Politika

essera ( 23/04/2009 08:57)
Misy fanontaniana vitsivitsy ireto mba hanaitaitra an'Ifiona : 1/ Maninona kay Dada no mampiresaka foana fa tsy mety miverina mihitsy. 2/ Maninona Tabera no tsy nety natao praimnisitra na tsy natao ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:47
rastafarai ( 23/04/2009 08:44)
Hiady an-trano ve isika Raha tsy mitovy politika Hifandavo tsy hifanarina Tahaka ny valala an-karona Hiady an-trano ve ny gasy Hifampitifitra amin ny basy Nefa mpiray firenena Sao dia tokony ... tohiny
novalian'i essera ny 24/04/2009 09:42
essera ( 23/04/2009 08:42)
Tena misy miteny irery ato am forum ato a ? Ohatran'izy ihany no mandefa an'ilay sujet dia izy ihany no mamaly ? Tsy haiko na izay ilay nalefan-draHery eo ambany io koa fa ohatran'ny mapmé. Tsy mahi... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 23/04/2009 18:35
Oay ( 23/04/2009 08:40)
Izao no nolazain'i ifiona: a a a, za tsy Sarah ka! tsy zanak'i Dada direct za fa zanak'i Dada t@ fanahy masina Ka d mazava ny resaka fa d mahavita manao zaza @ fanahy masina i dada! Ka d miho... tohiny
besandry ( 23/04/2009 07:32)
RAHA MBOLA MISY NY TSY FANARAHANA NY LALANA RAHA MBOLA MISY NY DIDIJADONA RAHA MBOLA MISY AVONAVONA SY MILAZA NY TENANY HO ZAVATRA RAHA MBOLA MISY NY TENY TSY VALIANA DIA FANATATRAREO RY Z... tohiny
novalian'i MONGAB ny 23/04/2009 08:14
rabaradaka ( 23/04/2009 06:54)
Voaporofo fa tsy mandray baiko intsony avy amin'ny lehibeny ny Zandary sy Polisy ary ny miaramila. Omaly i Alain ramaroson dia niantso andian-jatovo avy eny amin'ny tanàna ambany (bas quartier) ho ka... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:54
sadeky ( 23/04/2009 04:53)
MILITAIRES MUTINS Ceux qui ont participes au coup d’ETAT depuis le 8 mars 2009 à ANKADIMABAHOKA ; Grade Noms et prénoms Corps d’origine Adresse ACTIONS ORIGINE • Col Rakoto... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:57
xxx ( 23/04/2009 04:11)
Izaho dia nanohana an'i ngahy Ravalomanana teo aloha, fa nohon'ny nanendry ity PM Manandafy ity ny tenany dia hitako fa tsy ho lasa ny politikany. Raha nahare ny kabary izay nataony koa aho izay nila... tohiny
novalian'i essera ny 23/04/2009 08:46
xxx ( 22/04/2009 20:53)
mampalahelo ny zavatra nataony reo miaramila ny capsat, tsy fananany Ravalomanana io fa fananam-bahoaka! http://www.dailymotion.com/video/x8pypn_mampitomany_news... tohiny
novalian'i pyar24969 ny 23/04/2009 12:14
sohitika2008 ( 22/04/2009 20:51)
Samoela vs Mailhol ?? Odoy e Razanakol Radomelina par hazard... tohiny
xxx ( 22/04/2009 20:33)
http://www.dailymotion.com/video/x8pqau_president-par-hasard_fun... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 22/04/2009 21:43
sadeky ( 22/04/2009 18:07)
Araka ny fantatra dia tsy te hifampiraharaha @ fitondranan'i ra8 mihitsy ny HAT io fa dia midongy toerana eo,koa mivonona isika tovolahy vonona hiady f'efa betsaka ny miaramila sy zandary ary police m... tohiny
novalian'i halloween ny 23/04/2009 10:56
bazylou ( 22/04/2009 16:20)
L''Ambassade des Etats unis a annoncé qu'une rencontre avec Manandafy Rakotonirina n'est pas prévue. Les priorités de l'Ambassade et celles des autres corps diplomatiques sont la reprise du dialogu... tohiny
xxx ( 22/04/2009 15:42)
za lehireto tena malahelo foana mahare hoe misy maty indray hono noho ny tolona. Mba teneno ihany izay havanareo sy ny namanareo mpisera eto fa ny mpanao politika dia mitady seza fotsiny daholo. Ho... tohiny
dofinois ( 22/04/2009 15:31)
Le Collectif GTT vous convie à une Conférence-Débats Sur les Evénements à Madagascar Autour d'un DINER au GHS Grand Hotel Sénia 6 rue du Bas Marin - Orly Le Vendredi 24 avr... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2009 07:01
Noue ( 22/04/2009 14:54)
[b]Des policiers et gendarmes condamnent la tuerie de lundi Les autorités essaient de détourner l’opinion publique La mort de Christian Sabe, le policier qui a été tué par balle, a étÃ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2009 06:02
xxx ( 22/04/2009 14:53)
nandalo teo ambatobe izahay ny maraina teo dia nahita ny tranon'i tgv misokatra ny varavarakely, dia gaga fa raikitra fifampitifiran'i tgv sy mialy teo ambony canape araka ny vaovao re dia notanteri... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:32
manelatra ( 22/04/2009 14:27)
Assumeo ny tsy fahaizana mitantana fa aza halefa any amin'ny hafa foana ny hadisoana fa manjary mirediredy eto hongotanay hatramin'ny fakany ipng vendrana . ry capsat efa hiandry anao eny amin'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/04/2009 21:21
xxx ( 22/04/2009 14:02)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8 peng >>>>>>>>>>>>>>>>>>) :oops: ;-) :oops: ;-) ... tohiny
novalian'i manelatra ny 22/04/2009 14:22
zoam ( 22/04/2009 13:58)
TSY MILA AUTORISATION NY ENY @ PLACE DE LA DEMOCRATIE FA TONGA DIA MANKENY REHEFA :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 20:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.3019