Politika

Noue ( 22/04/2009 13:32)
[b]La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à « restituer le pouvoir » « Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar »... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 21:00
Djhamhal ( 22/04/2009 13:31)
Inona ny toetra sy finoana tokony ho ananan'ny filoham-pirenena?? tsy maintsy ao anatin'ny F.F.K.M. ve? mahazo manompo sampy ve? (ra izay no mety ahafantaran'ny maro azy ) na mahazo mandala ny fomba n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:41
andrywai ( 22/04/2009 13:25)
Famerenana ireo sesin-tany sy Fandresena ny ara-dàlana no antondian'ny TGV. Nampian'ny miaramila izy fa tsy misy izany demokrasia mendrika izany. Tsy maintsy harodana ny HAT... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:42
essera ( 22/04/2009 13:13)
Tsy Andry ange no te ho président ny république e. Hisy ho tezitra izao : Raha nijery ny fandehan'ny toe-draharaha ianareo dia ny fanapahana ny lohan'i Ravalo no tena mission nataony. Rehefa vita i... tohiny
novalian'i Oay ny 23/04/2009 06:00
papala ( 22/04/2009 13:05)
Tsy lany LAINGA mihintsy moa le HATay reo zao de hamorona dossier handotona foana an-président R8 foana. EFA fantatry no olona 98% n'ny MALAGASY ny lainga tsara alahatr'ireo. KA NOHO IZANY DE NY HEN... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:46
soanja ( 22/04/2009 12:58)
Fa iza marina no tena mpandripaka ny ala io fa tsssss!!!!! Raha hanao ny atao ianareo momba ny politika sy ny fahantrana sns... dia ataovy fa de aza ny ala no kitikitihana sy atao rapadango!!!!!!!... tohiny
penguin ( 22/04/2009 12:50)
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto. ... tohiny
novalian'i andrywai ny 22/04/2009 13:29
penguin ( 22/04/2009 12:48)
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto. ... tohiny
novalian'i ralevazou ny 23/04/2009 09:12
Oay ( 22/04/2009 12:03)
Extrait de l'intérview de son excellence Niels Marquardt ambassadeur des USA auprès de La République de Madagascar:[url]http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=6200:amba... tohiny
penguin ( 22/04/2009 11:17)
Mandainga amin'ny vahoaka Malagasy i Hasina Andriamanjato sy ny fitondrana tgvendrana. Tsy Ravalomanana Filoha Malagasy mihintsy no mibaiko ny SADC fa ireo nivory no manapaka. Voalaza fa mamafy lainga... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:14
xxx ( 22/04/2009 10:41)
novonoin'ny capsat Randriamanjato Richard t@ alatsinainy dia nisy saika hamono koa i Ratsirahonana alina :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:16
dofinois ( 22/04/2009 10:22)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=490864 dia iza no president hikarakara an'io election io mbola resaka hafa indray izany nefa moa ry tgv sy forongony efa tsy te hidinika intsony fa... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:22
essera ( 22/04/2009 09:28)
Mahagaga fa tsy dia henoheno intsony miady hevitra ambony latabatra fa ny ankabeazan'ny resaka ao sisa ho an'ny mpiondana dia : Ireto avy ny cible : bla bla bla bla bla bla ry légaliste pac... tohiny
novalian'i nanah01 ny 23/04/2009 08:15
essera ( 22/04/2009 08:44)
Efa mi-tourne ary fa efa entin'ny TAOVA hafa izao ny mpankasitraka ny ara-dalàna satria tsy nety daholo izay zavatra noeritreretina hiseho toy ny : - Fiverenan'i Dada - Ny intervention ataon'ireo... tohiny
novalian'i essera ny 23/04/2009 09:53
ronaldo09 ( 22/04/2009 08:33)
Ho avy i dada e,ho avy dadanay!Ela ihany zay no niandrasana an'ambatobevohoka fa tsy hita faty i dada, sasatra sy tsemboka ry very seza sy very sakafo hoe hiverina amin'ny sabotsy idada nefa aiza za... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:30
molota ( 22/04/2009 07:45)
HAT!! mialà dien'izao ra tsy té ahita ANGANO mihomana daholo ry MPANONGAM-PANJAKANA!!! EFA fantatra daholo ny CIBLE!!!! TSY MAINTSY MANDRESY NY TOLONA!!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:32
Oay ( 22/04/2009 07:42)
Rehefa mandinika ny zava-misy any @ ireny firenena lazaina fa mandroso ireny isika d hita miavaka tsara ny mpanao politika sy ny mpikarakara ekonomie (Les Politiques et les Décideurs économiques) et... tohiny
novalian'i Oay ny 22/04/2009 16:23
xxx ( 22/04/2009 07:22)
Tairo ranga ny ampamoaka a, aza atao Ra8 rery no apoaka, tairo ry TIM mba manaova ampamoaka momba ny TGV.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:34
BlackGasy ( 22/04/2009 07:12)
Tena mahamenatra sy mahakivy ny fivoarana eto amintsika amin'izao tsy hilaza afa-tsy ireto zavatra vitsivitsy ireto aho - TVM miverina any amin'ny taona tsy haiko ny fijery azy sary sy feo tsy miarak... tohiny
fanou14 ( 22/04/2009 06:53)
mba mangataka anareo eo ambohijatovo fotsiny hoe mba omeo fahalalahana ireo mpiasa tao @ tiko fa dia aza terena mande eny ,dia araraotina ve ry zareo noho ny tsy fananan'ny vola dia terena mankeny rah... tohiny
novalian'i essera ny 22/04/2009 09:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6064