Politika
penguin
(
16/04/2009 06:02)
Malaza tsy hinanana toy ny horirika Ambohimanambola ny TGV izay haingam-pandeha sahala ny Fiara-manidina any an-dafy saingy zava-poana ary tsisy izany aty Madagasikara fa TGVendrana no misy. Rehefa vo...
tohiny
novalian'i andrywai ny 16/04/2009 11:58
Oay
(
16/04/2009 05:49)
Malaza be fa ny mpanohana ny TGV d ny fozaorana, ny fozaorana moa d entina milaza zavatra natao ho an'ny mafy ady (ohatra ny finday takatrin'ny mpivarotra anana d fozaorana no filazana anazy).
Fa nan...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 15:30
xxx
(
15/04/2009 23:59)
Ratsirahonana; Ilay lehilahy tsy mba mahazo fitondrana raha tsy misy korontana.
Ndremanjato: Ilay fianakaviana nangorona harena avy ny filaharam-bary sy menaka, ary ny fitanteram-bahoaka : "FIBATA,...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 16/04/2009 06:10
bazylou
(
15/04/2009 22:53)
l'espoir fait vivre les imbeciles hoy ny frantsay izay!!! lolll.
Dia ianareo rehetra ve dia hino fa hiditra gratosy eto i le8 dai ho tsenaina mofo sy hazandrano e???!! Izahay aloha tsy trondro matin'...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 10:34
zoam
(
15/04/2009 22:29)
21:15 - Le colonel Ndriarijaona autoproclamé Chef d’Etat Major le mois dernier, a averti que les «forces armées vont riposter à toutes invasions étrangères (…) Les matériels militaires ...
tohiny
novalian'i reeves ny 16/04/2009 11:39
fijo
(
15/04/2009 21:25)
amin'izao fotoan aizao,dia tsy mbola tena hay izay ten ahiafaran'ity resaka ao mada ity.raha tena tafaverina i ravalo,izay hinoako ,fa mbola ho tafaverina eo,dia hisy ny mpanoa politika izay hofaty ho...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:01
BeraMuc
(
15/04/2009 20:47)
Antso ho an ny tsirairay ho amin ny fanesorana haingana ny tsy ara-dalana
1) Famakina sy fampahafantarana ny constitution en vigeur www.hcc.gov.mg
==> Betsaka no tsy mahalala ny lalana ambony m...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 16/04/2009 08:08
halloween
(
15/04/2009 20:19)
farafahatsiny hono de mety ho amin faran'ny volana no ho azo ny fanampiana ho azon fanjakana amin'ny frantsay raha ny vaovao maika sy secret azo avy ao ambony ao ! voalaza fa raha tsara fiasa aminio v...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/04/2009 01:16
Noue
(
15/04/2009 19:13)
asa aloha fa oatran'oe tena ho ratsy zany ny vokany raha toa ka tena ho avy zany Ravalomanana @ sabotsy zao! satria mino aho fa tsy maintsy misy olon'ny sadc hanaraka azy , na olon-kafa eee ! zao mank...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:55
xxx
(
15/04/2009 18:46)
eto @ serasera mihevitra ny tenany ambony noho ny rehetra,mahita ohatra foana lery,aza omena tsiny lery fa izy iny anie hono avy any @ planete de singe.ry zareo avy mbola misy ny fanandevozana ny o...
tohiny
novalian'i belaza ny 16/04/2009 10:03
pimaso
(
15/04/2009 16:55)
C LA FIN DE L AVENTURE D UN TRAIN DE MERDE...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 14:34
Noue
(
15/04/2009 16:55)
fa mba lasa oa ny heritreritro eee! qu'est-ce qu'il est devenu ?? mba nahazo toerana tao @ haute autorité de trahison ve?? satria izy koa moa dia tena anisan'ny namadika=traitre, sady tsy menatra ako...
tohiny
novalian'i pikatti ny 16/04/2009 01:01
Havantsika
(
15/04/2009 16:50)
Ry Havana
Raha azo averina ny tantara dia maro amintsika na dia izay nahavita ratsy indrindra aza no azo antenaina fa hanova famindra. Nefa azo antoka koa fa misy koa dia tandra vadikoditra aminy...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 16/04/2009 19:06
Noue
(
15/04/2009 15:31)
[b]- Interviewé par Reuters, Marc Ravalomanana a déclaré mercredi qu’il était déterminé à revenir au pays et qu’il partagerait le pouvoir avec Andry Rajoelina s’il le faut dans l’intÃ...
tohiny
novalian'i Oay ny 16/04/2009 06:44
xxx
(
15/04/2009 15:17)
Ny fanomanana ny fiverenan-dravalomanana dia efa mafana be amin'izao. Efa mipetraka ny action plan hoe ato sy ato ary makato. Kanefa raha tsy hiala moa i TGV dia ahoana indray?????? ary izy nefa tsy h...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 16/04/2009 12:53
lemenakely
(
15/04/2009 14:19)
Araka ny hita etsy sy eroa dia tsy ho avy izany ingahy rainy , dia hoy aho hoe TANT PIS !
Aiza no ahità n ny olona vola hidirana @ izao tany efa mafy daka sy tsy milamina izao
Ny harapaka aza ...
tohiny
novalian'i Oay ny 15/04/2009 15:26
Mirananirina
(
15/04/2009 13:56)
Iny aho no lasa fa veloma daholo nareo ato aminy politika =(( =(( =((
Hivadika hi chat indray aho fa toa leo ahy ianareo.sniffffffffffff
Veloma daholo dia :-* :-* :-* :-* :-* ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/04/2009 13:06
BOYSGOSS
(
15/04/2009 12:55)
[b]EFA HOE MIALATSINY ZAH FA LE RESAKAO MIHINTSY NO TSY NAZAVA TAMIKO
FA AZAFADY FA ZAH NIHEVITRA FA MPIASAM-PANJAKANA NO TINAO ASIANA @ ILAY SORATRAO.
TSY TEZITRA TSONY AN!!!![/b]
:-* :-* :-*...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 16/04/2009 12:58
bazylou
(
15/04/2009 12:23)
di aleo hiakatra eo fa samy sakamalo sy avzozo ireo ka samy mnana ny hanitrany avy e!!
Dai ny sadc sy ny oua hono no hanmpiakatran'i lery eo!! looll,, tonga ihany ny gena le!!! ary fa angaha tsy nah...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/04/2009 20:57
sadeky
(
15/04/2009 11:03)
13H00 : Dans une conférence de presse, le ministre des affaires étrangères du swaziland Lutfo Dlamini a indiqué que la Sadc travaillait pour la réinstallation de Marc Ravalomanana à la présiden...
tohiny
novalian'i andrywui ny 16/04/2009 16:43
