MBOLA OLOMBELONA VE ARY MBOLA MALAGASY KOA ????
1. xxx
(
30/04/2009 14:08)
Faly miarahaba antsika rehetra.
Ataoko fa tsy ahy ny hangina eo hanatrehan’ny habibina misy ankehitriny.
Mba nisy ihany ny fisamborana natao t@ Jly FIDY, BOLO, PETY …sns fa ny mpitandro ny filaminana zay nisahana an’izany dia nipetraka tokoa @ maha tafika professionel azy fa ireto Charles sy Lylyson ireto dia mifanohitra @’izany no nataony @ halalan’ny «acte de barbarie et du diable». Mbola tafika marina ve izy ireo sa mpikomy mahery fihetsika mitam-piadina zay harovana fanjakana ?
1- Aiza Odon RAZANAKOLONA amin’izao zavatra izao ?
2- T@ fotoan’andro dia hitam-poko, hitam-pirenena ary nalefan’ny TV PLUS t@’izany ilay Ramatoa TGV sy ireo namany nizara taratasy manome toromarika ny TGViste @ fanamboarana cocktail Molotov moa ve nosamborina I Monja ROINDEFO?
3- Nandeha ny fandrobana, fandorana an’Antananarivo (black Monday) moa ve nofoanana ny fanehoan-kevitry ny TGV raha efa tsy aty aorina nohon’ny fametrahana barazy ?
4- Raha nanao fihetseham-bahoaka ny «legaliste» dia CAPSAT no nitsofoka nanakorotana voalohany tao ka moa ve diso raha nitraotra izy ireo ka lasa nanao ny fanaon’ny TGV (cocktail Molotov, barrage) fa kosa tsy nisy fandrobana ?
5- Aiza le «liberté d’expression» nodradradraina ?
Hoy zah hoe « MANDAFY A MARQUE UN BON POINT DANS SON CARRIERE POLITIQUE, UN DIRIGEANT QUI ARRETE UN LEADER POLITIQUE OPPOSANT EST ENTRAIN DE MONTRER QU’IL EST FAIBLE DEVANT LUI »
Matsiro loatra angamba ilay seza tsy dia fahitan’i ROINDEFO izay tena tsy mitovy @ Rainy mihintsy ka na dia Coup d’etat tsy hakasitrahan’izao tontolo izao ary dia harovana mafy ny seza.
Farany na iray zay alehany matahotra ny legaliste noho iny zavatra iny dia mangina ny Tanana, na iray mifanohitra @zay, zany hoe maimbo ra ny vahoaka ka izay taranaka HAT sy miaramila dia hizaka ny vokan’izany ka hitaitaina isa-tsegondra, isa minitra, isan’ora ary isan’andro satria ny Rainy tsy hoe anilany hitondra basy hiaro azy foana.
Koa mitandrema fa tsy lavitra anareo ny varavaram-pasana noho ny hatezeram-bahoaka

novalian'i fijo ny 30/04/2009 20:04
5. AndriambyII
(
30/04/2009 15:40)
Tony ny atao hoe CAPSAT VERY SATROKA .. Ndana maazo any fa tsy mila lohana Boutakely !! :�) :�)
6. ravalotgv
(
30/04/2009 18:44)
CAPSATANA
MARIA MARIAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAAA pimpipililili dadoumdoum
milay le hiran i satana io maria maria
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@

7. fijo
(
30/04/2009 20:04)
marin afa mahakamo ny ataon'ireto capsat ireto,fa ny ahy ny ten ahomeko tsiny dia ireo miaramil aeran'ny tanana mijery fotsiny izao zavatra rehetra izao.ireo amiko no tena tsy misy hilana azy