avereno daholo izay nolazain'i ry tgv fony teny @ 13 mai

1. zoam ( 22/04/2009 13:58)
TSY MILA AUTORISATION NY ENY @ PLACE DE LA DEMOCRATIE
FA TONGA DIA MANKENY REHEFA :-D :-D :-D
répondu par fijo le 22/04/2009 20:35
2. penguin ( 22/04/2009 14:05)
Rehefa izy ihany dia mety izany fa ny hafa arak'izany hafa izany dia tsy mety indray. Izay no maha TGVendrana azy.
3. litika ( 22/04/2009 14:14)
Zavatra "élémentaire" indrindra @ fomba fiasa izany ry miseho ho "légaliste" a!
Mahazo mankeny daholo fa raha misy fikambanana 3 na 4 no te-ho eny amin'ny fotoana iray, ny iray nangataka alàlana, ny sasany tsy manana, iza no "légal" ka omena.
Sao dia jamban'i tava-tsoavaly (Manandafy) ianareo fa iny sy Constant indrindra ange no mpanakorontana, mpiantso tontakely sy jiolahim-boto hanakorontana hatramin'ny 1972, 1980,......Sarotra ny hinoana fa niova izy ireo. Ry Pety aza mbola misy farasisa ihany indraindray. Mba manana maso mandinika tsara fa aza manao bontolo fotsiny!
4. xxx ( 22/04/2009 14:39)
hoy kotoànandrasa ny miaramila tsy natao herim-pamoretana ,ankehitriny y capsat minihitsy no mitifitra ny vahoaka manao manifestation ary mbola kotonandrana noel no minisitrin'ny defense no nampitifitra ny vahoaka :-D :-D :-D
5. patrick2002 ( 22/04/2009 16:46)
ary havereno izay nolazainy Ravalomananiste rehetra teto taloha .
Rehefa misy olona maty dia ny mpitarika olona no diso fa tsy ny mpitifitra ,zone rouge ny zone administratif ka tokony harovana, Tsy ekena ny gouvernement antsisi-dalana .
6. xxx ( 22/04/2009 16:55)
fa angaha antsisindalana eny andafiavaratra le??? biraony manandafy? :-D
7. patrick2002 ( 22/04/2009 16:58)
ka efa ao ve izy eh! ty tena saina poak'aty mihintsy ,ngah amvbohijatovo andafiavaratra ,zany no halehany rehefa mihinana amanin'osy.
8. xxx ( 22/04/2009 17:36)
aza mora entipo bainna a! sa efa mifangaro ny tranon-tay sy ny atidahonareo ka mora misôfy? :-D , ary birao no noteneniko teo fa tsy hipetraka ao izy, fa fiasana, mazava ve???
9. xxx ( 22/04/2009 18:02)
ao andafiavaratra ny palais provisoire PM dia ao anaty rova kosa ny president ra8 rehefa tonga
10. BeraMuc ( 22/04/2009 18:24)
Raha ny resaka sy ny vavabe n i radomelina teo amin ny 13 Mai, tamin ny interview rehetra tamin ny media, tsy handaniana andro

Satria mazava ho azy fa lainga sy resaka mifono lainga daholo
ny tanjony dia ny fanonganampanjakana satria io no mission nankinina taminy

Nandaitra ny lainga satria foza daholo no teo amin ny 13 Mai
Santionany amin ireny io patrick2002 io, mba jereo anie izay mba zavatra soratany e !!!
11. ravalotgv ( 22/04/2009 18:58)
tena nikozy an izany ve lery snifff tchroufff otran ny somary hadinoko
avereno kely le kasety aloha

sniff
tchroufff

mety tsy ampy dozy ngamba lery tamizay

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
12. fijo ( 22/04/2009 20:35)
ka hovita ihany izy ity sa ahoana fa izahay maika hiasa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526