Mazava izao fa Andriamanitra velona i dada...

1. Oay ( 23/04/2009 08:40)
Izao no nolazain'i ifiona:

a a a, za tsy Sarah ka! tsy zanak'i Dada direct za fa zanak'i Dada t@ fanahy masina


Ka d mazava ny resaka fa d mahavita manao zaza @ fanahy masina i dada!
Ka d mihomana ny TGV fa d hopehan'i dada @ masobe tsy mahita daholo ny vadin'ireo HAT ireo d hisy ifiona kely bobaka be handehadeha atsy ho atsy ka d hanjaka tokoa ny fanatisma
poapoapoa aza mahavoa ny Malagasy anie izany!
2. essera ( 23/04/2009 09:19)
Efa lasa ary amban ary ilay resaka milay anareo sy Ifiona dia omeko kely an'ity :

Raha azon-dra8 natao ange no nanangana fiangonana azy irery hoe TIKO dia efa vita e : fa oaina be satria vao hanangona kila :

TIKO io dia izao no dikany :
T : Tempoly
I : Iraisan'ny
K : Kristianina
O : Onena
3. Oay ( 23/04/2009 09:36)
Misaotra ra-essera fa hitanao fa vevavy misafoka be ilay izy ka mila alamina fa tsy maintsy hotonga saina izy raha tsy hoe zanakin'ny very seza angaha fa raha olontsotra ra-essera tsy maintsy hotonga saina é!
4. Mirananirina ( 23/04/2009 11:07)
fa tsy maintsy hotonga saina izy raha tsy hoe zanakin'ny very seza angaha fa raha olontsotra ra-essera tsy maintsy hotonga saina é!

Zandrilahy o,mihevitra moa ianao fa very seza daholo izay contre tgv?????????????
Za fantatrao tsara fa tsy Ra8 mihitsy ,fa ilay mpangalatra fanjakana ity no henjehiko.Sa lazainao, very seza koa aho
5. Oay ( 23/04/2009 11:50)
Mirananirina:

fa tsy maintsy hotonga saina izy raha tsy hoe zanakin'ny very seza angaha fa raha olontsotra ra-essera tsy maintsy hotonga saina é!

Zandrilahy o,mihevitra moa ianao fa very seza daholo izay contre tgv?????????????
Za fantatrao tsara fa tsy Ra8 mihitsy ,fa ilay mpangalatra fanjakana ity no henjehiko.Sa lazainao, very seza koa aho



an3 tsy mihevitra anizany za zokivavy a! fantatro tsara fa tsy Ra8 enao ary za koa fantatrao fa tsy TGV, d jereonao anie fa za ohatra misy resaka eto hitako fa tsy mitombina fa entina manaratsy fotsiny d tsy miditra aho, misy anefa eto d manenjika isa na tsy manana holazaina aza d mamorona satria efa ilay hanaratsy ny ao andohany io d na TIM na TGV manao an'io an!
Mbola averiko zokivavy fa mila mitsakotsako isika fa tsy tonga d manohana tsy ampieritreretana ka io d na TGV na TIM d tokony hisaina @ izay atao mba tsy hanimba ilay firenena!
6. Mirananirina ( 23/04/2009 12:21)
Eny ary zandry lahy a,mazava izany,misaotra aminy fanazavana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461