Sao dia tokony manao retraite io ee???

1. Noue ( 17/04/2009 10:04)
sao dia tokony manao retraite io sareraka efa goaika lahy antitra io ee?? eo dia mbola manao menace ihany !! non mais il se prend pour qui??

Sareraka met en garde les pro légalistes contre des manifestation anti TGV

[URL=http://img26.imageshack.us/my.php?image=topvideo13.jpg][IMG]http://img26.imageshack.us/img26/9896/topvideo13.jpg[/IMG][/URL]

ndana @ zay manao retraite efa reraka loatra eee :-D :-D :-D :-D :-D jereo ity endrika :-D :-D :-D :-D :-D efa hita fa tena reraka :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:05
2. bozyboleta ( 17/04/2009 10:06)
Andray kosa e!
Vao 1st job ve io dia asainareo mandeha retraite sahady izy. :-D :-D :-D
3. Noue ( 17/04/2009 10:09)
k'ita fa reraka be izy zany kooo !!! mba jereo anie io sary io eee :-D :-D :-D :-D dray! dray ! dray :-D :-D :-D
4. xxx ( 17/04/2009 10:09)
be fialonana mihitsy le noue io an
5. xxx ( 17/04/2009 10:22)
ary i NDAFY ahoana????

ambany be kosa izany niveau ny sujet ny noue izany a!

de resaka hifandirana fotsiny, fa tsy misy izay ho raisina avy eo, hoentina mody toa ny an-DRabingogilabanga sy RABILA atsy @ fivavahana

mampalahelo!!!
6. Noue ( 17/04/2009 10:43)
xxx:
be fialonana mihitsy le noue io an
an'iza hono ee ?? an'i sareraka ve??


:-D :-D :-D :-D :-D raha tsy inona kooo :-D :-D :-D :-D fa lainga lainga fa tsy azoko oe nahoana izy no manao menace tahakizao ko??? ny artiste TOKONY HO NEUTRE zay no maha artiste azy
7. mion ( 17/04/2009 11:18)
ary mamy gptso lasa sg n'ny presidence nga tsy kôpy nareo e
8. xxx ( 17/04/2009 11:26)
Noue:

xxx:
be fialonana mihitsy le noue io an
an'iza hono ee ?? an'i sareraka ve??


:-D :-D :-D :-D :-D raha tsy inona kooo :-D :-D :-D :-D fa lainga lainga fa tsy azoko oe nahoana izy no manao menace tahakizao ko??? ny artiste TOKONY HO NEUTRE zay no maha artiste azy



fa maninona anao anfefa ny tarehiny? io ary no mba nomen'Atra azy! hita mihitsy fa prora8; mpivavava fe mpivavaka fotsiny!
9. Oay ( 17/04/2009 16:34)
Noue ianao ôtrany hitako hoe olona efa mahazoazo taona ihany, ka mba misy zavatra tiako hisarihana ny sainao:
Tonga d tsoriko aloha fa i Oay d mpakafy Sareraka indrindra moa t@ izy nanao ilay Album niaraka t@ Toty sy ny Olombelona Ricky!
Fa raha mandinika ny tantaran'i Yvon enao d sahiko ny miteny anao fa izay niainan'ny menalamba no tsy aiko fa i Yvon d azo lazaina fa ilay Malagasy anisany niharan'ny gadra politika be indrindra.
Tsarovy fa i Yvon anie no nanampy an'i Ravalomanana t@ 2002 é!
Tsarovy fa i Yvon anie no nanentana anay teny @ 13mai t@ 1991 eny fa na d mbola teny @ lycée aza izahay t@ izany!
Ny mahafinaritra @ i Yvon d tsy mifidy olona ampiana! ohatra ny niarovan'i Yvon an'i Rossy satria i Rossy d nanohana an'i Ratsiraka t@ 2002.
Tsy hanao polémique za fa milaza fotsiny fa anisan'ny Malagasy tia tanindrazana i Yvon.
10. fijo ( 17/04/2009 22:05)
olona niafy sy niharann'y mafy tokoa lery,fa indrisy ,fa nibolina koa ny niafarany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0411