mialà dieny zao Ry HAT a!! tsy mis CAPSAT maharesy Vahoakaé!

1. molota ( 20/04/2009 17:12)
mbola mitohy ny ady!!! FRS+TTS+CAPSAT= RESIN'NY VAHOAKA :{ :{
novalian'i tsiafoi1 ny 21/04/2009 05:31
2. andrywui ( 20/04/2009 18:13)
ha ! ha ! ha! ha! ha! ha! ha! ha!

hon !hon !hon !hon !hon!

zay ve no mbo fanirianao ramosé !!
3. patrick2002 ( 20/04/2009 18:33)
mba ampidiro aza ny EMMONAT eh! amin'izay miady tsara ny baolina :lol: :lol: :lol: , sa SADEKY :-D :-D :-D
4. Havantsika ( 20/04/2009 18:36)
Aza sodokan'ny lainga tsara lahatra sy ny fitiavan-tenan'ny ramose ka hamerina ny tantara vao niseho teo aloha. Tsy misy azo fitahina eto na mangina aza, ary mieritrereta ny farany. Tsy aleo ve manarina ny lesoka sy ny ratsy vita ka miandrandra famelan-keloka amin'ny vahoaka .
Ny tetezamita mandalo, fa ny firenena hitoetra, ny mpitondra mandalo, fa ny vahoaka haharitra. ka hatsaharo ny famporisihana ny tsy manantsiny hifandrafy fa mpihavana daholo isika e
5. andrywui ( 20/04/2009 18:39)
MAPALAELO NY TIM RAMOSE A
6. rajy ( 20/04/2009 18:50)
Mpihavana isika hoy I havantsika,izaho tsy miavana @ TGViste,milaza fa afaka ny vahoaka e antsika izao ny fitondrana e . Maninona no manakatona radio sy tele raha hanome fahalalahana? Sa tononina le izy de refa hita fa tsy tana de hidio ihany fa ho ratsy , tahotra no be, za tsy tia korontana fa raha korontana no ilaina analana an'ireo teo de tairo fa tsy maninona,ny olona zatra afera tsy mahita hirika ary no afaka fa ny olona maro miaro ny safidiny hogejaina izany no atao hoe demokrasia? Mangala sisiny amzay fa miha miboridana tsikelikely ry tgvoangory a ,maharikoriko poah beurrrrrrk!
7. Havantsika ( 20/04/2009 19:01)
zaho tsy manam-pahavalo na ny TGV izay haratsinao sy ny TIM izay arovanao na dia mibaribary aza ny nataon'ny mpanorina azy nandritra ny 7 taonasy ny saika hataony maharitra teto. Havako daholo ireo, fa tsy azo atao ny mijery arina an-tava. Raha mivoy ny ara-dalàna ny zatra manitsakitsaka, tokony porofoiny aloha fa ara-dalàna ny tsy maha piraty ny tvmada araka ny voalazan'ny ankilany. Mety ve ny manameloka ny TETEZAMITA raha manapotika ny asan'ny TIM teo aloha sy fananam-bahoaka tahaka ireo izay niseho teo Anosy androany no lazaina. Inona no hitranga raha mitohy ny fampiasana basy famonoana polisy ireny. Dia ifamono izay sy mitovy hevitra
Tsy aleo mihavana, havako koa ianao ry RAJY A sy ny mitovy hevitra aminao.



8. patrick2002 ( 20/04/2009 19:05)
ny ahy aloha dia havako daholo na Ra-8iste na Ratsirakiste ,na iza ,fa ho anay TGV iste dia tsy azonay mora io fitondrana io ary ,ary harovanay ,
Mbola manana tahiry be dia be ny TIM @ resaka vola .ka hatahoranay ,betsaka ny vola noentinireo minisitra TIM nitsoaka any ho any ,fongana ny banque central, na ny PDS rivo aza nitondra vola nitsoaka ,
9. rajy ( 20/04/2009 20:11)
Aza tia misabakabaka io,manohana hevitra iray fa lasa mpanao politika eo zay hita fa hande no mody tohanana. Izaho tsy mahalala na ho tafaverina eo ra8 na tsy fa izaho dia manohana sy mankasitraka ny asa nataony ka tsy afaka hanao mody jamba (ny sasany tena jamba) izay no tsy hiavanako @ TGViste na raoviana na raoviana. Tsy minamana amreo ah fa mpanimba firenena. Misaotra
10. patrick2002 ( 21/04/2009 01:40)
aza manohina fa ny TGV mandeha ihany na tsy misy anao aza, izao tsy mila filoha mpivarotra tanindrazana ,mpangalatra , tsy nahita filoha nangalatra ohatry ny ra8 izaho hatramin'izay ,mpangalatra izy satria ny sasany tsy avelany hitady fa ny azy ihany.
11. tsiafoi1 ( 21/04/2009 05:31)
Ela ihany no niainako teo Dago fa tsy mbola nahita mpitondra MPANDROBA, MPANAO ANKERINY, MPANGALATRA, MPAMPIHOROHORO sy MPAMONO OLONA toy ity ANDRY RAJOELINA ity ny tenako. Na i Ratsiraka aza tsy nahavita ratsy toy ity nataon-dRajoelina tao anatin'ny fotona fohy ity.

Tsy hisy hanaiky ho verezin-jo eto. Zahay nifidy t@'ny élection présidentielle, nijajirika sy niaritra tanin'andro, koa nahoana ny safidinay no atao barofo sy arodana ankeriny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0984