Politika

hery ( 29/04/2009 15:02)
Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia ma... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:00
arindrano ( 29/04/2009 13:19)
Ry namana mpiara dia fahiny; ialao lavitra ny HAT alohan'ny farany; miverena manotrona ny ara-dalana na dia betsaka ny tsy fitovian-kevitra ! Tsy mendrika ho anareo ny fiafaran'ity resaka ity, satria... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:11
falyfenosoa ( 29/04/2009 12:54)
IMPANJAKA 12 1 Ary Rehoboama nankany Sekema, fa tany no efa nalehan'ny Isiraely rehetra hampanjaka azy. 2 Koa raha nandre izany Jeroboama, zanak'i Nebata (fa izy mbola tany Egypta, izay naleh... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:14
arindrano ( 29/04/2009 11:53)
Manakahery ny PM Manandafy, Tonga dia vitao hatramin'ny farany ireto vatatainy mpanongam-panjakana; ary aoka hatao OHATRA hoan'ny miaramila rehetra, fa ny vahoaka no manakarama azy ! ary ny tafika me... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:17
diamondra27 ( 29/04/2009 11:29)
hosokafana ny vol tana -guangzhou dia iza moa no manana tombotsoa amin'izany raha tsy ny manambola fa any no iantsenan-jareo mahitahita rehefa tsy misokatra intsony ny ao behoririka marihina fa ny ... tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/04/2009 20:51
lemenakely ( 29/04/2009 11:25)
Raha amiko manokana dia fotoana izao tokony'' Hieritreretana Lalina'', ary koa hifametrahana fanontaniana . Nahoana no mifandoro trano , orin asa ny samy malagasy? Tsy mifampiditra antrano intsony... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:27
Oay ( 29/04/2009 11:17)
« Le président de la HAT, Andry Rajoelina est convié à assister et à participer à la Conférence des Nations unies sur la crise économique et financière mondiale au siège de l'Organisation,... tohiny
novalian'i Oay ny 30/04/2009 10:07
bazylou ( 29/04/2009 11:02)
""Il y a moins de deux semaines, DAEWOO a informé publiquement par voie de presse l’arrét de ses projets de plantation à grande échelle à Madagascar. Toutefois, ce n’était qu’une diversion... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:34
Noue ( 29/04/2009 10:51)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) jereo kely ity!!! [b]tsisy nety nandray azy fa PORTE CLOSE [/b] :-D :-D :-D :-D :-D [b]Alors que l’opération de communication de la HAT va bon tr... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:37
Mandefitra ( 29/04/2009 10:47)
Le Ministère de la population de la HAT a annoncé hier ses priorités à court terme. Pour soulager la misère de la population un restaurant de solidarité va étre bientôt créé Faly be zao n... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:03
saranga ( 29/04/2009 09:54)
Olona telo no maty tao Ambohimanarina voan'ny pesta. Afenin'ny HAT anefa izany ka mampahafantatra anareo. Ao Ambohimanarina no misy izany. Tandremo fa areti-mandoza ny peste... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:59
essera ( 29/04/2009 09:22)
Salama daholo a, Dia mihagina andro aman'alina ny mpanara-dia ny filoha teo aloha satria mihatratra ombieny2 ireo mpanakorontana. Ary dia miharihary koa izao ny pointage natao tetsy Ambohijatovo. M... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 14:48
lemenakely ( 29/04/2009 09:10)
Alaharo araka ny priorité ireo 3 VO..... mahamay ny mpanao pôlitika - Voninahitra -Vody -Vola :?: ... tohiny
novalian'i accolade ny 29/04/2009 10:18
halloween ( 29/04/2009 08:41)
Raha resaka Andriamanitra no teneninareo TIM lava eto dia izao !!!![b]Voalohany :[/b] Andriamanitra tsy miraharaha ze antony nahatongavan'ilay Mpitondra voatonona teo fa rehefa hoe mpitondra , mpita... tohiny
NyMisaina ( 29/04/2009 08:20)
Les dessous de la crise à Madagascar Le jeudi 30 avril 2009 Salle Gandhi, maison des associations 15 rue des Savoises, Genève Conférence – Débat 19h30 : ouverture des portes ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 11:16
Noue ( 29/04/2009 07:48)
ahoana zao ny fandehan'io??? ozy manko ny gazety oe Tsy hisy ny hetsika hitambarana hankalazana ny fetin’ny 1 mey amin’ity. Hizara roa ny mpiasa amin’io ka hisy ny ho eny Ambohijatovo na ny K... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/04/2009 13:43
bazylou ( 29/04/2009 07:25)
http://fr.allafrica.com/stories/200904280125.html vive tgv !!!... tohiny
novalian'i coucou2 ny 30/04/2009 07:29
zoam ( 29/04/2009 07:03)
efa tratra ny mpitifitra ny vahoaka nandeha 4x4 hoy commandant charles ,sy colonel lylison fa tsy misy hatahorana intsony ny securité ny vahoaka ,ndao y zalahy hilahatra indray fa tsy tokony hisy mat... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:12
Noue ( 29/04/2009 06:53)
fa mba inona no ataon'i ravalaka sa tena valaka tsy maharaka ny toe-trandro no avela maloto sy feno [b]rats[/b] ny tanana ee!! [b]Finalement le 13 mai change de vocation et sert désormais à étal... tohiny
novalian'i saranga ny 29/04/2009 10:02
sitlo ( 29/04/2009 06:10)
Migrevy ny vorona fa manao tifi-danitra foana ny CAPSAT.... tohiny
novalian'i Noue ny 29/04/2009 06:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.415