Compteur @ 0 messieurs politiciens malgaches!...

1. lemenakely ( 23/04/2009 11:22)
Rehefa hita fa samy tsy mandroso ve ry zalahy tsy aleo atao retour @ 0 ny compteur a!

Manomana fifidianana , sns...Dia aleo hitsara ny vahoaka toy izay ho lany andro hifanjinja amambolana eto
novalian'i fijo ny 23/04/2009 20:14
2. halloween ( 23/04/2009 11:50)
Aleo aloha hiondra kely cny olona ry mofogasy vao asiana fifidianana a ! zavatra fitondrana efa tsy tian tompony intsony anie io no notsiponin olona ! ka aleo aloha mba hitonra ny olona e! izy tompony taloha ara tsy hita tsony ze misy azy
3. Mirananirina ( 23/04/2009 12:09)
Rehefa hita fa samy tsy mandroso ve ry zalahy tsy aleo atao retour @ 0 ny compteur a!

Manomana fifidianana , sns...Dia aleo hitsara ny vahoaka toy izay ho lany andro hifanjinja amambolana eto

Ekena 100% mihitsy e,lany ny andro,lany ny vola :(
Aleo aloha hiondra kely cny olona ry mofogasy vao asiana fifidianana a ! zavatra fitondrana efa tsy tian tompony intsony anie io no notsiponin olona ! ka aleo aloha mba hitonra ny olona e! izy tompony taloha ara tsy hita tsony ze misy azy

hallow a,mbola tsy mazava foana ve fa noterena izy hiala e,mbola tiany matoa izy te hiverina :-D
4. halloween ( 23/04/2009 12:12)
ko no ni demission !!!!!!!!!!!!! raha tiana le izy !:!!! iny havotsotro eo rah izah na mis faty olona aza
5. Mirananirina ( 23/04/2009 12:17)
ko no ni demission !!!!!!!!!!!!! raha tiana le izy !:!!! iny havotsotro eo rah izah na mis faty olona aza
ni-forcé-ny izy ary nambanana basy,
Raha ambanana basy ianao ka asaina mihinana t..,tazominy ny zanakao,tsy hihinana ve ianao
6. rajy ( 23/04/2009 17:35)
Fanjakana tsy tian'ny tompony hoy I mampatahotra,raha tsy nampiasa kapsily elah tsisy niala teo ery maninona no namoaka mandatd'arret raha matoky tena? Reo ary tsy mbola eo ra8 efa tsy tananareo ny olona ko maika fa misy ra8 eo mitady loza? Aza mandeha rora oah fa tazomy tsara le seza nindramina sao votsotra eo
7. ravalotgv ( 23/04/2009 18:05)
MBOLA LAVITRA NY FIFIDIANANA MBOLA TSY TONGA ANY ANTENDRONY FA ALEO ALOHA HIFAMONO ATY AMBODY HAZO ETY

ALEONAY MIFOKA VAONINY FA REHEFA HAZO AVO HALANDRIVOTRA
SADY MANENTOENTO BE LE FOFONA ENY AMBONY ENY
SNIFF
TCHROUFF

MIAKARA AMBONY IHANY FA AZERAN NY VAHOAKA EO
IZA MOA LE VAHOAKA

SNIFF
TCHROUFF
TSY MISY
:@ :@ :@ :@ :@ :@
8. fijo ( 23/04/2009 20:14)
tahotra ny fifidianana izoa tifitifitra izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051