Politika
rabingogilabanga
(
24/04/2009 20:17)
Aoka ianao mba hipetraka @ maha zoky anao Mr FIJO.
Ny logique ny hoe iza no diso, iza no marina, iza no namono iza no tsy namono, logique de conflit izanny, ary ny any @ sahan'ny maternelle no m...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 25/04/2009 08:15
Noue
(
24/04/2009 19:31)
[b]Vidéo : les militaires tirent à balles réelles pour disperser les manifestants[/b]
http://www.youtube.com/watch?v=X_OLhTcIurY&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Etopmada%2Ecom%2F2009%2F04%2Fvideo%2Dles%2Dm...
tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 05:40
bazylou
(
24/04/2009 18:54)
ny pcn'olona le hoe XXX......... :-P :-P :-P :-P ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:49
xxx
(
24/04/2009 17:45)
Be izay maty izay nanomboka tamin'ny faran'ny herin'andro lasa. Fa nahoana i Odon no tsy miteny?
Satria tsy mpanohana mpitondra Katolika ireo maty ireo. Hiala izao i Andry Katolika, dia hiditra i P...
tohiny
novalian'i pink ny 25/04/2009 14:35
halloween
(
24/04/2009 17:35)
De io sary tokana io sisa no ataon'ny TIM symbole n'ny fahavoazana be any hono io ! ka maninona ry Noue raha asaina ataon drahery eo amin'ny[b] acceuil[/b] [b]mihitsy io sary tokana io[/b] a!
[b]--...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 19:50
xxx
(
24/04/2009 17:23)
izahayeo hampanagona bola juste hamonoana capsat
ireto no liste voalaohany
Rakotonandrasana Noel
Ndinarijaona André
commandant charles
3les esclaves de madagascar
bandy avy aty andavy no hanam...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 06:06
milamm
(
24/04/2009 16:48)
Efa reraky ny mandevina ireo havana sy mpiray tanindrazana ny Malagasy ,samia mandinika tena daholo tsy ny mpananibohitra intsony no mandatsa-dra ao amintsika fa malagasy ihany.Iza izy ireo???Niantomb...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 27/04/2009 13:40
welie
(
24/04/2009 16:33)
Tsy aiko intsony na eto @ resaka politika na aiza no tokony hanoratako fa dia tena habibiana tsotra izao ny nahazo ilay mpivaro-boky teny Ambohijatovo! Dia asa hoe tsy mba henjehan'ny eritreriny ve iz...
tohiny
novalian'i essera ny 25/04/2009 08:36
maronibe2
(
24/04/2009 15:37)
Tsy aleo vé ajanona amin'izay ity resaka politika RA8 TIM TGV ity,fa hita tena mifandrangitra be ihany isika eto,ka mba soson-kevitra ny ahy,satria hita fa miha ratsy ny toe-draharaha misy eto amin'n...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 19:19
sitlo
(
24/04/2009 15:25)
Hoy i Monja Roindefo: Tsy misy mahazo mitokona aloha mandram-pilamina. Izay tsy mitombina velively.
Iza eto amin'ny serasera aza no miezaka mamoy an'io hevitra io?
...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:13
almada
(
24/04/2009 15:16)
Tamin’ny 04 ora hariva teo dia nalain’ny miaramila indray ny fitaovana rehetra tao amin’ny radio Mada sy Fahazavana. Tapaka tanteraka izany ny fifandraisana eo @ mpanohana ny ara-dalana na izany...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 25/04/2009 04:02
soanja
(
24/04/2009 15:05)
Raha hitanareo eto amin'i Net fa ny basy sy ny tafondro no hiadiana amin'i TGV sy ny forongony dia hoy aho hoe [b]AHETSEHO NY TAFIKA MALAGASY!!!!![/b] hiady amin'ireo! Aza ny vahoaka madinika no etseh...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 26/04/2009 00:09
bazylou
(
24/04/2009 13:25)
dia hoe ara dalana io !!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i vale ny 25/04/2009 21:43
Noue
(
24/04/2009 13:02)
[b]Haparitako eran'ity fotum ity io sary io mba ahatonga saina ny mpanohana an'i tgvendrana sy ny demokrasiany !! tsongoy tena, tsongoy fo raha tsy mankarary anareo ny fahitana an'io olona voatifitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:31
Noue
(
24/04/2009 11:49)
[b]11H45 : Coups de feux de 11H20 à Ambohijatovo, un mort. Un mort selon des témoins.
12:00 - Une vendeuse de livres entrain de fermer son kiosque a été atteinte d’une balle à la téte s...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:40
penguin
(
24/04/2009 11:19)
Misy manoratra eo ambany hoe ny sahirana no tena maro nanaraka ny hetsika TGVendrana. Mety ekeko fa ny fanazavana azy nno disoako. Ireo olona avy nitondra tany aloha dia tsy sahirana daholo ary manana...
tohiny
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:47
tafondro
(
24/04/2009 11:03)
Tsy mety ve raha ajanona kely ny fifandiran- kevitra politika mampifamono ny malagasy ankehitriny ry zareo ? ekena fa samy nanana ny maty ny ankolafiny rehetra , izay tsy miady hono olom- bodo ,fa ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:54
Noue
(
24/04/2009 10:48)
fa inona aloha no hatahoran'i tgvendrana @ fahatongavan'i Pierrot Rajaonarivelo ee??? satria moa i pierrot io no anisan'ny nanomé vola be ho an'i tgv hany ka matahotra i pantin fa ho avy ny tena mpan...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/04/2009 00:35
kabota
(
24/04/2009 10:26)
Izany no tina hampitaina, haingana fa TRAIN A GRANDE VITESSE fa sao dia regarega ny fitondrana raharaha
Omeo ilay mpamily mahay fa ianao manao co pilote
Tony tsara mamaly ity an...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:15
milamm
(
24/04/2009 10:20)
Tsy mety ny hangina sy tsy hiloa-bava manoloana izao tsy rariny sy fampahoriana ny mpiray tanindrazana izao ka tsy maintsy hanome tsindry sofina sy teny tsy misorona aho @ maha-malagasy ahy izay mahat...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:30
