Politika

penguin ( 22/04/2009 06:44)
Milaza hitondra fanatsarana ny TGVendrana saingy na efa nanao FAMIN-DRAMPAHEFANA style CAPSAT aza dia resaka ampamoaka indray no asesika. Inona moa ny style CAPSAT ? Mandalo miaramila fotoana fohy dia... tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 08:32
soanja ( 22/04/2009 06:30)
Araka ity voalaza amin'ity vaovao ity dia tsy hanampy ny famerenana an'i Filoha taloha RA8 indray hono ny tafika SADC. Ary rehefa nandinika hono ry zareo dia tsy voalaza tamin-dry zareo tanteraka ho... tohiny
molota ( 22/04/2009 06:02)
IO NO FIKA AVERINA NY BLACK MONDAY ACTION SIMULTANEE MIARAKA AM COCKTAIL MOLOTOV ARY FOTOANA IRAY NO IATOMBOHAN NY ACTION EFA FANTATRA ZAO NY CIBLE : AMBATOBE SY NY FIANAKAVIANY, SAVONNERIE TROPI... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:38
essera ( 22/04/2009 04:54)
Naheno tsara an'iny angamba ianareo omaly e ? Teo aloha ry zalah raha nisy izany dia lasan-ko vavany fotsiny ihany tamin'ny nidiran'izay mpitondra nifanesy teo. Niala Ratsiraka dia nanamafy Zafy fa... tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 11:48
essera ( 22/04/2009 04:18)
Salama daholo, Angamba samy naheno na n version avy amin'ny Hasina na avy amin-dra8 omaly ka anjarantsika ny mandray sy mino ary mahatoky izay voalaza. Ny nanaitra kely ny saiko fotsiny dia soma... tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 06:40
pikatti ( 22/04/2009 02:00)
Nilaza tokoa ny filoha hajaina Ravalomanana fa ho tonga afaka herinandro vitsivitsy raha nanontanian'ny mpanao gazety tetsy Afrika Atsimo,matahotra mafy tokoa ireo tgv ary niantso an'i Frantsa saingy ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:42
xxx ( 22/04/2009 01:33)
Tena tsy sahy niverina intsony i ra8 marina. nanao sambo niletika any afrika any. Angamba efa tapitra ny saosy ka lasa manao tarzan any anaty alan'ny Afrika any, na lasa tsalo reraka any Swaziland ka ... tohiny
novalian'i nancy ny 22/04/2009 04:19
bazylou ( 21/04/2009 23:52)
aleo indray ny tgv nohisaosy rehefa voky ny tim e!! Ny gtt izao kay tim europe ihany dia mody mandainga eo daholo ny membre aoa miny!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i fanou14 ny 22/04/2009 06:39
sitlo ( 21/04/2009 22:21)
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2009/04/nike_sat.jpg[/img]... tohiny
novalian'i fanou14 ny 22/04/2009 05:42
fijo ( 21/04/2009 22:16)
mampiomehy mahamenatra ny zava misy any amintsika,fa manana filoha roa isika izao. ny filoh airay dia any antoerana,(filohan'ny HAT)izy dia manome baiko sy manana n yfahefan aao madagasikara.ary mife... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:45
patrick2002 ( 21/04/2009 21:27)
raha jerena ny dictionnaire le petit larousse dia izao no dikany mafia la mafia: organisation criminelle sicilienne dont les activites ,axercees par des clans familiaux soumis a une directrion colle... tohiny
xxx ( 21/04/2009 18:42)
ETO ANTSIRABE, ZAHAY TSY MAHALALA IZANY HATAY ZANY NY FANTARAY DIA MIALA NY PANONGAM6PANJAKANA, MIROSO NY FIFIDIANANA, DIA HITA NY VOKATRA, MIDINA ATY AMINAY ATY MOA NAREO CAPSAT IREO FA DE HIHINANEM.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 22:04
molota ( 21/04/2009 18:19)
nareo miaramila anié efa navadikin'ny basy maro vava éé!! ary TGvendrana nilaza sy nidradra démocratie io ko anié efa navadikin'ny vavany éé!! :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:54
xxx ( 21/04/2009 18:15)
Vaovao tena mahafinaritra sy lehibe izay tsy azo eritreretina sady mahafaly tokoa dia ny fahenoanay fa afaka tao amin'ny Capsat i Penguin fa tsy voatana intsony !! ny tsy fantatra fotsiny dia ny hoe n... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:09
Nanja ( 21/04/2009 16:45)
[b]VOUS ALLEZ DECOUVRIR AUJOURD’HUI QUE NOUS ETIONS VICTIME D’UNE CONSPIRATION A TRES GRANDE ECHELLE[/b] Ity misy [b]THESE[/b] iray hanairana ny sain’ny rehetra mba handefa lavidavit... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 00:12
Djhamhal ( 21/04/2009 15:37)
amiko de ny fanaovana fifidianana faran'izay maika indrindra no vaha olana amin'zao savorovoro eto amin'ny firenena izao ;ary tokony tsy hihoatra ny enimbolana no hanaovana azy ; [u]antony[/u]:ny ban... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:57
xxx ( 21/04/2009 15:29)
Vitsy ihany ny tafika tena manaraka an`io CEMGAM io raha lazaina dia ireo izay NAHAZO VOLA IHANY ( CAPSAT sy ny eny am`FORT DUCHESNE) . ... tohiny
novalian'i reeves ny 22/04/2009 07:22
penguin ( 21/04/2009 14:11)
Noho ity Organes efa hisontro ronono ity dia notapahan'ny olona ny ZIZY ny polisy avy eo nodorany velona ary omaly notifirin'ny olona indray nefa leiry indray no karazany faly. Maty ozatra angamba ka ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:48
Oay ( 21/04/2009 13:59)
Lasa ny saiko tena sérieux an! fa otrany tsy hitako eto i Noue, ka izay mahalala anazy d mba omeo vao² é! sao sanatria mantsy, sa moa izy iny tsy aty Madagasikara! D i Salopard koa otrany tsy h... tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 00:29
patrick2002 ( 21/04/2009 12:27)
Tena hita mihintsy fa governemanta honoris causa ,miaraka @ premier ministre honoris causa no natsangany TIM ,aiza ve ka miantso miaramila SADC i Manandafy fa tany miady hono Madagasikara , efa tsy mi... tohiny
novalian'i ndenn ny 22/04/2009 10:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8865