monde à l'envers : légale samborin'ny tsy légale
2. nancy
(
29/04/2009 20:48)
io indray ny androany e....rahampitso hafa koa?
Henjana. Rahoviana ary no hanody ry tgv mianakavy, capsat, hat izao e.
www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,28053
Henjana. Rahoviana ary no hanody ry tgv mianakavy, capsat, hat izao e.
www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,28053
4. pikatti
(
29/04/2009 21:00)
Elah io ramiaramila no tonga de fafazako rampintso ihany ,raha misy mahalala azy tsara de alefaso eto daholo ny mombamomba azy,ny aty commando,fa zay basikelin'elah iny tsy mankaiza raha tsy miaraka @ saina
7. fijo
(
29/04/2009 21:11)
ko lazain afa maty sahady lery,nefa tsy misy mahita izay mahazo azy any akory ko
8. pikatti
(
29/04/2009 21:15)
le miaramila io ve zany maty zany rafijo sa i Manandafy, fa io rasily io aloha de endasina atao mendy tsara :-D :-D :-D
9. fijo
(
29/04/2009 21:17)
manandafy no efa misy milaza fa maty ao amin'io site io,ka izay no lazaiko hoe tsaho
10. pikatti
(
29/04/2009 21:25)
non ,tsy marina zany fa hacker reny manatsofoka resaka sandoka reny é, mbola hita eo ny tohiny fa zay vao tena vita matavy io fitondrana ara-basy ty
11. essera
(
30/04/2009 05:24)
Fa iza no ara-dalàna marina ara-taratasy ?
Iza no nandefa ilay lettre de démission sy nanome azy ny miaramila ?
Iza no nomen'ny miaramila azy ?
Iza no nandefa ilay lettre de démission sy nanome azy ny miaramila ?
Iza no nomen'ny miaramila azy ?
12. xxx
(
30/04/2009 07:30)
zany lesy de tsy takatry ny lohan'ny ty essera, fanontaniana dondrona fa elah refa tsy mahazaka de ajanony
13. coucou2
(
30/04/2009 07:34)
essera:
Fa iza no ara-dalàna marina ara-taratasy ?
Iza no nandefa ilay lettre de démission sy nanome azy ny miaramila ?
Iza no nomen'ny miaramila azy ?
rehefa manana ny basy ve dia azo lazaina fa ara-dalàna? Aleo A/tra no hitsara. Ahy ny famaliana hoy Jehovah.