tratra daholo e

1. bazylou ( 23/04/2009 14:32)
Voasambotyra teny ambanidia ry Raharinaivo sy ny deputé sasatsasany, nentin dry zareo any aminy any (capsat io),

misy koa ny faty nangonina, dia ho anareo zay tsy hita havana de efa mino isika fa efa lasandry zalahy zany, na maty na velona,


:-P :-P
novalian'i fijo ny 23/04/2009 21:02
2. ronaldo09 ( 23/04/2009 14:50)
Avelao mihitsy hihinana ny tsy fihinany ry Raharinaivo ,ny faty indray izy samy izy no mifamono dia lazaina fa zahay TGV no nanao an'iny !Vendrana
3. sitlo ( 23/04/2009 14:54)
Tsy mijanona ela io TGV io ka
4. ronaldo09 ( 23/04/2009 14:59)
Manonofisa atoandro e!!Tsy nijanona ela koa nitsoaka dadan'la!!
5. zoam ( 23/04/2009 15:00)
tsy taitra ela fa radem ireny dia mivoaka ,izay capsat tsy maharitra ela eo izany ireo redem dia efa raikitra indray, aza adino fa tao anatin'ny desespoir tanteraka ry tgv no nivadika ny rasily,donc kalme fotsiny elahy be vava ireo
6. sitlo ( 23/04/2009 15:12)
Efa ho any amin'ny ambassade de France indray izao afaka kelikely.

Amin'izao aloha manararaotra manondrana bois de rose hamatsiana an'i Injet kely.
7. hery ( 23/04/2009 15:16)
Tsy fantatr'i Andry fa io famoretana io no erreur lehibe indrindra nataony...

tsy mbola nisy basy naharesy vahoaka izany... tadidio ny nanjo an-dRatsiraka tamin'ny 1991..

Veloma lava.

Toa tsy haharitra 3 volana tahaka ny nilazako azy t@ voalohany ilay HAT
8. locl ( 23/04/2009 15:17)
Fa maninona moa raha ny ambassade de France no attaquer-na amin'izay izy mba mahalala maharary koa e! Sady ireo be vava.
Mahereza daholo fa aza kivy @ izay fisamborana
9. xxx ( 23/04/2009 15:48)
tsy misy raharahin'i tgv izay- erreur any ,ny anaovana azy hoe monsieur le president de la republique azy ,izao no mahafinaritra azy
10. xxx ( 23/04/2009 16:11)
mangina elà ronaledo a zay mahasoa ny fiananilà no ataovy, tsy mahay politika akory be vava vendrana be fialonana fotsiny :-D :-D :-D
11. Havantsika ( 23/04/2009 19:16)

Tsy misy olona voasambotra tsy amin'ny antony. ary tsy misy migafy na manakorontana fianam-bahoaka organisé ka tsy nisy cerveau tao. ireny ve no antsoina hoe ara-dalàna. Mety marina ny voalaza fa erreur ny manao répression fa diniho hoe amin'ny fotoana inona? asan-jiolahy no hita satria tena misy mampiasa basy sy manapoaka grenady any? hotohizana ve izany?
Zaho tsy TGV sady tsy ho TIM fa raha misy ezaka handaminana ity firenena ity aoka handeha zay tokony handeha fa mila mametraka rafitra vaovao isika e
Aoka izay miteny mba mahay mifanaja
Salamà daholo e
12. fijo ( 23/04/2009 19:45)
rehefa miditra amin'io fisamboran aio ny (fitondrana )iray,dia efa akaiky izya ny hiafarany.satria na ny vahoak atsy mpanohan any voasamotra aza dia hiaro azy ireny.ka eto aho dia mino fa tsy hoela io dia hovita
13. Havantsika ( 23/04/2009 20:24)
Misy marina ny voalazanao fa misy fotoana manana rariny ny mpitondra raha maka fanapahan-kevitra handamina ny tany.
tany am-panombohana dia maro no nosamborina sy nogandrain' Atoa RAVALOMANANA fa 7 taona taty aoriana izy fa afaka teo. Raha hitan'ny vahoaka fa diso ny mpitondra iray dia haka fepetra izy, ary ny sanction voalohany dia ny vokam-pifidianana hoavy e
Misaotra
14. fijo ( 23/04/2009 21:02)
ka ny zavamisy ao antoerana izao,di amaro ny vahoak atsy mpomba ny atsy sy ary,no manohitra ilay ataonn'y tafika.izay no hampiala azy haingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0799