VERY HASINA NY MALAGASY,LASA GASY-MAL hi hi hi!

1. endrika01 ( 30/04/2009 16:24)
Mila vonjy ny gasy lahy,mila vonjy ny gasy vavy,tsisy mahalala zay tokony ataony intsony,fa manaonao fahatany aby.Ekena ary hita maso fa nisy tsy nety ny fomba nohentin-dry zareo TGV nitondra ny tolona,ekena iany kou,fa raha tsy misy olona sahy mijery sy sahy mamotopototra ny sehatra tsy azony olon-tsotra hidirana,tsy ahita ny mazava sy ny marina ny vahoaka,nisy ireo sahy,tsy entina hieboebona sy hanaovana didy kofehy akory izany,ary hanakatsakanana zay tiany vahoaka , tsy nakasitraka ny fomba netiny nitolona,manana ny ZO-ny hilaza malalaka ny heviny ny tsirairay,fa tsy tongom-bolo ka ho tapenam-bava.Ary vahoaka misaina,fa raha izy ireo no sakanana vao maika mitroatra,ary matoa mbola misy ny mahafoy fotoana sy ny androny mantolo,hamonjena ireny sitting ireny,de misy zavatra tadiaviny vahoaka ao,mbola tsy tafiditra mintsy aminy vinavina-asany izay mitondra eo.Mahonena sy mampalahelo,ary mahamenatra, ny mandre fa voasambotra ranona...,tena kozy e,avelao ny vahoaka haneho ny heviny,aiza Gejaina mintsy fa ho ra-mandrika no hiafaran-ty politika politika ty,(tsy resaka tifitra sy fisamborana zany,fa tena mety ho ady civil,vary raraka...)rehefa tsy mandroba,tsy mandratra ,manapotika izy ireny,de aleo ilamina,fa tsy zay jiro manazava rehetra,de hosamborina,...mba ho maizina ny maro anisa.Zany kou tsy midika fa nety be doly ny zavatra nataony filoha teo aloha,na iza na iza samy manana lay atao hoe fitiavan-tena keliny zay avokoa.Misy ny tia kely hanasoavana ny vahoaka,na tsy ny vahoaka anta-pitrisa maro aza,misy ny tia kely hoany paosiny irery iany,raha misy zava-dehibe miafina,na mety hamotika ny hoaviny firenena hitandry zareo TGV ka hainy ny mapijoro izany am mazava sy mangarahara,voaporofo mazava be,de HISAORY ry zareo,fa raha hambopo be fahatany kosa,sy resaka mandany jiro dia AOKA HO MAILO NY VAHOAKA, io ady SEZA io manko tsy vitany hoe Tsy TIKO BIKA tsy TIKO TAREHY fotsiny iany,fa ny AIM-PIRENENA MANONTOLO no en danger,raha atao sangisangy.... :-D
répondu par endrika01 le 01/05/2009 19:28
2. Noue ( 30/04/2009 16:25)
mazana ity raharaha ity
3. ravalotgv ( 30/04/2009 18:39)
LAVA BE LOATRA TENA MAZANA TY RAHARAHA TY

4. tafondro ( 30/04/2009 18:44)
Ka efa nisy resaka momba io teny fiantsoana ny mponina teto madagasikara io tany ho any raha tsy diso aho an ! Afaka porofoinao @ ireo ohabolana isan- karazany aloha ny atao hoe mponina malagasy , fa ny fandikana vilana ny teny nataon\' ireo vahiny no nahatonga ilay fiteny fanesoana hoe \"MALGACHE\" , anisan\' ny politika kioltoraly nentin\' ny mpanjana-tany fahiny nampiasaina ny fandika- teny mivilana , ary ny fanivahivana ny fomban\' ireo tany ho zanahina tamin\' izany vanim- potoana izany , ahitana tombony .
MALAGASY no tena izy .
Ny @ ny fisamborana sy fanaratsiana ny hevitry ny antoko politika isanisany indray dia ny ahafahana mamaritra fa mbola misy foana ny fanavakavahana aram- pirazanana sy volon- koditra , izay fantatra fa tsy maintsy hisy .Nefa ny tsy tsapan\' ny ankabeazan\' ny RAD malagasy sasany eto anivon\' iMadagasikara iray manontolo dia mbola anisan\' ny fitaovana nampidirin\' ny mpanjana-tany taloha tamin\' ny fomba maro izy ireny , ary anisany ny fivavahana izay tokony ho fantatry ny ankamaroan ny olona tena nandalina ny boky masina rehetra misy eran\' izao ntontolo izao fa nisy tokoa ny ratsy dika (mal traduit ) noho ny
antony maro (Ny teny ,sarotra tononina , ny tsy fahampian\' ny teny mazava ,ny fisian\' ny ady isan-karazany nitranga teo @ tantaran\' ny zanak\' olombelona ,etsetra ..).
Sociologiquement ary historiquement , dia hita sy tsapa fa naturelle ny racisme ,hatramin\' ny niforonan\' ny olombelona ,ary tsy mbola fotoana hamahana tanteraka izany aloha izao raha hiresaka ny malagasy 20 millions isika .Fa dia ny miaritra sy mijery ny hetsika ataon\' ireo zandry mifanaritaka @ ity raharaha politika ity aloha no azo atao .Ny faniriana dia ny tsy hitaran\' izany resaka izany hatramin\' ny adim-pirazanana sy adim- bolokoditra .Ary mba samy hampianatra ny mpiray tampo aminy ny ray aman- dreny rehetra ao Madagasikara ao , ary indrindra ireo izay niharan\' izany mafimafy miohatra @ malagasy sasany izay mpiray tanindrazana aminy ihany koa ,noho ny tantara .
Ary tokony hajanona sy ampidinina ambany aloha ny fandrangitana sy fihantsiana politika fa mbola tsy azo veroka ny asan\' ireo mpitrandraka sy mpila ravin\'ahitra avy any ivelany @ izao fotoana izao .





:oops:
5. fijo ( 30/04/2009 20:01)
ka olona tsy nianatra ve no avela hilalao basy ko aiza ary
6. endrika01 ( 01/05/2009 19:28)
Mafinaritra le kitifitifitra kou,:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444