Politika

rajy ( 23/04/2009 18:14)
Izaho leroa mbola tsy nahita tetezamita misy manohitra raha tsy ity!t@ andron-zafy de tena nekem-bahoaka le izy de tafa fa ty kobo be oe natao ankeriny de zao fa mibaribary ny tena vahoaka , mampalahe... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 06:11
Noue ( 23/04/2009 18:04)
Augustin Andriamanananoro ve mba misaina sa inona no misaina aminy??? [b]19H30 : Augustin Andriamanananoro annonce que la HAT commence a étre reconnu suite à l'invitation internationale qu'elle a... tohiny
novalian'i bazylou ny 24/04/2009 21:51
xxx ( 23/04/2009 16:53)
notarihin'i mialy tgv hametra pialana fa hoe efa mitady hivadika ny capsaty fa tsy ampy vola nifanarahana t@ coup d'etat, dia iny izy lasa nitsoaka any france iny fa hoe miandry kely koa i tgv dia ho... tohiny
novalian'i mion ny 24/04/2009 05:32
xxx ( 23/04/2009 16:48)
Aiza taloha ilay fanamelohana ny famonoana sy ny fisamborana vahoaka nataon'ny miaramila. Kay noho ny an'ny tena no mitondra dia mody mangina. Avoay i Odon eh... tohiny
novalian'i xxx ny 24/04/2009 01:25
Noue ( 23/04/2009 16:23)
[b]16:20 - L’hôpital HJRA est entièrement quadrillé par les militaires. Tous les mouvements sont contrôlés, les familles de victimes se disent scandalisées 16:00 - Bilan provisoire : 1 mor... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 19:38
rabingogilabanga ( 23/04/2009 16:16)
1)Tadidontsika fa tsy voalohany teo @ tantara no nisy disadisa politika, ny zavatra fatantra dia tokana, nifarana teo ambony latabatra izany, ary dia niverina niara-monina ny mpaidy , na ny mpamono na... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 19:41
xxx ( 23/04/2009 14:56)
araka ny fanatra dia hoe ny vahoaka no tompon'ny fahefana dia ny vahoaka ko no nametraka an'i ry tgv ho eo @ pouvoir,koa maninona ianareo eo ambohijatovo no tsy manaiky.Izahay capsat moa dia efa niala... tohiny
novalian'i vale ny 23/04/2009 22:32
bazylou ( 23/04/2009 14:32)
Voasambotyra teny ambanidia ry Raharinaivo sy ny deputé sasatsasany, nentin dry zareo any aminy any (capsat io), misy koa ny faty nangonina, dia ho anareo zay tsy hita havana de efa mino isika fa... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 21:02
bozyboleta ( 23/04/2009 14:23)
Olona tsy olona no tao @ HJRA androany. Nitsoaka niditra tao daholo na olona na fiara t@ iny Anosy iny vao raikitra ny sakoroka. Olona izany tao izany. Ny fiara maro no nifandona noho ny fisisihana. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 19:54
penguin ( 23/04/2009 13:59)
Nanao angoan-tenda tokoa ny tgvendrana satria navela nanaram-po niresaka izay tandrify ny vavany amin'ity hoe demokrasia. Amin'izao dia tsy tahotra tsy henatra fa ry zalahy indray no manao JADONA ka m... tohiny
novalian'i karavasy ny 24/04/2009 06:19
essera ( 23/04/2009 12:34)
Tena misy ilay korontana fa tsy hiteny aho akory hoe tsy misy saingy ny mahavariana dia "Izay mifanena amin'ny MPANARA-DALANA sy mpiondana" dia vizaniny tena ara-bakiteny. Izay no zavatra fanampiny an... tohiny
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 07:49
sadeky ( 23/04/2009 12:31)
tohizo ny tolona tsy maintsy ho azontsika ny fandresana farany,efa manomboka tsy tian'ny vahoaka intsony ny HAT ,azo antoka fa tsy lany intsony ireo raha vao misy election.Tohizo ny tolona ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 24/04/2009 06:26
halloween ( 23/04/2009 12:09)
Ho roahina tanteraka eo Ambohijatovo zany ny TIM le manakorotana be eo io, de omena toerana any Alakamisy -Ambohidratrimo any ry zareo ! any koa izy sady mba manao pic-nic no manohitra Fanjakana ,no m... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:08
saranga ( 23/04/2009 11:29)
Manahy amin'ny famonoana azy ireo ny membre de la HCC de tsy sahy namoaka hevitra fa araka ny voalazan'ny président HCC tao amin'ny Radio Fahazavana de Ravalo no mbola Président. Matahotra ary eny ... tohiny
novalian'i fanou14 ny 24/04/2009 06:12
lemenakely ( 23/04/2009 11:22)
Rehefa hita fa samy tsy mandroso ve ry zalahy tsy aleo atao retour @ 0 ny compteur a! Manomana fifidianana , sns...Dia aleo hitsara ny vahoaka toy izay ho lany andro hifanjinja amambolana eto ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:14
penguin ( 23/04/2009 10:50)
Ny hialana amin'ny tombontsoan'olo-tokana ary ny hampidinana ny vidin'entana ho zakan'ny vahoaka Malagasy moa no mb resahan'i andry tgvendrana. Ny MALOCI nosavaina fa ahiana misy zavatra ary nohon'ny ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/04/2009 17:57
ifiona ( 23/04/2009 10:15)
aleo aloha aho mba hametaka afisy kely e! 11:20 - Des coups de feu ont été entendus à Ambohijatovo 11:40 - Tirs continus et jets de grenades lacrymogène depuis 20 minutes. Les manifesta... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:22
rabaradaka ( 23/04/2009 10:12)
Ny vaovao farany dadatoa de ity : tamin'ny alatsinainy teo dia niteny i TGV, vavolombelon'izany i Ratsirahonana, hoe aleo zaraina ny fitondrana fa tsy vitako intsony ity. De zao no navalin-dRatsiahona... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:31
bazylou ( 23/04/2009 09:57)
http://www.french.xinhuanet.com/french/2009-04/23/content_863953.htm :-D :-D ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:37
essera ( 23/04/2009 09:46)
Nisy fanontaniana napetrako omaly hoe : "naninona no nangingina ny ara-dalàna". Raha ny fijeriko manokana dia mino aho fa samy hiara-hanongilan-tsofina amin'ilay "Ampamoaka rahampitso angamba". Ny... tohiny
novalian'i majakely ny 24/04/2009 12:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.269