Politika

Noue ( 30/04/2009 16:23)
ahoana ny fahitanareo an'io?? moa ve tsy efa lasa directoire militaire Madagasikara? satria manko toa ny militaire daholo no manao an'zao rehetra zao, fa aiza kay ireo minisitra rehetra ?? fa aiza i ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:42
klitika ( 30/04/2009 16:22)
Fony i Mialy tonga tany Frantsa, resak'izao resak'izao: Hitanay ny tranony eh..., voatoraky ny atody sy ny lafarinina eh... Dia inona no tohiny? sssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhsssshhhhhhhhhhhhhhhhhhh... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:38
tsikivy01 ( 30/04/2009 14:53)
Pety, Ranjivason, Manandafy, Iza indray ny MAFANA hosamborina... Vita ny sorona nataon'i Levalo, iza idry no hatao sorona manaraka ? Anjaran'i TIM indray ve ? Wait and see ? ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:36
xxx ( 30/04/2009 14:08)
Faly miarahaba antsika rehetra. Ataoko fa tsy ahy ny hangina eo hanatrehan’ny habibina misy ankehitriny. Mba nisy ihany ny fisamborana natao t@ Jly FIDY, BOLO, PETY …sns fa ny mpitandro ny... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:04
SerzaKomanda ( 30/04/2009 13:51)
Novizaniko somatsara i Manandafy e. In rarahiko na RAD iny na in le? Ihanta ko aza vita ny entana fa le kolonel aza nopean'ny akama. Asio moly any ndray alo leaza. Ka aona vitaina amzay ve ty mana... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:05
zandikely ( 30/04/2009 13:50)
Kenya: pas de réformes, pas de sexe (30-04-2009) - Des associations de femmes issues de la société civile kényane ont décrété une semaine d'abstinence sexuelle afin d'inciter les hommes politi... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:55
xxx ( 30/04/2009 13:41)
Fa iza no mitondra e : ny Capsat sa ny HAT ? Toa tsy fantatra intsony iza no sarety dia iza no omby @ izao ? Inona no herin'ny HAT raha tsy misy Capsat ?... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:51
lapeyronie ( 30/04/2009 13:21)
oh naheno aho teny amin'ny kianjan'ny demokrasia hoe hanao desobeissance civile hono? fa aiza le izy amin'izao fa oh tsy ça va tsony le atonreo capsat reo!!!!! fa misy vazon'i keny Arkana zay mank... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:17
Mio21 ( 30/04/2009 13:08)
Herinandro farany ho an'Ingahy Ra8 ity herinandro ity, izao fisamborana an'Ingahy Manandafy izao no faratampon'ny famaizana ataon'ny HAT ho an'ny Ra8 sy ny mpomba azy ankoatran'ny fisamborana azy tena... tohiny
novalian'i Mio21 ny 02/05/2009 07:17
rabaradaka ( 30/04/2009 13:08)
Aparitaka amin'ny Ministera ny sarin'ny Andry TGV hasolo ny an-dRavalo. de tsy menatra ve lay kely iny sy ireto olon-dehibe misolelaka azy mijery ny sary misamboady ? Tena kilalaon-jaza ity... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:18
news2dago ( 30/04/2009 12:40)
Raha ny vaovao henoko dia maty notifirina ny praiminisitra manandafy!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:23
andrywui ( 30/04/2009 12:01)
tenenina foan ny Tim fa ehééé ! henoy zan ra hazondamosiina anarina foan ry Tim sy penguin fa de rano andamosin gisa e !! lazaina foana ze logik sy mba zavatr réeel fa eheeee , ny tsy fahatokis... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:58
xxx ( 30/04/2009 11:31)
MAZAVA BE IO FA TSY AZAVAINA INTSONY... tohiny
Noue ( 30/04/2009 10:51)
http://www.youtube.com/watch?v=LNovzDewmZk&feature=channel_page... tohiny
novalian'i euh ny 01/05/2009 20:16
Oay ( 30/04/2009 09:12)
Araka ny resaka nataon'ny Ministre de la fonction publique d: TSY MISY OLANA NY KARAMAN'IZY IREO HATRAMIN'ny FAran'ny taona... ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:38
bazylou ( 30/04/2009 09:01)
tratra koa ry rakotovazaha, ry randrianarivelo désiré minisitry ny fitsarana manandafy, ny ambiny à suivre............ tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 12:55
lemenakely ( 30/04/2009 09:01)
Raha ny fijeriko azy ary mino aho fa ny ankabeazanareo dia miombon-kevitra amiko fa misy génération na olona tena tsy fanao ianao mihintsy eto MADAGASIKARA! Civisme=0 fahalalàna=0 savoir vivre... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 22:16
Noue ( 30/04/2009 08:18)
[size=90][color=red][b]Les forces armées sont aujourd’hui complètement déshonorées. La population n’a plus confiance en eux. La hiérarchie est bafouée. La population est terrorisée... tohiny
ravalotgv ( 30/04/2009 08:04)
tadiavo io info io ry reto aa sniff tcrouffff :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 13:02
andrywui ( 30/04/2009 07:45)
hi hi hi hi hii!! tsis mmmme amampat tson alou eo fa ny zandrin'i dada no mapmé ah lé izy mbolotsak kilaty tam lé vositona hivoaka iny ! mafy loha be loatra ka ! raha mafana taloha de ekeko fa rah ... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 12:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.1068