Fanapepoina ny sain'ny malagasy ny tody

1. sitlo ( 20/04/2009 18:17)
Rehefa misy manao ratsy amin'ny malagasy dia ampanginina foana izy.
Hoe aleo aloha fa mbola hanody azy izao.
Na koa hoe: mbola hotsarain'ny tantara.
Na koa hoe: mbola hotsarain'ny taranaka amam-para...

Efa mba nanao toa izany koa ny razam-be tamin'ny tolona isan-karazany. Ka tsy efa isika ve ireo taranaka amam-para nolazainy tamin'izany? Koa nahoana no avela fotsiny amin'izao indray.
Nahoana no andrasana ny ho avy ivoahany amin'ny makarakara?

Tena izay ilay hoe "l'espoir fait vivre les...". Velezo ny vy dieny mafana hoy ny fitenintsika izay.
novalian'i pikatti ny 22/04/2009 01:24
2. andrywui ( 20/04/2009 18:41)
ppppffffff ! nemportekoa oa !! hi hi hi ihi hi hi
3. patrick2002 ( 20/04/2009 18:46)
Tena marina ny teninao ,zao manody an'i Ravalo ny nanaovany an'ireo exile politique maro, ny nanakatonany ny Radio VIVA ,ny nanapotehany ireo operateur economique maro-be, tena aza manody marina :cry: :cry: :cry:
4. xxx ( 20/04/2009 18:52)
NY FAHATAHORANA AN'I RA8 NO ANTONY IZAO REHETRA IZAO
INDRINDRA MOA FA RESAKA ELECTION :-D :-D :-D FA BLABLA NO BESAKA
5. patrick2002 ( 20/04/2009 18:58)
ahoana moa izay no tsy hatahotra kou ,olona milalao ody ,sy 777777777 ve no hifanandrina aminao ,izao naka ody any swaziland indray :{ :{ :{
6. xxx ( 20/04/2009 19:03)
ELA ANGAHA NO NAMISAVIANY TAO,MBOLA TSY TE HANAO RATSY LESY RA8,FA MBOLA HIVERINA EO IZY,RAHA HIVIDY NY CAPSAT NA NY MIARAMILA MALAGASY RA8 TSY MISY DIKANY AMINY IZANY ,SAINGY HENDRY NY PRESIDENTSIKA SAINGY MISY LIMITINY NY ZAVATRA REHETRA ,EN PLUS NY VOLA MISY
7. locl ( 20/04/2009 19:12)
Resy indray ry TGV dia manao vavan'kisoa misy sira, dia ahoana indray ireny conférence de presse nivoaka t@ France24 ireny e! nalaina tany johanesbourg le sary ny Dada ry andrywi a! ni-importer fracre 24, hi¨hi¨hi tena efa akaiky ny andro, tena efa miaiky ny frantsay fa hody dada annnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn
8. soanja ( 20/04/2009 19:33)
Mba hadihadio anie io teny hoe " fanapepoana io e" asa na iza amintsika izao no mampiasa izany hevitra izany?

Fa nahoana no PEPO satria poakaty???? Misy feo mivoaka rehefa manapepo zavatra. Nahoana no misy feo mivoaka, misy rivotra ao anatiny?

Mbola aiza re ianao ry Sitlo e!!! Aza mifikitra amin'ny olona iray hoy aho fa voaozona tokoa anie izay mahatoky olona e! Tsy ny Gasy indray no namoaka an'io teny farany io fa ny vazaha.
9. patrick2002 ( 21/04/2009 01:31)
marina ny anao ry soanja ah! olona poakaty no manaiky pepona ,mitoky @ olona ray.
10. pikatti ( 22/04/2009 01:24)
rapa2002 elaha aza efa manompo an-i tgvendrana io ,hazo amoron-tevana no hiankinana ,jereo ny atao alohan'ny hitenenana :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5855