manamafy ny finamana mints ny politika

1. isalo ( 17/04/2009 13:30)
mba somary hivaona kely zah,
zah zany mahita fa misy lasa tena mifakahzo b zany ato ireo mitovy firehakevitra, boysgoss=peguin=mirana=noue=....=de zah kou saika adiniko dia ao ndray ny :

andrywu=rabila..=essera

aiza kou misy special miranirina zany ny an-dry boysgoss

ho an'izay ra8 daholo ito
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
novalian'i fijo ny 17/04/2009 21:32
2. sitlo ( 17/04/2009 14:13)
pro-ra8 satria ra8 pro
3. halloween ( 17/04/2009 14:13)
Elah alou zan r'isalo defa hita fa TIM be !! za kou tsy mana namana ato raha tsy Essera , Patrick2002 , bazylou , Annie2205 ,zama91 , batista ,sipagasy ,rabilo , kidoropamba ,Oay !! ka mba avoahy eto ko ze tena akamanareo ary eee!! fa za kosa anefa manana namana ambadika na de TIM aza an'i Zama91 , batista , rainivoanjo , virijiny , NOUE , Mirananirina ,Diams ,ravatorano ,....de ny tena namako an , de (ANDRYWUI ,KALACK ,RAJOELINA ,RAVALOMARC,KIDOROPAMBA.....)ha !ha !ha !ha !ha !
4. Mirananirina ( 17/04/2009 14:49)
zah zany mahita fa misy lasa tena mifakahzo b zany ato ireo mitovy firehakevitra, boysgoss=peguin=mirana=noue=....=de zah kou saika adiniko dia ao ndray ny :

andrywu=rabila..=essera

aiza kou misy special miranirina zany ny an-dry boysgoss

ho an'izay ra8 daholo ito
isalo :-* :-* :-* ,namanay ianao izany an
5. Mirananirina ( 17/04/2009 14:52)
aiza kou misy special miranirina zany ny an-dry boysgoss

ho an'izay ra8 daholo ito

Danz indray ianao ity an,maharaka mihitsy. :-* :-*
namana ambadika na de TIM aza an'i Zama91 , batista , rainivoanjo , virijiny , NOUE , Mirananirina ,Diams ,ravatorano

namana ambadika,satria namana daholo ny eto ee........,
betsaka ve ny anao? :) Ny anay koa tsy latsaky izany a,be tsy voatanisa..yuka,pikatti,rapresi,penguin.............
6. fijo ( 17/04/2009 21:32)
za izao momba ny aradalana nef ara wiwi akamako ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3452