aoka ho hajaina ny safidim bahoaka tsy hiala izahay HAT

1. xxx ( 23/04/2009 14:56)
araka ny fanatra dia hoe ny vahoaka no tompon'ny fahefana dia ny vahoaka ko no nametraka an'i ry tgv ho eo @ pouvoir,koa maninona ianareo eo ambohijatovo no tsy manaiky.Izahay capsat moa dia efa niala tao anatin'ny emmo nat satria nataon'i ra8 herim-pamoretana fotsiny ny tafika koa ankehitriny dia vonona izahay hiaro ny fanjakana legal ...)
sonia rakotonandrasana noel
novalian'i vale ny 23/04/2009 22:32
2. sitlo ( 23/04/2009 15:07)
Fomba ny mimenomenona na tsy mitombina aza izay lazaina. :-D
3. xxx ( 23/04/2009 15:23)
RAVALOMANANA Marc (54,79%)

RATSIRAHONANA Norbert Lala (4,22%) 4% hono dia mirehareha

LAHINIRIKO Jean (11,65%)
RATSIRAKA Iarovana Roland (10,14%)
RAKOTONIAINA Pety (1,68%)

RAJAKOBA Daniel (0,64%)
ANDRIAMANJATO Ny Hasina (4,18%)
TSIRANANA Philippe (0,03%)
Madiomanana RAZAKARIMANANA Ferdinand (0,00%)
MONJA Roindefo Zafitsimivalo (0,00%) avec 21 voix sur 4.444.750 suffrages exprimés
4. locl ( 23/04/2009 15:23)
Kany vahoaka no hanaovana vageance, f'angaha ireo misy mpitondra na iray azy????
Rakotonandrasana Noel dia tokony hahantona sy ankodia eny ampamarinana
5. majakely ( 23/04/2009 15:23)
hita marina hoe safidim-bahoaka ianareo satria tamin'ny nirotsaka ho filoha de efa nahazo vato bedebe !!hehehehehhehehehheh!!!!!!!! :lol:
6. xxx ( 23/04/2009 15:46)
toa tsy misy miaro mihitsy le HAT mody fanina daholo f'angaha tsy ny vahoaka no nametraka an'i tgv teo koa maninona no mbola misy vahoaka mitokona ihany sady miha maro raha parapport an'i tgv .Democratie an
7. xxx ( 23/04/2009 16:59)
safidiny capsat hoe e ny marimarina kokoa e! raha
8. Havantsika ( 23/04/2009 18:57)

Moa ve nisy tena fifidianana malalaka, madio teto fa tsy latsa-bato sy fametrahana olona no nisy. Halatra, hosoka, hafetsifetsena no nahatonga ny fanoherana ankapobe nampitsoaka an'i Atoa RAVALOMANANA.
raha ny vokam-pifidianana roa taona lasa dia ireo no ofisialy, ka raha marina tanteraka ireo, nahoana no lasa izy.
Valiny
na dia izay voalaza fa nifidy azy azy diso fanantenana taminy sady nahafantatra ny marina nitondrany fa tena voafaha-dalitra
Diniho ny taux de participation, be koa ny majorité silencieuse
Ary fanampin'ireo ireo olona lazainareo fa vitsy nanana safidy hafa, kanefa tsy vitsy safidy. Mety izay noheverina fa kely mpifidy amin'reo aza no solution ity firenena ity fa tsy mbola tsapan'ny vahoaka tamin'ny fotoan'androny.
Aoka tsy taitran'ny akanga tsara soratra intsony, na sodokan'ny mpamitaka sy tia fahefana amin'ny repoblika fahaefatra e
zay ratsy passport aoka halavirina daholo na iza na iza fa mila mpitondra hendry tena raiamandreny hampitovy ny malagasy isika

Zany a!


9. xxx ( 23/04/2009 19:03)
fomban'ny resy io resaka alabato io,raha mafy be asio electin rapide raha latsaka eo tain'i tgv sy hat rehetra omeko 5% raha be indrindra eran'i madagascar
10. fijo ( 23/04/2009 19:49)
matahotra fifidianana ny tgv,ny capsat nilaza fa tsy hamoritra vahoaka,izoa izy manoa inona????sao dia voanjobory ary no ao anaty lohan'ireo???
11. BeraMuc ( 23/04/2009 20:14)
Havantsika >>

Mbola haveriko ihany
a) raha izaho mifofo ny ainao, tsy hadray fepetra va ianao hiarovanao tena?
b) raha ianao no filoha (sanatria anie izany), ka misy miaramila mikomy mitrandraka ny handatsaka ny ranao, inona no ho hataonao?
d) mbola tsy nisy fifidianana malalaka toy ny nisy tamin ny 2006 teto Madagasikara
f) misy foany ny silenciex amin ny fifidianana, eran-tany izany fa tsy eto Madagasikara. Hoy ny frantsay izay hoe "les absents ont toujours t...". Zo ary adidy ny fifidianana
g) mbola tsy nisy olona ratsy passport toa an-dradomelina tamin ny tantarn i Madagasikara
h) jereo ny zava-bita tao anatin ny 7 taona e !!!
i) mbola tsy nisy fitondrana nanana traikefa sy tanjona matotra sy mazava toy ny fintondrana hatramin ny 2002, sa ianao mbola jembin ny "boky mena" ??
12. vale ( 23/04/2009 22:27)
ny vahoaka ko no nametraka an'i ry tgv ho eo @ pouvoir,

Ôoooh, mampalahelo be koa enao zany. Ny vahoaka hoe??? :o sa nampiasa force, coup d'état tsotra izao saingy en douceur kou ny vahoaka a, ny vahoaka!! :o
13. vale ( 23/04/2009 22:32)
Havantsika:


Moa ve nisy tena fifidianana malalaka, madio teto fa tsy latsa-bato sy fametrahana olona no nisy. Halatra, hosoka, hafetsifetsena no nahatonga ny fanoherana ankapobe nampitsoaka an'i Atoa RAVALOMANANA.
raha ny vokam-pifidianana roa taona lasa dia ireo no ofisialy, ka raha marina tanteraka ireo, nahoana no lasa izy.
Valiny
na dia izay voalaza fa nifidy azy azy diso fanantenana taminy sady nahafantatra ny marina nitondrany fa tena voafaha-dalitra
Diniho ny taux de participation, be koa ny majorité silencieuse
Ary fanampin'ireo ireo olona lazainareo fa vitsy nanana safidy hafa, kanefa tsy vitsy safidy. Mety izay noheverina fa kely mpifidy amin'reo aza no solution ity firenena ity fa tsy mbola tsapan'ny vahoaka tamin'ny fotoan'androny.
Aoka tsy taitran'ny akanga tsara soratra intsony, na sodokan'ny mpamitaka sy tia fahefana amin'ny repoblika fahaefatra e
zay ratsy passport aoka halavirina daholo na iza na iza fa mila mpitondra hendry tena raiamandreny hampitovy ny malagasy isika

Zany a!



Pfffffff...; efa lasa jamba tahaka ny dadaben'ny tgv koa enao zany! :-D tsy mahita ny zava-bitan'i ravalomanana tao anatin'ny fotoana fohy (raha oharina ny @ i Dadabenareo!!). Fa de maninn lotra re ny Malagasy sasany no manao fijery mitongilana ohatr'izao ee??? sa mihevitra fa tokony hidina daholo ny vidin'entana ilaina andavanandro sy ny sakafo .. Tsy ny filoha mihintsy no endrasana hampiakatra ny farim-piainan'ny tsirairay isantokantrano, ny tsirairay no tokony hiezaka fa tsy hiandry tolorana fotsiny.


:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4454