Politika

bazylou ( 28/04/2009 23:37)
mitsangana ny atsy , mitsanganany aroa, dia ianareo milaza fa manara dalana ve dia mihevitra fa vaha olana le gvt aloha e???? dia manangana ny azy koa i zafy , sy ry avoko, pierrot dia inona nolazai... tohiny
novalian'i sapele ny 29/04/2009 13:25
xxx ( 28/04/2009 22:59)
17H00 : La chambre administrative s'est déclarée incomptétente pour le juegement de l'affaire de Tiko SA. Les avocats ont déclaré qu'ils vont saisir d'autre cour pour cette affaire (selon Sobika.... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:21
TEGEVE ( 28/04/2009 22:43)
anaka isany, tsy misy mandeha @ laony daholo ny ato @ foibe ,mifamely ny mpikambana,io misy nipoitra io ny resaka ,mihamahazo vahana ry Mr Pierrot ato tsy fantatry ny TGV ny manipulation tonga ha... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:26
xxx ( 28/04/2009 22:20)
Raha nandinika ny tantara nisy hatrizay teto Mcar isika dia rehefa miditra io point de non retour de la violence io ny fitondrampanjakana ary koa ny fisamboramborana olona tsy misy farany dia efa kely... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:23
fijo ( 28/04/2009 21:38)
HCC
vaovao ngezabe,itako tamin'ny midi mada teo,fa nivadika ny HCC,ka namoak adidim pitsarana milaza ,fa tsy aradalana ny fisian'ny HAT sy ny fomba nahatongavany teo.ka asa izay hitranga ,fa tena fiovan a... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:39
ravalotgv ( 28/04/2009 21:26)
mampalahelo voan ny gripa daholo dia mihena ny mpitolona ho an i tgv sy ra8 sniff tchrouff :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
klitika ( 28/04/2009 20:24)
Nga zahay Zina. Tongava soa eh... tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/04/2009 12:08
Noue ( 28/04/2009 19:41)
aiza ve ka ny olona mijafajafa mitady zay ho hanina isan'andro, firy ny very asa noho ny fandorana sns zay niseho, fa kosa tsy manakana ny capsat hetsena eny @ gde surface zany ee! ao ny mividy meuble... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/04/2009 23:13
xxx ( 28/04/2009 18:15)
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO tena azo antoka no nahazoana azy. Tena mampieritreritra ny fizotran'ny tantara ao Madagasikara. Ny drafi... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:03
xxx ( 28/04/2009 16:46)
Suite à une conférence de presse au Carlton, Manandafy Rakotonirina a donné des noms concernant le gouvernement "légaliste" : Olivier Rakotovazaha au ministère de la Décentralisation et de l’a... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:05
sitlo ( 28/04/2009 15:13)
Dia notafihin'ny CAPSAT indray izany ny miaramila mpiandry ny HCC fa efa mitongilahila hiala amin'i TGV.... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 21:04
xxx ( 28/04/2009 12:05)
ra8 sy ny lainga Dia mpinamana tsy misy ohatran'izany Soa fa nisy i tgv nandrava an'izany Kapoka nirivorivo Karavasy sesilany Izay no anjaranao ra8 rehefa mandroara mitsilany Je t'aime... tohiny
novalian'i xxx ny 28/04/2009 14:06
lemenakely ( 28/04/2009 10:55)
Ity ary ilay lien ho an ilay ranamana nangataka ity reportage ity ! Mila haut débit , dia source sonore (casque, haut parleur)hihainoina ny feo http://www.m6replay.fr/#/emissions/enquete-exclus... tohiny
novalian'i ndenn ny 28/04/2009 22:05
miarina ( 28/04/2009 10:20)
Grave be fa tena tafinan'ny Capsat hatramin'ny USA ... mahery lesy ireto miaramila gasy ireto ka mdr ... heveriko fa inona aza... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 21:51
deric ( 28/04/2009 08:59)
Na dia eny amin'ny fitsarana aza dia manan-jo hamaly ny fiapaangana azy ny voapanga, toy izany koa eo amin'ny angazety afaka mamaly hevitra koa ny voatonontonana sy voatohintohina tamin'izay voalazan'... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:07
ravalotgv ( 28/04/2009 08:02)
resy ra8 fa ireo site sy tele ary radio manampy azy dia tsy manome vaovao tsara ho anazy intsony ny hat izao no lasa resabe fa hadino ny lazaina hoe aradalana ny mpanao lalana izao dia ny hat satria... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 21:59
xxx ( 28/04/2009 07:55)
ary tsy hanaiky isika vahoaka satria ny strateziany HAT teo dia mamono olona maromaro mba ho fampitahorana ny vahoaka tsy hitonkona intsony, tsy azontsika hadinoina anefa fa COUP D'ETAT no niakarany t... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:02
penguin ( 28/04/2009 06:14)
Rehefa nisy ny vary namidy isaky ny Ministera ary ny fokontany maromaro dia nenjehina fatratra izay mitondra Gony Mavomavo fa hoe varin'ny TIM hoy ireto tgvendrana foza orana. Nividy ihany ry zalahy f... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:04
rabaradaka ( 28/04/2009 05:52)
Zany tokoa dadatoa ka hoe tokony mahay tsara vao mitondra firenena. Nisy nanontany ireo ministra nanao ilay "deballage" na ampamoaka hoe misy tarehimarika ve azonareo omena ? Tsy nisy sahy namaly na i... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 20:01
Oay ( 28/04/2009 05:04)
Araka ny vaovao d ireto zavatra ireto aloha no hiseho ato ato raha sitrak'Andriamanitra.Ka raha izao no mitohy d hisy mpaminany sandoka satria haharitra mihoatra ilay telovolana ny faharetan'ny HAT.Mb... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1862