Politika
bazylou
(
27/04/2009 22:58)
dia iza no hasolo azy ireo ??? iza no hahazaka an'i MAdagasikara ????...
tohiny
novalian'i ndenn ny 28/04/2009 07:58
ravalotgv
(
27/04/2009 20:20)
Marc Ravalomanana confond aisément la république et la monarchie :
* Ajustement de la Constitution malgache pour pouvoir, à coups d’ordonnances, diriger Madagascar comme son entreprise / Réé...
tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:20
tafondro
(
27/04/2009 20:08)
Izaho tsy matory alina tsy matory antoandro mampita ny resaka hifanaovantsika eto any @ foibe ,fa aiza dadilo ianareo ? 8) 8) ...
tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:51
lemenakely
(
27/04/2009 19:07)
Raha ny fijeriko azy dia matoa mitarazoka matetika ny crise politique eto @ tanana dia misy antony !
Anisan izany ny fitsabahan ny antokon olona loatra ity resaka ity, singaniko manokana @ izany : ...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 27/04/2009 20:17
Garfield
(
27/04/2009 17:25)
Araka ny vaovao farany ary voaporofo dia tratra ireo civily nandeha 4*4 mitana basy nokaramain'i Dada nitifitra ary nahafaty olona tokoa teny ambohijatovo.Mbola natao ihany izany ho fanosoram-potaka i...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2009 10:20
xxx
(
27/04/2009 16:16)
Aza esory re tompoko le AGOA, fa izahay GEPF ange tsy nanohana mpanongam-panjakana fa nanampy fotsiny eh
Dia ahoana ilay investissement-nay ireny izany izao?...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:07
Noue
(
27/04/2009 15:58)
mba rariny ve zao ozy ianareo ee???
[b]Arrété pour avoir dit : «non, il ne faut pas tuer des malagasy»
Son « crime » : il a simplement dit « non, il ne faut pas tuer des malagasy Â...
tohiny
novalian'i Oay ny 28/04/2009 05:41
xxx
(
27/04/2009 15:18)
16:30 - Les militaires armés sont repartis de la BCM, le 23 avril dernier, avec de l’argent « dans un gros carton » selon un employé de la banque
...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:22
sitlo
(
27/04/2009 15:04)
Raha misy ady an-trano any dia hoy isika hoe mba v koa ireo izany, izy samy izy ihany.
Mandeha par tour io. Fahaleovan-tena ivelany
Congo:[center][img]http://cache.daylife.com/imageserve/0fHueBN80...
tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 16:15
diamondra27
(
27/04/2009 14:11)
am 29 avril hoe no hivoaka ny didi-pitsarana
be de be le zavatra voatanisa lazain'i radio mada
vaovao mahafly dia hoe efa manao travaux hono izao fa tsy maintsy vita dans 3 semaines ny fanamboar...
tohiny
novalian'i nancy ny 27/04/2009 16:33
andrywui
(
27/04/2009 14:10)
Efa mandeha ny procedure rehetra hanafoanan'ny fanjakana tanteraka ny antoko poitika TIM ! ka mananararaota faramparany mikozikozy be ato ry Penguin fa efa tsy existe tsony zany TIM zany a !!! ...
tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 20:23
xxx
(
27/04/2009 13:13)
misy namantsika mpisera iray izay eto komika sady mpanao hatsikana malaza tsy hita2 hatramin'izay nivohan'ny peste porcine tany mexique izay ka mba manontany tena ihany
snif snif tchouf...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2009 23:34
salopard
(
27/04/2009 13:11)
Tsy nisy Amboja androany fa Mizara sôsy
I NDAFY moa izany mbola nankany @ Western Union etsy antsahavola, satria tsy mazava loatra ilay code sy ny taux western union avy swaziland
Izahay sy r...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 27/04/2009 16:16
tsiafoi1
(
27/04/2009 12:00)
Aoka hitandrina sy ho mailo ny eny an-dalana sy ny mpitolona rehetra fa raikitra ny fizarana basy ho an'ireo lazaina ho miaramila tsy hay tsy hay ireo ao @'ny Capsat...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:38
zoam
(
27/04/2009 11:13)
izay pierrot ve no mba hatahorana ry ireto an,lery iny aza maharary voan'ny cancert manao terapie any france ,izany anie no maha sola ny volon'iny e,i ratsiraka indray efa mipipy ankilaotra,au moins k...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:21
penguin
(
27/04/2009 10:55)
Rehefa mitomany haka fahefana ry tgvendrana dia milaza fa ny vahoaka no tompon'ny fahefana ary hajaina. Rehefa azony kosa izay endrika fahefana hisalorany dia mibitaka ry zareo ary milaza fa MILA HAJA...
tohiny
novalian'i penguin ny 28/04/2009 06:20
andrywui
(
27/04/2009 09:40)
Asa na iza no afaka hanome ny toko sy andininy misy io tenin' Andriamanitra hoe : "manajà ny Mpitondra anareo ,sy lay hoe : omeo Fanajana avo roa heny ny Mpitarika anareo !!!"
--de noho ny TIM mano...
tohiny
novalian'i sapele ny 28/04/2009 11:18
hery
(
27/04/2009 09:39)
Araka ilay vinavinako momba ny hoe telo volana ihany no haharetan'ny HAT dia tokony amin'ny faran'ny volana fahatelo vao mikomy ny CAPSAT rehefa tsy hahazo karama be fandrainy intsony ka hivadika amin...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:39
xxx
(
27/04/2009 09:28)
I Rakotonandra noel no niteny an'io,tena hita mihitsy le maha taranaka arema azy
http://www.dailymotion.com/Rajoelinandry/video/15299288...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:49
lemenakely
(
27/04/2009 09:15)
Angamba maro tamitsika no nahita ilay fandaharana Enquétes exclusive tao @ M6 omaly alina ,izay mikasika ny zava-misy ao Côte d'IVOIRE!
Nanaitra avy hatrany ny fahitàna ny baranahiny tao @ ilay ...
tohiny
novalian'i ndenn ny 27/04/2009 15:33
