Politika

xxx ( 27/04/2009 08:48)
Mba milaminà @zay ry zareo fa efa tonga i Dada.... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:29
hery ( 27/04/2009 08:48)
Nisokatra ny site vaovaon'ny Fiadidian'ny Repoblika, azo jerena ao amin'ny [url]http://madagascar-presidency.info[/url]... tohiny
novalian'i Noue ny 27/04/2009 17:24
xxx ( 27/04/2009 08:41)
Tena tsy rariny ary tsy azo ekena izao zavatra ataon-dry TGV izao. Aiza ve ry reto manao mandat d'arret ve dia eto madagasikara ihany ilay izy no manakery. Maninona zao raha atao izay mahatonga anio h... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 10:22
Noue ( 27/04/2009 08:30)
Enganie ka mba hitohy zao fitsikitsikiana ataon'ny miaramila sady azo resahina zao @ olona fa tena maha-ontsa mahintsiny ny fijerevana ny zava-misy @ zao fotoana zao. [b]Les femmes légalistes dema... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:18
andrywui ( 27/04/2009 07:13)
Mba hampilamn ny fiainambahoaka sy hananny fahefa-mividy aradalana, dia efa miala any ny vary mora zay ezahina aminity ndray mitoraka ity ahahenika an'i M/car manontolo indrindra ny eny ambanivohitra ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:14
kasimodo ( 27/04/2009 07:06)
Indraindray mampanontany tena mihitsy ny zava-misy eto Madagasikara eto. Ny ankilany mivazavaza hoe avereno dada; ny andaniny miogaoga hoe: Aiza zao ze dada eo. Nareo ange na TGV na TIM samy malagasy ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 12:02
Noue ( 27/04/2009 06:27)
[b]Requétes des « légalistes ». La Haute Cour Constitutionnelle vient de donner partiellement raison à Marc Ravalomanana dans sa décision 03/ HCC/ D2 du 23 avril[/b] niov... tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2009 22:42
penguin ( 27/04/2009 06:13)
Dia variana ery ry tgvendrana ny hitazona ty seza mangozohozo ary mampiasa ireo avy nolazainy ho HERIM-PAMORETANA. Dia mampiomehy fa tsy mbola misy akory ny manafika dia misahotaka ny miaramila ary no... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 11:28
xxx ( 27/04/2009 03:00)
Ahoana izy no atao sesitany ry Odon a, dia noroahina teto Madagasikara. Ra Urfer anaovana antso avo hiverina eto Mada nefa i leiry Gasy dia atao sesitany tsy handia an'i Madagasikara. Tsy rariny... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/04/2009 00:10
bazylou ( 26/04/2009 23:04)
POLITIQUE De retour au pays Rajaonarivelo prône la collaboration avec la HAT L'ancien vice-Premier ministre, Pierrot Rajaonarivelo, est de retour au pays, depuis samedi. L'exilé politique a m... tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 09:02
xxx ( 26/04/2009 22:03)
proverbe juifs io ary tena marina mihitsy,asio barazy daholo manodidina analakely efa misy tireur d'elite miaraka amintsika avec bazoka hanapotehana an'i 4x4 .ny tovolahy feno 18 moa miaraka koktail m... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2009 07:35
bazylou ( 26/04/2009 21:40)
tgv aloha izao no prezda, ny ambiny mimenomenona no asany :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/04/2009 07:41
Noue ( 26/04/2009 19:49)
[b]Les promesses de Rajoelina… aux oubliettes et il est fréquemment court-circuité lors des prises de décisions importantes. Aux yeux de beaucoup d’observateurs, Andry Rajoelina traîn... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/04/2009 12:22
bazylou ( 26/04/2009 19:35)
http://www.madagate.com/politique/994-marc-ravalomanana--lhomme-qui-volait-des-milliards-.html... tohiny
novalian'i xxx ny 27/04/2009 09:28
xxx ( 26/04/2009 19:05)
Home : News : Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas Email to a friend | Print version | Comments (3 posted) Ravalomanana leaves E340 000 bill at Royal Villas By MFANUKHO... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 21:52
ravalotgv ( 26/04/2009 17:24)
RETO NY SARY sniff tcrouff cadeaux be ito an :@ :@ :@ :@ :@ http://www.bubbleshare.com/album/301180/overview http://www.iarivo-town.mg/pdf/La-foi-agissante.pdf :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i ndenn ny 26/04/2009 18:06
bazylou ( 26/04/2009 10:53)
http://gasytiatanindrazana.free.fr/ FA naninona no tsy sahy nanao affiche tenygays ry lerony fateny frantsay daholo e?? nefa hoe tia tanindrazan hono!! Ny membre ao amin\'io gtt io dia gasy tsy m... tohiny
novalian'i Oay ny 27/04/2009 05:25
lemenakely ( 26/04/2009 07:28)
Ambetitenin ireo mpanao politique indrindra ny HAT , ny hihazankazahana ho any @ 4e république , ny mahagaga ahy anefa dia izao: t@ 1991 dia may ery ny Hery Velona sy ry Zafy hanova ny repoblika fah... tohiny
hery ( 26/04/2009 00:25)
Mbola tsy tadidiko fa tantara no henoko. Toa natanjaka be tahaka an'io nataon'ny CAPSAT io hono izany FRS izany saingy fay ihany... Sao lahy hanenenana... tohiny
novalian'i xxx ny 26/04/2009 18:32
bazylou ( 25/04/2009 21:44)
rehefa makaty france ry rajoelina dia air france no andehanany ary mividy billet ohatra ny olona rehetra izy!! tsy hoe mitaingina air mad gratos na hoe mividy jet prezidansialy ohatran'ilay mpivarotra... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.25