Manadafy, vitao hatramin'ny fararany

1. arindrano ( 29/04/2009 11:53)
Manakahery ny PM Manandafy,
Tonga dia vitao hatramin'ny farany ireto vatatainy mpanongam-panjakana; ary aoka hatao OHATRA hoan'ny miaramila rehetra, fa ny vahoaka no manakarama azy ! ary ny tafika mendrika dia mbola mijoro tanteraka, fa ireto nivarotra tanindrazana pour 1euro dia ireo farahidiny tao amin'ny tafika !
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:17
2. ravalotgv ( 29/04/2009 11:56)
TANDREMO SAO FAFAZAN DRYZALAHY GRIPPE PORCINE EO RA MANANDAFY KA LASA GRIPANTSOAVALY

SNIFF
TCHROUFF

CERVELAT SY VINANY BE

:@ :@ :@ :@ :@

=)) =)) =)) =)) =))
3. tsiafoi1 ( 29/04/2009 12:19)

ravalotag a, tsy mbola ampy an'i HAT anga ny fampiasan-kery @'ny malagasy de arangaranga ny arme biologique. Tsy hainy anga le finoana hoe "Na de hisotro zava-mahafaty aza izy de tsy ampaninona azy akory izany"
4. arindrano ( 29/04/2009 12:57)
Aleo hampiasa hery kely eo eh! izay no atao hoe tsipak'alika miala aina; fa hazalambo manerana ny madagasikara rehefa afaka kelykely eo ! tsy tsisy saina 30 lahy akory no handrava an'i Madagasikara; olona tsy nianatra ka tsy mahafantatra tantara ! tanatara ny faharavany !
5. tsiafoi1 ( 29/04/2009 13:18)

Fomban'ny devoly ny mandrovi-tsihy fa efa kely sisa androny. Mampiasa hery miantso hery izy ireo, ka manantena mbola hamoritra sy handripaka be amin'izany. Be fiavy ihany anefa fa ho mora ritra.

Misoko mangina kosa ny marina; ary toy ny trondro vaventy ka mitoetra any amin'ny lalina indrindra, ho saro-takarina.
6. tsiafoi1 ( 29/04/2009 13:20)

Fomban'ny devoly ny mandrovi-tsihy fa efa kely sisa androny. Mampiasa hery miantso hery izy ireo, ka manantena mbola hamoritra sy handripaka be amin'izany. Be fiavy ihany anefa fa ho mora ritra.

Misoko mangina kosa ny marina; ary toy ny trondro vaventy ka mitoetra any amin'ny lalina indrindra, ho saro-takarina.
7. andrywui ( 29/04/2009 13:38)
ha ha ha !! hitako ery laisany reo les , sady mitomany no manoratra sy mamaly hevitra ato amin forum !! ha ha ha !! mitapitapia tsara eo anie eee!! tonga de tresaka latety eo!!
8. tsiafoi1 ( 29/04/2009 13:48)

Andrywui : faly ery liaka mandrahona fahafatesana "TRESAKA NY LOHA". Fomban'ny devoly leisy ny mamono olona a. Ireny teny Ambohijatovo ireny no porofo mitohoka @'ny tenda de izao lazain'elĂ  zao... MISY FIAFARANY NY ZAVA-DREHETRA.

TSY HO ELA INTSONY FA KELY SISA

RETOUR EN ECLAT
9. fijo ( 29/04/2009 19:17)
ary aiza izao le mpiandry nentina tao ambohitsorohitra e????sa efa lasa devoly koa ireny???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0634