Politika

saranga ( 30/04/2009 06:57)
Manomboka misavoritaka ny CAPSAT satria samy teho eo akaikin'ny Cdt Charles sy ny Col Ndriarijaona. Misy guèguère be ao zao. Hisy miaramila zay voalako sy voadaroka hijoro vavolombelona amin'ity hab... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:06
rabaradaka ( 30/04/2009 06:11)
Raha ny fomba nisamborana an'ny dadatoa Manandafy, Ihanta sy ireo Colonel dia tea very hasina ny mahaolombelona. Mitombina mihitsy fa tena mandrongony ry Cdt Charles sy ny namany. De na dia ny mahaolo... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:04
penguin ( 30/04/2009 06:05)
Mafy ary matanjaka ny tgvendrana ka manapatra ny heriny. Rehefa kely hery dia milefitra na manana rariny aza koa mahereza ry tgvendrana ary tapaho daholo ny lohan'ireo vahoaka rehetra mitady hanohitra... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:12
essera ( 30/04/2009 04:45)
1/ Raha mbola hamatsy cocktail molotov foana ianao dia tsy hisy filaminana eto am tanana. 2/ Raha mbola hizara vola foana hanangonana olona dia tsy hisy filaminana eto am tanana. 3/ Raha mbola hisy ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:09
rabingogilabanga ( 30/04/2009 03:36)
1) Ny fomba nisamborana an\'i Manandafy sy ny namany rehetra dia tsy rariny tokoa(ny fomba hoy aho, na dia lazaina fa nisy aza ny mandat d\'arrét)(sahala @ nisamborana a-dry voninahitse en pleine se... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 21:03
klitika ( 30/04/2009 00:36)
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a sambory i Hasina eh... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:42
sitlo ( 30/04/2009 00:07)
Rehefa nandinika aho dia ny famonoana an'i TGV ihany no vahaolana. Ny sandan'ny zavatra rehetra nataony ve tsy tokony efa mahaefa ny ainy?... tohiny
novalian'i milamm ny 30/04/2009 23:51
sohitika2008 ( 29/04/2009 23:05)
[img]http://www.topmada.com/wp-content/gallery/crise-politique-avril-2009/madagascar-arrestation-manandafy-rakotonirina-290409-00001.jpg[/img] ty le marasily e! ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 30/04/2009 18:56
bazylou ( 29/04/2009 22:29)
21h00A son départ de Madagascar ce jour, la délégation de la SADC a affirmé qu’elle est préte à collaborer avec l’Union Africaine et les Nations Unies afin de sortir Madagascar de la crise. ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:32
hery ( 29/04/2009 21:42)
Sao dia mba efa tsy rariny kosa... mba tokony hajaina ihany ny olon-dehibe. [img]http://www.topmada.com/wp-content/uploads/2009/04/arrestation-musclee-charles-290409.jpg[/img] [img]http://www.to... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 14:47
arindrano ( 29/04/2009 21:27)
Ry namana rehetra, Betsaka ny tsy rariny efa nitolomana, fa tonga angamba ny fotoana tokony handraisan-tsika rehetra anjara eo anoloan'izao habibiana izao; heveriko fa ity angamba no tolona mendrika ... tohiny
novalian'i Mio21 ny 30/04/2009 09:42
xxx ( 29/04/2009 21:05)
[b]VONONA NY MALAGASY[/b] Valin-kira ho an'i Dr Radaody Ralarosy P. - 4 sept 1958 - Vonona ny Malagasy Hanandratra ny tanindrazany Ary tsy hilasilasy Hanatratra izay voalazany. Vonona ny Mala... tohiny
novalian'i saranga ny 30/04/2009 06:44
xxx ( 29/04/2009 20:31)
novalian'i coucou2 ny 30/04/2009 07:34
fijo ( 29/04/2009 20:19)
nilaza i essera tetsy ambany fa misy avocat mbola mikaroka artikla, asa raha mba nianatra lalana taiza ity essera,fa mba tiako hanontaniana hoe "mba fantatrao sy azonao lazaina ve hoe firy ny isan'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:19
salopard ( 29/04/2009 18:16)
-Anjaran'ny DJ sy ny artista indray izao no mihinana tompoko:- DJ :Tgv, MC:Sareraka, RASTA:Rossy, PUNK:Mamy-gotso, GOGO:Lianah, etc... vao petit dejeuner ve nama (1ère année) dia efa korontaninareo... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 23:41
Noue ( 29/04/2009 18:08)
dia mbola mitohy hatrany ny habibiana eee!!!!! [size=60][color=red][b]20:10 - Le Premier ministre Manandafy Rakotonirina, la leader des femmes légalistes, Ihanta Randriamandranto et le Colonel Th... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 08:45
ndenn ( 29/04/2009 17:26)
Ampidiriko eto ity resaka vono olona ity ,ary mba tiako ny hilazàn' ireo izay efa tena namono olona ,na tsy nahy izany ,na fanahy niniana natao ( socialement et politiquement ) Misy signification- n... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:51
bazylou ( 29/04/2009 15:43)
Tratra i lanto rabenatoandro tonga de sous serum fa misy tension be Tratra i ralitera de hoe manana gros cœur Fa tolona ve no atao sa inona e ? lany andro manao ankandasitra fotsiny ireto ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:25
Noue ( 29/04/2009 15:17)
Ahoana aza zany? nangalatra vary 35000 T, menaka, lafarina ny HAT. Niakatra fitsarana izy io omaly [b]Rehefa namoaka didy àry ny fitsarana dia nanambara fa tsy mahefa hitsara ny raharaha.[/b... tohiny
novalian'i coucou2 ny 30/04/2009 07:56
hery ( 29/04/2009 15:02)
Mitohy ihany ny fitorahana bilao avy amin'ny TGV. Dia hoe voaasa ho any New York hono amin'ny Juin. Satria tsinona ny Malagasy tsy vaky volo tsy afaka hanamarina na tsia ny zavatra tahaka izany dia ma... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.5966