Mety hitsoaka tampoka i Andry TGV

1. rabaradaka ( 23/04/2009 10:12)
Ny vaovao farany dadatoa de ity : tamin'ny alatsinainy teo dia niteny i TGV, vavolombelon'izany i Ratsirahonana, hoe aleo zaraina ny fitondrana fa tsy vitako intsony ity. De zao no navalin-dRatsiahonana : tsy misy miala eo zany fa miara-maty de miara-maty, velona de miara-velona.
Noho izany : ity RATSIRAHONANA NORBERT LALA sy ANDRIANAINARIVELO HAJO HERIVELONA ministre de la Décentralisation no tena be mokon-doha amin'ity fangalaram-pahefana ity. M ety hitsoaka tampoka i TGV noho izany. Tsara fantatrareo zany dadatoa sy nenitoa satria zay no zava-misy. Misy mpanao gazety maro mahalala izany resaka izany.
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:31
2. Mandefitra ( 23/04/2009 10:35)
Ny ani TGV efa vita ny mission : niala ra8.

Ny mampalahelo dia izao :
1/ 25 taona ny arema no teo @ fitondrana, tsy nandroso ny firenena fa vao maika nihemtra aza. Namono olona hatrany Radidy : ny PM Joel Rakotomalala, ry Si bonguy, ny kung fu etc ...
- Namono tena Iarivo nanongana azy t@ 1991, faty olona teny iavoloha, potika ny firenena, 3 taona zafy no nitondra de naongana.
- Namono tena ndray ny vahoaka nametraka andra8 t@ 2002, vono olona, fanapahana tetezana, fanapotehina an i gasikara no setriny ... 7 taona de naongana ndray ra8.

Ary merina ihany no fitaovana entina hamerenana andradidy sy ny forongony (na koa hoe ny frantsay sy ny fanjanahany)

Zao dia hotsenaina @ fomba manetriketrika i Pierrot @ sabotsy. Efa mitsiditsidika an'i gasikara ry Herivelona Ramanantsoa ... efa mitsotsotra ry Kotity ...
Fa henjehina @ bomba mandatsa-dranomaso ny vahoaka maneho hevitra.

Malahelo anao aho ry Gasikarako ... Menatra anao aho ry Iarivo.

3. Mirananirina ( 23/04/2009 10:40)
Noho izany : ity RATSIRAHONANA NORBERT LALA sy ANDRIANAINARIVELO HAJO HERIVELONA ministre de la Décentralisation no tena be mokon-doha amin'ity fangalaram-pahefana ity

Io anie mazava be,fa misy mamporisika sy manosika izy vao mahavita izao e :(
Mbola aiza re izany e,ngaha KILALAO ITY E
4. rabaradaka ( 23/04/2009 10:45)
Zao ange dadatoa e, ny gasy mora ambakaina sy mora resena lahatra ka mivarotra tanindrazana. Sika ve hieritreritra fa i Ratsirahonana, ny Pr Andriamanalina (lay mpivavaka be iny), hisolelaka ny tongotry Andry TGV ? Toa tsy mampino nefa zava-misy. Zao de heno fa hilatsaka eny Ambohijatovo koa ry Zafy sy ny AREMA sasany. Fa ny ara-dalàna ihany no izy e, zay no lesona omena ny taranaka, aleo manaraka ny ara-dalàna fa misy todiny io ataon'ity boay kely ity.
5. saranga ( 23/04/2009 11:32)
Ny vadin'ny Andry TGV tonga anio any Frantsa ka nareo any samia mitondra banderole milaza fa mpamono olona i TGV
6. halloween ( 23/04/2009 11:54)
tsy misy miala eo zany fa miara-maty de miara-maty, velona de miara-velona.
Noho izany : ity RATSIRAHONANA NORBERT LALA sy ANDRIANAINARIVELO HAJO HERIVELONA ministre de la Décentralisation no tena be mokon-doha amin'ity fangalaram-pahefana ity. M ety hitsoaka tampoka i TGV noho izany.


Baradaka a! sao de mahamenatra ity resakao ?? ary ianao ve natory tsara halina ?
7. xxx ( 23/04/2009 12:28)
n'importe quoi
8. xxx ( 23/04/2009 12:28)
bla bla bla bla bla :-D :-D
9. essera ( 23/04/2009 13:12)
Efa mi-saute ny fusible- ny mbola forsena ihany leazhhhhhhhhaaaa
10. xxx ( 23/04/2009 13:13)
TGV mpibaiko ny CAPSAT tsy mahazo mivoaka eto Dago fa mbola ho tsaraina fa MPANONGAM-PANJAKANA , no MPAMONO OLONA sady MIHOSIN-DRA ny Tanany !!!
11. fijo ( 23/04/2009 20:31)
tsy TGV no mibaiko ny capsat,fa ny capsat no mibaiko sy mandidy an'i TGV;ary izay no tsy zakany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1802