Politika

halloween ( 25/04/2009 21:19)
Tsy manana teknik na taktika entina ahazahoana fitondrana tsony ny TIM de na manakarama bandy na mapirisika ny olona hanao adimpoko na hifandrafian samy malagasy ... tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 17:45
andrywui ( 25/04/2009 21:11)
Fa hono tokoa hoa ry zalah TIM reto ! maninn ry lereto rah mba mitondr baramina sy barapins sy lapika sy famaky otran tgv taloha le tsisy manampy reny ndray koa laisany e ! taminreny anie tena efficac... tohiny
rajy ( 25/04/2009 19:58)
inona moa izany ampamoaka izany? Spectacle iangalian'ny tarika HO TOTO RITE de trahison ve? Anmboarana ny sain'ny vahoaka ve? Sa ahazoambola? Tsy voahodinao @zany ny sainay ramose monga a! Zavatra ha... tohiny
Noue ( 25/04/2009 19:26)
zany ny vaovao mivoaka fa toa efa miparitaka sahady ity ny membres-ny hat ???? [b]« Acte de déstabilisation » Alors que d’autres y voient un « acte de déstabilisation » du régime ... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 18:09
bazylou ( 25/04/2009 18:21)
omaly tamin\'ny tele , hoe tokony hatsahatry ny hat ny vono olona hono maketsy makeroa. Dia rahatsy hanao izany izy izao dia haninona ny kung fu ?? hanao ohatran\'ny tamin\'ny tts ve?? tssss, dia ha... tohiny
novalian'i joachimr ny 11/05/2014 11:40
diamondra27 ( 25/04/2009 16:35)
Tsara dia tsara raha mirotsaka antsehatra miaro ny vahoaka izy ireo raha toa ka tsy hain'ny mpitandro filaminana ny manao izany. Variana mihintsy aho mijery ny video mahazo ny loza ary tsy mety man... tohiny
novalian'i reeves ny 26/04/2009 08:56
KALACK ( 25/04/2009 16:31)
Rehefa hita fa mbola mafanafan aloha ny ankilany ary tsy mbola te hokorotanina sy rangitina aloha izao de tokony mba hialana aloha ny fanoherana bontolo ! indrindra indrindra ka olona vao nahazo fahef... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 20:58
Noue ( 25/04/2009 13:19)
[b]âmes sensibles s’abstenir[/b] [b]Des témoins racontent les scènes horribles qui se sont déroulées dans la journée de vendredi, durant laquelle des manifestants et simples passant ont ... tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 17:40
lemenakely ( 25/04/2009 11:00)
Tsy misy mihintsy izany atao hoe relances sy continuites de l Etat izany eto @ tanana .Rehefa tsy lany dia potehiko ny infrastructures rehetra , dia démerdez vous!... Presque nanao io toe- tsaina i... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 21:04
ifiona ( 25/04/2009 10:48)
condition sine qua none: tsy maintsy miala tgv, car source de tension et de tueries. tsy mbola miverina eo @ toerany anefa Ra8 satria mampiady olona koa ny fijanonany eo @ toerany, na dia tokony mb... tohiny
novalian'i nancy ny 26/04/2009 19:00
ravalotgv ( 25/04/2009 08:53)
19H40 : les 4 députés Legalistes pris par les militaires ont été transférés à Tsiafahy, le PM monja Roindefo a dit lors de son interview (tv plus) que ces 4 députés sont complices de meurtre ... tohiny
novalian'i KALACK ny 25/04/2009 16:43
Fanhaiky ( 25/04/2009 08:01)
Nisy mpilaza vaovao iray ao amin'ny haino aman-jery iray nilaza fa toy ny RABOKA no hilalaovan'ny mpanao politika malagasy ity firenena ity amin'izao fotoana izao, manaiky izany tokoa satria toa lasa ... tohiny
Oay ( 25/04/2009 06:29)
Averiko ny tenin'i Manandafy: rehefa tsy avela miteny ny vahoaka fa manao didy jadona ny mpitondra d miteraka mpanongampanjakana izany! Noho izany d tsy hisy intsony hiady hevitra angamba fa nisy j... tohiny
novalian'i Garfield ny 26/04/2009 18:13
essera ( 25/04/2009 04:58)
Tena henjana koa ny nahazo anareo omaly iny a. Ary tompony "namanabe" a. Nareo wa ba hendry fa nvanitika be mits a nahita ny hatezeran'n namanabe am nareo reo. Penguin ar ts itako tampoka ndray. Nga... tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 09:27
essera ( 25/04/2009 04:28)
Tena mampalahelo ary mampahonena ireny zavatra mitranga ireny. Manana namana tsara miasa eo ny tenanay ary tena nahita ny zavatra nitranga teo. Izay nijery tam tv dia nahita an'ireny natao interview ... tohiny
novalian'i Oay ny 25/04/2009 15:39
xxx ( 24/04/2009 22:52)
Tonga naka vola tao amin'ny BFM omaly ny miaramila roa kamio, CAPSAT sy CEMGAM. Gaga anefa ny vahoaka fa vola iray baoritra kely ity nanaovana dia-be ity. Dia hoy ny mpiasa nifanaraby hoe tena nave... tohiny
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:38
xxx ( 24/04/2009 22:07)
Grand déballage à Mahazoarivo. De nombreux dossiers brûlants ont été évoqués lors de l’ « Ampamoaka » organisé par les membres du Gouvernement Roindefo. Des scandales révélés ... tohiny
novalian'i klitika ny 26/04/2009 04:46
bazylou ( 24/04/2009 21:38)
http://actumadagascar.blogspot.com/2009/02/7-fevrier-2009-le-massacre-de-la.html dia samia mandinika fa rehefa maty tsy misy hoe zone rouge, orange, bleu, na vert..... ary ity no valin'ireo mandeh... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/04/2009 14:56
namanabe ( 24/04/2009 21:05)
Aza miseho maivava sy manambany olona eto , fa ianareo ireo no tena tsy olombelona intsony Maninona ny reglement de compte any ampiangonana no saronana resaka politika Ny anay tsy forum fa tonga... tohiny
novalian'i essera ny 25/04/2009 05:06
xxx ( 24/04/2009 20:30)
Ôtran'ny tsy nisy garde de corps akory i Mialy tetsy Roissy omaly raha jerena ny sary mielim-patrana eran-tany, kanefa vadin'ny filoha ambony indrindra eto Madagasikara. Sao dia tsy rariny izao. M... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 26/04/2009 00:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5544