Politika
zoam
(
24/04/2009 09:24)
araka ny fanatra dia 4x4 blanche io no tena mitifitra ny vahoaka eo ambohijatovo, ny miaramila sy ny police mijery fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:25
halloween
(
24/04/2009 09:10)
Ny olona sahirana no tsy nahita mangirana teo amin fitondran dravalo mihtsy !! satria na ny fivelomany , na ny asa fanaony ,na ny trano nipetrahany ,na ny maha izy azy(fihaviany) ,ny fidirambolany de ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:40
bazylou
(
24/04/2009 09:07)
sy ireo pro le8 no ten ampanao ny halatra etsy sy eroa, ary ao daholo ny veryseza sy ny mpanararao paty rehetra no miafina!! tratra daholo ny bizna mainty ataon'dry lerony , ry senateran'ny vakna izan...
tohiny
novalian'i Noue ny 24/04/2009 13:05
Oay
(
24/04/2009 08:32)
Misy video io:
[url]http://www.dailymotion.com/relevance/search/manandafy/video/x92l3h_ravalomanana_news[/url]
Ka iza no tian'i Manandafy lazaina amin'io fa tsy tononiny ny anaran'ilay olona!...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 20:50
BlackGasy
(
24/04/2009 08:05)
Hazo Amoron-Tevana kely sisa dia ho vita ny aminy
Mody alefa any France ny vady aman-janaka nefa alefa mitsoaka angamba fa efa an-dohalika ny ranom-bary hihihih :twisted: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:27
bazylou
(
24/04/2009 08:05)
technique!!!!!!!! io no atao hoe capsat!!!!! :-P :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:43
xxx
(
24/04/2009 07:57)
24 avril 2009 à 9 h 18 min
VOTOATIN’NY TARATASY TRATRA TANY AMIN’NY SAMPA-PITSIKILOVANA FRANTSAY
Anjaranao ny mandinika ity taratasy ity, nefa lazaiko aminao fa marina, ary LOHARANOM-BAOVAO ten...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:49
ravalotgv
(
24/04/2009 07:53)
hcc = haute connerie des cochons (gasy)
hat = haute autorité des truie 'gasy)
groin groin
sniff
tchroufff
8) 8) 8) 8) 8) ...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:18
penguin
(
24/04/2009 06:12)
Asa moa na manana andraikitra manokana inona amin'ity HAT ity ny CAPSAT satria ilay miaramila nisintona ny vozon'ankajon'i Pastora Rasendrahasina ary nanamaritena tao amin'ny Haino aman-jery misy no ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:35
Djhamhal
(
24/04/2009 06:08)
mampametram-panontaniana ahy ihany ny momba ity CAPSAT ty , satria toa tsy misy tafika ( raha zay no maha laza azy) hafa miitsy ve mety ho ambara na ankalazaina be ankoatr'ireo é?? fa inona no tena a...
tohiny
novalian'i pyar24969 ny 25/04/2009 08:31
lemenakely
(
24/04/2009 05:56)
Ny pro - Tgv ny ankabeazany dia ireo olona sahirana ara- pivelomana , nanaporofo izany ireo olona voatifitra teny Ambotsirohitra, moa na eny @ 13 mai aza dia hita soritra avy hatrany izany e.
Ny mp...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:50
xxx
(
24/04/2009 05:52)
tafika SADC : NOFINOFY, tafika LEGALISTE, NOFY RIRININA
Tsy mino aho raha tsy mahita...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2009 21:52
soanja
(
24/04/2009 00:33)
Tena mifangaro amiko mihitsy ny zava-drehetra mitranga.
Fa efa tena habibiana no mitranga amin'ny fomban'ireto resaka CAPSAT ireto dia nahoana no tsy mahatsapa ny miaramila hafa na ny tsy misy ifa...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 27/04/2009 12:29
sitlo
(
23/04/2009 22:06)
Andriamanitra: Ry Kaina, lasa aiza ny rahalahinao?
Odon: Any amin'ny CAPSAT...
tohiny
novalian'i halloween ny 24/04/2009 08:37
ravalotgv
(
23/04/2009 21:32)
Ra devient un éxilé de plus avec deba et les autres
il faut commencer à voir, qui y sera saura. En ce moment il n'y a que tgv qui tient les rènes et qui sera président hum peut étre monja roy...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 05:48
BeraMuc
(
23/04/2009 20:40)
jereo topmada
Vidéo d’une intervention musclée des militaires le 23 avril
jero koa youtube sy dailymotion
...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 23/04/2009 21:34
sadeky
(
23/04/2009 20:33)
tena biby tokoa io miaramila io satria izy no ilay nanambana basy teny antanimena ,eto dia tsy tahotra tsy henatra intsony
http://www.topmada.com/2009/04/video-dune-arrestation-musclee-des-militaires...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 07:30
ifiona
(
23/04/2009 20:06)
ndryyyy!
http://img145.imageshack.us/img145/1025/09090423parismialyrajoe.jpg...
tohiny
novalian'i Hinagasy ny 26/04/2009 23:09
locl
(
23/04/2009 19:51)
Raha ataoko fijery ambongadiny dia toa mangingina daholo ireo Elefanta ao @ TGV, dia hoy aho hoe fa misy inona???Ingahy Ramakavelo izay fatram-piaro ny hasina Tafika Malagasy tsy hita tabilao intsony?...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 24/04/2009 07:50
sitlo
(
23/04/2009 18:55)
Inona marina moa no fahadisoan'ireo vahoaka tifirinao sy dakadakainao ireo?
Ireo ange no naha-ianao anao, ireo no nandoa ny karamanao sy ny fampihofanana rehetra azonao eh. Ireo no niniavanao fa ho...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 24/04/2009 11:33
