tsy mbola nisy miaramila nandes vahoaka izany

1. sadeky ( 23/04/2009 12:31)
tohizo ny tolona tsy maintsy ho azontsika ny fandresana farany,efa manomboka tsy tian'ny vahoaka intsony ny HAT ,azo antoka fa tsy lany intsony ireo raha vao misy election.Tohizo ny tolona
répondu par tsiafoi1 le 24/04/2009 06:26
2. essera ( 23/04/2009 12:37)
Fa aiza ary ny mpanara-dalàna. Aza manao mpitari-bato vilam-bava. Rehefa tsy zaka ny eo ambony latabatra dia aleo mivadika mitaona entana fa ireny no tena azahoana vola amin'ny fampiasana sandry.
- GROS BRAS mipetrah tsara fa mbola tsy nisy olona nahery nandeha noho ny bala.
- GROS BRAS mipetrah tsara fa mbola tsy nisy olona nahavita nanao evoka lacrymogène.
3. xxx ( 23/04/2009 12:46)
Ny ara-dalana @ izao dia ny HAT, ny tsy ara-dalana mitabataba any an-dalam-be.
4. xxx ( 23/04/2009 13:40)
Antso avo ho an`ny namana gasy rehetra , hanao VAINDOHAN-DRAHARAHA hiady amin`ny fomba rehetra NY MIARAMILA izay tsy menatra manondro ny vavabasiny aty amin`ny malagasy mitovy aminy nohon`ny FITIAVAM-BOLA , nefa ireo gasy ireo no mbola mandoa ny karamany . Izany ady izany dia ataontsika na aiza na aiza na @ fomba ahoana na ahoana . Tsy afa-miala eto ireo satria ny fiainany manontolo , ny fianakaviany ..sns mbola eto Dago daholo . Diavolan-ko lava , kilalao mbola ho ela hoy ny Ntaolo izay !
5. Mirananirina ( 23/04/2009 14:00)
hanao VAINDOHAN-DRAHARAHA hiady amin`ny fomba rehetra NY MIARAMILA izay tsy menatra manondro ny vavabasiny aty amin`ny malagasy mitovy aminy nohon`ny FITIAVAM-BOLA , nefa ireo gasy ireo no mbola mandoa ny karamany . Izany ady izany dia ataontsika na aiza na aiza na @ fomba ahoana na ahoana . Tsy

xxx a,tsy tena miaramila ireo fa fôpla,nomena akanjo sy basy hanosoapotaka ireo tena miaramila,tsy mety hanohina azy ireo
6. xxx ( 23/04/2009 14:05)
mody saro piaro ery ny capsat hoe misy mercenaire eny iavoloha,izao ka tsy maha teny fa vao maika aza faly ery rehefa lieutnant colonel Alain ramarson no midirigé ny operation,lasa fanaka malemy jaby ny tena miaramila dia atao inona marina moa ireo e,aleo nikeny capsat ao rehefa tsy misy atokona ,
7. xxx ( 23/04/2009 14:34)
Mirananirina >>> Tsy voatery ho marina izay voalazanao izay satria ny mission n`ny Mpitandro filaminana dia ny " Miaro ny olona sy ny fananany " koa nahoana misy fitifirana vahoaka kanefa tsy misy reaction na dia kely aza ? Na dia hoe fanamelohana am-bava fotsiny aza tsy ataony ? Amiko , midika ho COMPLICITE AMIN`NY FAMONOANA OLONA ny tsy fandraisan`andraikitry ny Corps hafa izay mitazam-potsiny . Ny Mutins anie efa fantatra fa NANDRAY VOLA tahakan`ny mercenaire rehetra e , izany hoe efa misy MISSION NY AZY HO TAMBIN`NY VOLA NORAISINY , efa tsy miraharaha izay reglement intsony izy fa ny omeko tsiny mihitsy dia ireo MIARAMILA MIHEVI-TENA HO MARINA SY MBOLA LAZAINA HOE ARA-DALANA , TENA MITAZONA NY HAJA SY NY VONINAHITRA MAHA_MIARAMILA azy kanefa manaiky TAINGENAM-BOZON`IRETO MUTINS IRETO ! SA VE MATAHOTRA kanefa toa mitovy ihany ny formation azo ! Ary inona no maha-MIARAMILA azy raha ny TAHOTRA no tonga aloha ? Sa koa tsy Professionnels izy ireo ? Manomboka manontany tena aho ankehitriny mikasika ny hetra izay alohako handoavana ny karaman`ireto milaza azy ho Mpitandro ny Filaminana kanefa toa izaho Patron mandoa ny Karamany indray ity no hiharan`ny fitifirana .
8. fijo ( 23/04/2009 20:05)
za koa momba ity voalaz afarany ity.rehefa tsy manameloka ny tafik asasany amiko ,dia iray petsapesta aminy izay
9. fanou14 ( 24/04/2009 05:48)
mba menatra ry reto a, efa reny no zava nitranga dia mbola blablabla ihany ianareo ?
hyy mirananirina "tsy tena miaramila ireo fa fôpla,nomena akanjo sy basy hanosoapotaka ireo tena miaramila,tsy mety hanohina azy ireo " zany no nataonareo dia avy lazainareo fa ny @ zao no nanao zany
voamarika izao fa equipe ra 8 no nanao ireny blackmonday ireny satria dia miverina tsara mintsy izy zao , dia mbola sahy milaza fa tsy manome vola nefa tratra ambodi omby mintsy ny ex- senateur ,ex -député teny ambohipo, ny eny ambany tanana zany moa dia lazaina fa seecaline nefa jamais ny seecalin e tsy manome vola rehefa manampy fa soit fanafody na sakafo dia mbola miniha mikipy ihany , ary matoa nisy ireny tsy enao no taty mada ,fa ny milaza ho mpanaradalana tompoko dia efa niomana t@ cocktail monocove avokoa ary izy ireo no mandrangitra ny miaramila ,dia tsy misy paika hafa mintsy ve fa dia aseho @ vahoaka ny ratsy rehetra , milaza fa ny TGV no jiolahimboto fa ianareo manao ireny fihetsika ireny mba inona ? ary naninona anareo koa ny mpivaro- boninkazo ? ny auto n'ny olona zay mandalo ? mazava be zao fa dia ireo olona ireo lay nandromba hatrizay
10. tsiafoi1 ( 24/04/2009 06:26)

Aza lany andro mifanasa vandy @'ny resaka miaramila fa avelao hanao izay ataony avy any fa ny tantara tsy ho ela de hitsimbadika indray.

Ny tetezana tapaka sady mifarana eo afovoan-drano. Izay no sary an'ohatra T@'ny nofy nanehoana azy. Ny tafika mijanona eo @'ny tendrony tapaka. Ny dia tsy afa-mandroso fa ny miverin-dalana sisa azo atao.

DADA TSY MAINTSY MIVERINA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0573