Politika
sadeky
(
17/04/2009 16:01)
18:20 - Les militaires légalistes préviennent et diffusent une liste de noms des 22 militaires mutins (19 du CAPSAT et 3 de la gendarmerie nationale) ayant participé au coup d’Etat du 17 mars. Le...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2009 15:09
sitlo
(
17/04/2009 14:31)
Ny anisan'ny tena faux pas nataon-dra8 hatrizay dia ny fanantenana fa hiova ny mpanao politika malagasy rehefa mandroso Madagasikara. Nanantena izy fa tena ny hamompandroso an'i Madagasikara tokoa no ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 17/04/2009 21:38
halloween
(
17/04/2009 14:07)
De io toetran'lah io mihitsy ry Penguin no tena toetran dravalomanana ,,! manambany olona manao z'inona ny olona ze miresaka na mifamaly vava aminy , de io fanambanian'olona sy fanaovana ny olona ho a...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 17/04/2009 21:02
isalo
(
17/04/2009 13:30)
mba somary hivaona kely zah,
zah zany mahita fa misy lasa tena mifakahzo b zany ato ireo mitovy firehakevitra, boysgoss=peguin=mirana=noue=....=de zah kou saika adiniko dia ao ndray ny :
andrywu=r...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:32
essera
(
17/04/2009 12:20)
Jeneraly eto amintsika ange tsy manana ny fiandrianany efa ela. Tsotra ny antony. Efa toy ny marionnette. Ho an'izay mbola tsy mahafantatra dia ra8 no voalohany président tsy mnao "mon général" reh...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:38
tataka
(
17/04/2009 11:41)
Hendry tokoa izany miaramila tsisy fifehezana izany. Ny jeneraly nolazaina voakarama avokoa ka ny sous-officiers no mibaiko azy hanoratra, hanao sonia ary hamaky sy ho raisina sary ho hitan'ny rehetra...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:42
essera
(
17/04/2009 11:39)
Ahoana re raha mba averina aminy daholo ireo noteneniny :
- Tsapao aloha ny hery vao mifanandrina ? ty mis serveta mba fafao io maso efa tataka be io.
- Mbola tsy hary elatra anie aho ravorona ka ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:47
rabingogilabanga
(
17/04/2009 11:36)
Tsy manainky ny hidiran'ny SADC eto izy , ireo, eto dia fahendrena izany amiko
[b]RAHA MIADY LOVA AMINAO NY RAHALAHINAO, HANKA OLONKAFA IANAO HAMONO AZY???[/b]
[u][b]farafaharatsiny torinao @ ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:51
bazylou
(
17/04/2009 11:16)
hoy la tribune , par biil
"Le ministre de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire a déclaré ce jeudi 16 avril que le remblai effectué par le régime Ravalomanana est un détour...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 16:16
penguin
(
17/04/2009 11:11)
Ny resaka SADC vé mifanantsahana amin'ny resaka fidiran'i Johnny H. tsy ho avy eto Madagasikara ? Io resaka "Intégration Régionale" io aty Afrika ihany vé no misy io ka i Madagasikara no tsy tokon...
tohiny
novalian'i penguin ny 17/04/2009 14:23
KALACK
(
17/04/2009 10:56)
Noho iny vono olona nataon dravalomanana teo Ambohitsirohitra tamin'ny 7fevrier iny dia manome tsiny 100% an'i Ravalo i Johnny Hallyday ary manozona azy mihitsy le ngama fa olona tsy vanona mpamono ol...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/04/2009 16:20
xxx
(
17/04/2009 10:56)
HO BETSAKA NO DISO FANANTENANA HIANDRY AN'I RA8 ENY IVATO,EFA ETO DAGO IZY NAPETRAKY NY HELICO FA TSY NISY NAHITA ARY EFA AO @ AMBASSADE DES USA :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:55
xxx
(
17/04/2009 10:51)
hoy tgv hoe tsy hasiana viza tsony hoe dago ka aiza no hisy tanana tsisy visa tsy loza fa tena fanjakan'ny andry marina zany io,merci :!: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:58
halloween
(
17/04/2009 10:51)
Efa tapaka teo amin'ny firenena hilelafany tongotra tao , fa hoe alefa hody i Ravalomanana ny asabotsy zao ka nampihomana mialoha ny TIM izy ny herinandro teo , izao anefa dia tsy sahy indray hono izy...
tohiny
novalian'i pikatti ny 18/04/2009 16:32
andrywui
(
17/04/2009 10:45)
tena motsinjo ny vahoaka sy ny fahasahiranany mihitsy raha ny Fanjakana satria de afaka iray volana eo ho eo dia ho ahena be ny vidn'ny solika (essence , gasoil , petrol...) mitombina tokoa io !! satr...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 17/04/2009 16:08
salopard
(
17/04/2009 10:38)
En cavale depuis le 17/03/09, donc WANTED,
-JOE Dalton (le petit) a nommé Averell DALTON (grand mais le sot), Premier ministre
T'inquiète LUCKY LUKE vont les zigouiller
tsy ampy ôdzy ...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 12:37
lemenakely
(
17/04/2009 10:34)
Ny CEMGAM na ny Chef d ' Etat Major General des Forces Armees Malgache , izay etsy Andohalo no misy azy , ary ingahy Ndrianarijaona Andre no nanery ilay teo aloha hiala raha tadiditsika tsara.
Ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:01
Noue
(
17/04/2009 10:04)
sao dia tokony manao retraite io sareraka efa goaika lahy antitra io ee?? eo dia mbola manao [b]menace[/b] ihany !! non mais il se prend pour qui??
[b] Sareraka met en garde les pro légalistes co...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:05
rabingogilabanga
(
17/04/2009 10:01)
Legalité,tsy tenetenenina fahatany izany mot izany fa misy dikany sy lanjany:
[u][b]1)Namoka didy ny HCC, ary nampisalotra ny samboady an'i ANDRY,[/b][/u]
izay no atao hoe legalité.
ary ny HCC...
tohiny
novalian'i Oay ny 17/04/2009 15:48
essera
(
17/04/2009 10:00)
Manandafy :
Amiko dia olona na nanana niaina ela tao amin'ny politika aza dia tsy azoko antoka amin'izany maha-praiminisitra izany. Lazaiko eto izao, mifankaiza i Manandafy sy Andriamanjato Richard. ...
tohiny
