Politika
soanja
(
20/04/2009 15:36)
hivoaka amin'ny makarakara. Aza manahy fa tsy maintsy [b]misy farany raha jiaby[/b]!
Tadidio fa ratsy ny herisetra na amin'ny endrika inona no isehoany.
Amiko avelao ny zavamisy amin''izao hit...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:37
antiosymaint
(
20/04/2009 15:08)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Mbola vo ray zay no maty ne n'lisany fa rehefa feno ny kaonty amin le 120 tgv maty de miresaka am osy mainty @zay ny HAT
Vive Andry Rajoelina...
tohiny
novalian'i ralevazou ny 21/04/2009 11:05
molota
(
20/04/2009 14:47)
efa fantatra daholo ny momba nareo!!! efa nilaza za fa TSY MISY MAHARESY VAHOAKA ETO!Col Noel Rakotonandrasana»
Efa itanay sy azonay zao ny info momba an’i Col Rakoto nadra sànà.
Mipetraka ...
tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 16:44
karavasy
(
20/04/2009 14:15)
Tsy maintsy miala elah ry tgvendrana f'aza faly amin'ny tsy napa a. Mbola mitohy ny tifitra fa tsy hay na mbola any an-danitra saingy ny midonaka efa hita....
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:07
essera
(
20/04/2009 13:21)
Ho an\'izay te hahafantatra kely ny antony tena nitiavako an\'i Ra8 tamin\'izany fotoana dia tsotra :
[u]Ny nitiavako azy[/u] :
1 - Kristianina izy satria nilanja ny maillot an\'i FFKM ka dia velom...
tohiny
novalian'i nancy ny 20/04/2009 16:19
karavasy
(
20/04/2009 13:21)
Tsy mahalala afatsy ny hoe miala ny HAT ny vahoaka ara-dàlana. Na hitady hevitra ahoana aza dia karavasio foana ary aza amelana raha tsy miala. Vidim-piainana inona no hidina amin'ny resaka taingina ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:26
xxx
(
20/04/2009 13:12)
Mampiady olona sisa ry zalahy , miteny ratsy ry zalahy, mandefa sary vetaveta ry zalahy ,rehefa tsy navita ny tetidratsysns ireo no porofo
mahalalà menatra e ! nefa milaza azy ho masina mihoatra ny ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:10
tataka
(
20/04/2009 12:56)
Isaky ny mitety faritany dia ny fandrangitana sy ny fizahozahoana ho mpandresy ny fikan'i andry tgvendrana. Mila faingana satria resaka fampihavanana no modiana aroso nefa fampisarahana no tanterahina...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:24
penguin
(
20/04/2009 12:48)
Tsy maintsy miala ny HAT sy ny tgvendrana na hanao hitifitra sahalan'ny inona aza. Izany indrindra no ahafahan'ny hery hafa akoatry ny CAPSAT miditra. OK...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:14
molota
(
20/04/2009 12:37)
mamono ny vahoaka milamina sy ara-dalàna eny @ fitsarana ndray ny TSY MATAHO-TODY!!! andao HIRAY ISIKA fa tsy mbola nisy miaramila NAHARESY ny VAHOAKA teto @ty TANINDRAZAN-TSIKA ITY!!!! SAHY ry Malag...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/04/2009 14:31
essera
(
20/04/2009 12:26)
Io voalazan'i Oay eo ambany io momba ny fanambanana basy sy ny nitsoaka tany anaty ala dia efa ela dia ela tokoa no nazavaiko. Ary dia mitovy tsy mifanalavitra amin'io mihitsy ny fanazavako azy.
[u]T...
tohiny
novalian'i locl ny 20/04/2009 16:12
Oay
(
20/04/2009 11:41)
Mipetraka ny fanontaniana hoe iza no nanambana basy an'i Ravalomanana?
Andao hoejerena:
_Raha nisy nanambana basy i Ravalomanana d tsy maintsy CAPSAT ilay miaramila ka afaka mieritreritra ve isika...
tohiny
novalian'i Oay ny 20/04/2009 16:17
essera
(
20/04/2009 11:27)
Hoy ilay ranamana tao ambany tao hoe : "Matahotra angaha". :-P
Mahatsikaiky koa nareo a. Ohatra ireny olona efa tsy misy afitsoka ireny intsony eo ambony kianja nefa mbola miseho mafy be ihany. Ka...
tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 12:49
essera
(
20/04/2009 09:44)
Hoy ny vazaha hoe : "on est sur le méme bateau". Ka raha rendrika io dia miaraka mihinana isika rehetra.
Toro-hevitra tsotra sady mahomby : "Aleo ra-TGV hanao ry penguin sns..." hanaporofoany ny mah...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/04/2009 14:06
essera
(
20/04/2009 09:17)
Koa satria moa izany ianareo mi-insiste be amin'ilay hoe "avereno dadanay" na dia tsy nisy nandroaka azy aza. Dia aleo hovaina kely indray ny fomba firesaka :
Izaho dia manao fanambarana fa : "Aver...
tohiny
novalian'i daomania ny 20/04/2009 11:40
rabaradaka
(
20/04/2009 08:16)
Dadatoa a, mihasarotra ny raharaha amintsika miteny izao. Ireo Généraux maro tsy miteny ireo dia misy dikany goavana. Vao mainka moa nahatezitra tanteraka ny tafika ny nanendrena an'i Colonel Noel (...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 20/04/2009 14:45
manelatra
(
20/04/2009 07:35)
IANAO ILAY NANORATRA HOE TGV ETRE INFERIEUR DIA IZAO
NY RAJAKO MBOLA SUPERIEUR NOHO IANAO
HITA FA RESY SY TSY TONGA ANY AMPALADIANY AKORY DIA LASA ADALA
BE FIALONANA SISA
TSY MISY HA...
tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 13:57
penguin
(
20/04/2009 07:29)
Nohezahina nahena ny isan'ny Ministra satria mahantra ny firenena ka tsy manana vola hanakaramana Ministra 33 sahalan'ny andron-dratsiraka. Amin'izao dia 22 no efa voatondro ary voalaza tsy ampy 3 ka ...
tohiny
novalian'i molota ny 20/04/2009 14:02
xxx
(
20/04/2009 07:29)
nisy general iray izay nilaza fa hisy assises national momba ny militaire gasy androany ary koa fanambarana...
tohiny
novalian'i ifiona ny 20/04/2009 08:42
essera
(
20/04/2009 06:58)
Salama daholo,
Tena efa lasan-ko vavany sisa ilay prezida fahiny ka dia mamely ny \"Ho avy aho, ho avy\". Dia ny mpanara-dia rehetra amin\'io :
8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O...
tohiny
novalian'i essera ny 20/04/2009 08:10
