/2009 14:48)
miseho tena mahay nefa kay!! mangalatra sy mandroba sy mialona fananan'ny olona fotsiny!!! :-D tena lebehin'ny foza marina klé :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 16/04/2009 07:30
mion
(
14/04/2009 14:14)
Kabarin'ilay kely teny @ 13 mai oe ahena ny hetra , zao ka niakatra ny IGR. Zany oe nofitahina ny olona teny mba ahazoana seza.
raha miakatra ny IGR, ihena ny karama. Ny IGR niakatra farany talohan...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:33
halloween
(
14/04/2009 13:25)
Azo heverina sy eritreretina ihany zany hoe TGV hitondra ny Firenena Malagasy izany raha toa ka :
-hanapakevitra tsy hiverina intsony marina i Ravalomanana
-tsy mety hanohana azy ihany ireo firene...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:36
xxx
(
14/04/2009 10:56)
ilaozan'i dada manao africaraid,ny vola ve no tsy misy hividianana an'i capsat sa ahoana e ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:13
xxx
(
14/04/2009 09:56)
12:00 - Les délégations de Marc Ravalomanana et de Didier Ratsiraka ont quitté les négociations entamées par les Nations unies à Ambohibao. Selon Andrianantoandro du parti présidentiel, l’ém...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:33
andrywui
(
14/04/2009 08:51)
Raha ela indindra de ny faran'ny volana izao defa hivoaka avy ny vola ho an'i Etat malgache avy amin France ,, efa manangasanga koa ny an Amerikana (civil) ,, fa eo ampikarakarana ttsy rehetra ny Fan...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 12:36
xxx
(
14/04/2009 08:29)
tsy maintsy mandresy ny tolona fa herezo ry malagasy a...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 21:46
xxx
(
14/04/2009 08:06)
Mahalasa saina ihany rehefa jerena hoe ato amin'ireto rahalahy mainty ireto no mba maka toro-hevitra sy mitady sortie de crise i Marc. Nefa raha jerena ny zavatra nataon'ireo filoha afrikana notetevin...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/04/2009 08:18
fanou14
(
14/04/2009 08:03)
mba te hanontany ny ra8iste s fotsiny aho hoe rariny ve ny :
- fangalana tanin'olona ankeriny?
- fanaovana monopolisation ny ppn ?
- fanondranana ny haren'ny malagasy antsokosoko satria nalainy ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2009 08:12
bazylou
(
14/04/2009 07:40)
le tim kle!! izaoizany zao misolelaka manao negociation etsysy eroa! lool, nefa tgv efa niteny hoe non, dia ahoana ? ?.
Atao daholo ze manif e, hetsika etsy sy eroa , ny fandaniana andro manao sit ...
tohiny
novalian'i halloween ny 14/04/2009 13:34
Oay
(
14/04/2009 06:34)
Araka ny resaka mandeha any ambony any d hoe manomboka miresaka i ny ekipa Ravalomanana sy ny ekipa Ratsiraka ka ny mpanelanelana d i Khadafi!
Satria moa i Khadafi sy Ratsiraka d mpinamana be d i Kha...
tohiny
novalian'i Oay ny 14/04/2009 14:21
