Politika
mion
(
21/04/2009 06:08)
ny iray novonoina t@ endrika feno habibiana tetsy ankadimbahoaka, ny iray notifirina tetsy anosy omaly.
Ozy i roindefo : 15 blessées parmis les forces de l'ordre et aucun parmi les manifestants.
...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:36
penguin
(
21/04/2009 06:06)
Tena miteniteny foana mihintsy ireto tgvendrana ireto. Averimberin'i andry tgvendrana erak'izay faritany lalovany fa tsy avela hitohy ny fanjakan'olo-tokana. Ny mahagaga anefa dia nilaza indray ty roi...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:29
molota
(
21/04/2009 06:04)
Rahovian ny vahoaka no hitroatra ka hivoaka
Efa hita miharihary tsisy miafina eto an-tany
Ny fahirano sy herisetra izay hiaretan’ny rehetra
Efa heno ny tomany,efa be ny rà nandriaka
Fa rahovia...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 06:56
essera
(
21/04/2009 05:26)
Salam daholo a,
Efa sasa-miandry ry namana isany momba an'io point io ka dia indro ary ny valiny :
[u]Ny itiavako an'azy[/u] :
- Ra-Andry dia bandy manana tena ambition handroso.
- Manana faha...
tohiny
novalian'i coucou2 ny 21/04/2009 11:00
patrick2002
(
21/04/2009 01:50)
Araky ny voalazany gazety aza dia polisy ray maty ,ary mpanao fihetsiketsehana iray pro-Ravalo ,roa izany no maty t@ fihetsehana omaly ,ary dia samy maty voatifitra avokoa.
Ny mahagaga ahy dia manana...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:55
xxx
(
20/04/2009 22:21)
ary aiza hoa i badoboy tsy hita faty tsy hita velona :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/04/2009 22:45
dofinois
(
20/04/2009 22:19)
Mba raovina ary ireto kapisaty ireto vao mba hilaza indray hoe : TSY HANAIKY ho ATAO HERIM-PAMORETANA ny VAHOAKA INTSONY IZAHAY ...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/04/2009 13:34
xxx
(
20/04/2009 22:04)
tsy hita fijo ry ireto an tena mahagaga, nisy nahita teny anosy izy dia izao tsy hita izao :roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2009 22:01
zoam
(
20/04/2009 20:01)
tena mpandainga be mihitsy le roindefo e,nolazainy fa le police maty foatiftra teo @ lohany iny novonoiny mpanao manifestation pro ra8
http://fr.news.yahoo.com/4/20090420/twl-madagascar-ravalomanana-...
tohiny
novalian'i mion ny 21/04/2009 05:56
Havantsika
(
20/04/2009 19:20)
ry namana,
Taloha dia ireo tia tanindrazana sy nanana tanjona manokana no nanao tokoa ny vy very ny ainy. Ankehitriny izay sahy mamono no tena tian'ny sasany hitondra. Tsy aleo ve kely diploma nefa b...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 20/04/2009 19:35
rajy
(
20/04/2009 19:10)
Nanao kabary ambody vavahady ndray rajoelina tao toamasina t@ sabotsy hanome fanampiana mitentina 1 milliard hono ny namana ho an'I toamasina (tsy nambarany na ariary io na fmg) fa ny fantatra dia tsy...
tohiny
novalian'i mihitsy ny 21/04/2009 06:54
sitlo
(
20/04/2009 18:17)
Rehefa misy manao ratsy amin'ny malagasy dia ampanginina foana izy.
Hoe aleo aloha fa mbola hanody azy izao.
Na koa hoe: mbola hotsarain'ny tantara.
Na koa hoe: mbola hotsarain'ny taranaka amam-pa...
tohiny
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:24
sitraka1
(
20/04/2009 18:15)
Mampalahelo ny toetsaintsika mandray anjara am ady hevitra eto, maninona raha ny hevitra no alefa na tsy mandry anjara fotsiny zao, fa mifanao vava sns. Inoako fa olona misaina sy nianatra ary manampa...
tohiny
novalian'i Havantsika ny 20/04/2009 19:08
andrywui
(
20/04/2009 18:11)
HA! HA !HA !HA !HA ! HA ! HI! HI! HI! HI! HI! HI! esssy aho oe le teo Anosy anikeo e!!!!...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 08:11
xxx
(
20/04/2009 17:47)
20:30 - Paris 13 : le ministre de l’éducation de la HAT, Julien Razafimanazato, est venu accompagné de 4 gardes et d’huissiers pour déloger le directeur du foyer malgache ARAGO. Les éléments ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 05:54
molota
(
20/04/2009 17:12)
mbola mitohy ny ady!!! FRS+TTS+CAPSAT= RESIN'NY VAHOAKA :{ :{ ...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 05:31
sadeky
(
20/04/2009 17:02)
HAFA IHANY NY EMMO NAT T@ ANDRON'I RA8,IZAO NY CAPSAT EFA NISY NY FITOFIRANA BALA REEL NY 28MARS DIA MISY KOA 20AVRIL....
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2009 22:12
nancy
(
20/04/2009 16:48)
Raha tsy nanana basy moa ny capsat, izany hoe raha tsy nangoniny ny basy tany amin'ny camps miaramila rehetra tany dia inona ny zavatra nitranga??
Mino marimarina aho fa efa ela ity tgvendrana ity n...
tohiny
novalian'i locl ny 20/04/2009 19:16
locl
(
20/04/2009 16:39)
Niseho teo @ TV France24, Rav8 izao hariva izao à 18h30 Suisse, nanao conférence de presse depuis Johanesbourg ny @ hiverenany any Madagascar. Tsy nolazain'ilay journaliste ny date sy heure...
tohiny
locl
(
20/04/2009 15:46)
Ny gazety Swaziland androany dia nilaza fa efa times hiverenan'Rav8 eto Mada izao satria hoy izy efa mipetraka ny sécurité ahafahana miaro azy....Ireo mpitsikilo efa ao Madagascar no nanao ny tantit...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2009 22:04
