Ciment Holcim, Euro, Dollar miakatra ry TGVendrana a!!!
1. penguin
(
23/04/2009 10:50)
Ny hialana amin'ny tombontsoan'olo-tokana ary ny hampidinana ny vidin'entana ho zakan'ny vahoaka Malagasy moa no mb resahan'i andry tgvendrana. Ny MALOCI nosavaina fa ahiana misy zavatra ary nohon'ny fijotson'ny ARIARY mihoatra amin'ny EURO sy DOLLAR dia tsy maintsy nampiakarina ny vidin'ny Ciment hoy ny tompon'andraikitry ny Holcim. Ny vidim-bary moa tsy misy akony ilay 2.500 fmg fa izao misondrotra ny rehetra. Ny mofo dia nasiana tamin'ny lanjany ka IZANY VE NO TOSIKA HO AN'NY VAHOAKA SAHIRANA. Tsy vitan'ny vava ny fandraisana andraikitra ry tgvendrana a. Izao ny Ministère de l' Economie et de l'Industrie nilaza ty Ministra fa tsy hanova ny STAFF satria tsy fantany hono na hafiriana na hafiriana izy no ho eo. KAY MOA KA TSY MANANA OLONA AFAKA MIASA HAMPANDROSO HAINGANA VE RY TGVENDRANA.
Ny miala izany no mety amin'ny tgvendrana satria vao mainka manasaritaka. TSY MAMAHA OLANA NY TGVENDRANA FA MITERAKA OLANA BE.
MIALA TGVENDRANA NA AHOANA NA AHOANA.
Ny miala izany no mety amin'ny tgvendrana satria vao mainka manasaritaka. TSY MAMAHA OLANA NY TGVENDRANA FA MITERAKA OLANA BE.
MIALA TGVENDRANA NA AHOANA NA AHOANA.
novalian'i endrika01 ny 24/04/2009 17:57
3. Mirananirina
(
23/04/2009 11:02)
Miara-miakatra hatrany e,tsy misy midina izany eo,raha tsy hoe,double président ngaha :) sa ahoana penguin?
4. rahiratra
(
23/04/2009 11:02)
Hahaha, hatramin-dry MAMY GONTSO no SGG na SG ny Governemanta ka tsy efa fandrosoana haingana manaraka ny Train haingam-pandeha vé izany é ? Na Diamondra na Safira méme diamondra no mampandeha ny firenena. Ireto TGVendrana ireto tena hamerina ny toe-karena Malagasy any amin'ny MIIBA mihintsy. Milaza i andry tgv fa tsy ilaina ny mandatsaka ràn'ny Malagasy nefa rehefa tia hitazona ny fahefany ry zalahy dia mamono sy mandratra ihany koa. Hafa ny tompon'andraikitra ry tgvendrana ary hafa ny miteniteny foana eny an-kianja. Ny grand dossier amin'ny zoma izao no mety hampidina ny vidin'entana lafo ary hampiakatra ny Ariary mihoatra amin'ny Euro sy Dollar. TGVendrana tsisy dikany akory. Esory ny tgvendrana.
5. essera
(
23/04/2009 11:50)
penguin:
Ny hialana amin'ny tombontsoan'olo-tokana ary ny hampidinana ny vidin'entana ho zakan'ny vahoaka Malagasy moa no mb resahan'i andry tgvendrana.
Mahafinaritra aloha fa efa tafita ny hafatra fa hay ve penguin mba mahay mandray ohatra izany ihany e. Ary ny tena mahafa-po ahy dia voaverinao tena amin'ny antsipiriany tsy misy diso. Au moins aloha izany efa convaincu fa nisy izany tombotsoan'olon-tokana sy vidin'entana nataon'iza ? Olon-tokana.
Ny MALOCI nosavaina fa ahiana misy zavatra ary nohon'ny fijotson'ny ARIARY mihoatra amin'ny EURO sy DOLLAR dia tsy maintsy nampiakarina ny vidin'ny Ciment hoy ny tompon'andraikitry ny Holcim.
Ny maloci ange ohatran'ny spéciale sommet no nanaovana an'io dia taitaitra tampoka. Vao tsy nisy ny sommet dia tsy nisy tsena. Raha nihaino vaovao tsara omaly dia nandre ny HOLCIM nilaza fa ny vidin'ny matières premières no niakatra. Eo koa ny crise financière MONDIALE. Ny sommet koa kila very. Ary ny mpanjifa madinika nisy fihenany satria ny sasany handeha hividy ciment laozana ery Ambohijatovo.
Ny vidim-bary moa tsy misy akony ilay 2.500 fmg fa izao misondrotra ny rehetra.
Mbola ho avy io Papa, aza maika. Santatra io raha tsy hoe sakanan'lisany indray ny port tamatave ampidirana azy. sa ahoana ry 3 frères ?
Ny mofo dia nasiana tamin'ny lanjany ka IZANY VE NO TOSIKA HO AN'NY VAHOAKA SAHIRANA.
Iny aloha marina iny satria tsy nety ny mpanao mofo hanena ny tombony alainy. Tsy misy olona mikiry be fahatany amin'ny heviny zany koa eo ry Penguin fa rehefa misy tsy mety dia tsy mety koa e.
Tsy vitan'ny vava ny fandraisana andraikitra ry tgvendrana a.
Tsy mahay vava eny Ambohijatovo koa no mety fa miara-mientana fa Dada wa efa tsy poinsa iny. Sa ahoana indray ouz ny afrikana no-contacter-na tamin'ny vaovao farany sy ny copie/coller.
Izao ny Ministère de l' Economie et de l'Industrie nilaza ty Ministra fa tsy hanova ny STAFF satria tsy fantany hono na hafiriana na hafiriana izy no ho eo.
Fa tianareo apetraka firy taona indray ary ny tetezamita. Atao folo taona ve sa aroso e ? Teneno mazava. Ny hidirana am 4ème république no tanjona a tsy hanao ny tena ho empereur sy hamerina ny monarchie. Ilaozy milahatra sy mandoro ihany.
KAY MOA KA TSY MANANA OLONA AFAKA MIASA HAMPANDROSO HAINGANA VE RY TGVENDRANA.
Betsaka no manam-pahaizana eto Madagasikara, raha tsy hiteny afatsy penguin a fa ny be vinany koa mbola bobaka noho izay.
Ny miala izany no mety amin'ny tgvendrana satria vao mainka manasaritaka.
Raha ohatra hoe nidongy tsy niala teto ra8 dia tsy niakatra teo ny TGV.
TSY MAMAHA OLANA NY TGVENDRANA FA MITERAKA OLANA BE.
MIALA TGVENDRANA NA AHOANA NA AHOANA.
Io aloha no misy ka hiandry laoka sa tonga dia hihinam-bary. Mangatsiaka eo io d eo no raisina.
6. halloween
(
23/04/2009 11:52)
Ka ny vola tokony hampandehanana ny firenena tao anie ry lerony nopaohin'i Ravalo tao daholo ka mazava hoazy zany fa tsy maintsy mitady loharanombola ndray ny fanjakana !! mila voatsiary koa ny TIM zany !! mangalatra de izy ndray no avo vava
7. essera
(
23/04/2009 11:56)
Izay ange no mampanahy be amin'io banque centrale io ry halloween.
raisina hoe tsy tokony tsabahana ny banque centrale fa matoa ry zareo manao an'io grevy io misy zavatra tsy mazava ao (afenina). Aleo fa mbola ho avy ny marina. enga anie voalaza ao am ampamoaka radem.

8. halloween
(
23/04/2009 12:02)
Tapitra nentin'dravalo sy ry Hajanirina sy ny namany nipitsika sy nanafina daholo ny vola , de avy terena handeha foana ny firenena izao !! maninona tokoa ry HAT raha samborina kely mihitsy aloha ry Hajanirina sy ny namany ireo hanotaniana ze nasiany ny volampanjakana de avy eo hita ndray ze atao raha tsy mety mamoaka izy e
9. namanabe
(
23/04/2009 13:12)
Mitabataba be indray penguin fa mbà nivoaka avy eny amponja , hanakorontana indray izy io dia hitatatata hifaninana @ feon'ny tafondro
10. penguin
(
23/04/2009 13:43)
Krizy eran-tany sa ny tsy fahaizan'ny Mpitondra sa ny Fahosan'ny Orin'asa Malagasy ry tgvendrana no maha osa ny toe-karena Malagasy é ? Rehefa hoe mahay dia ampidinina ty notenenina hoe ampidinina. Ampidinina itsy é, iroa é f'angah silipy io ka ampidinina sy akarina mora foana ? Tsy takatry ny tafondro ny misy an'i penguin ary tsy azon'ny figadrana tgvendrana ka mba mahalala menatra satria miteniteny foana. Grand dossier avoaka hampangotsoka ny tgvendrana.
11. fijo
(
23/04/2009 20:18)
faly izany izoa ny vahoak a,fa efa nentina niakatra ny firenena???kay ny vidinjavatra no niakatra ,fa ny firenena nidina. :oops:
12. penguin
(
24/04/2009 08:14)
Miakatra ny vidin'entana ry TGVendrana isany fa aza variana manenjika mpanohitra é.
13. endrika01
(
24/04/2009 17:55)
Mahagaga mintsy wa lay fahaizany rehetra miady hevitra ato.De gaga ihany koa zah we,fa angaha tsy tsara ny fototra ny HAT no mbola mihozohozo be ny ambaratonga?Ekena manao zavatra tsy mora,sns sns,nefa koa tsy ekena lay fametrahana ny tafo zay vao hiady fototra.Zay mintsy manko zao no zavatra hita sy tsapa.Hoatry ny mpanala fanadinana ihany io e,eo ampanaovana fanadinana tonga dia fantatra we AFAKA na TSIA.Fa tsy we ho hita eo ny valiny am fivoahany lisitra e! Rehefa te hitondra sy hitarika,dia mila fantarina mialoha ny mety ho lafitsara sy lafiratsy ny zavatra atao rehetra,ny mety ho vokany sy ny hiafarany,mba tsy hisiany nenina,saritaka,hatezerana,fisavorovorona,fisafotofotoana,sy ny maro be...Raha manana hevitra mety hahasoa maninona no tsy zaraina fa hanonganana(hoatrany lay olona iray nasiana nandrotsaka lay paty na mofo baolina tao anaty menaka mafana,faly be ranamana fa niparasaka tsara be lay mofo,de matikambo amzay fa we izy no tena nahay napiparasaka anle mofo,de nanasa namana maromaro satry matikambo loatra! Kinanjo t@ io ora sy fotoana io nametra-pialana daholo ry zalahy,teo vao tsy hita tsony zay hatao! Hiatso an-dry zalahy to wainina,ny lapoaly ny menaka mafana efa vonona,ireo nasaina efa tonga hanome tehaka mirefodrefotra,am ty fiboahana sy fisehosehona,hany sisa nambara iretsy efa sasamiandry hanome tehaka de we,mbola misy handrasana,mbola tsy eo ny anona sns e,nefa inona ozizy ianareo? Tsy hainy akory we inona doly mou ny zvt rehetra nampiasaina,ny fotoana lany nanomanana izany,fa nahita ny menaka efa nafana tao anaty lapoaly sy ny paty efa vonona,ny nandrotsaka no mba hainy ,nefa nidedaka tamny hafa fa tena specialiste ,snif,zay le tantarana olona iray,ka Am-bava homana,am-po mandiniha . ) :roll:
14. endrika01
(
24/04/2009 17:57)