Politika
penguin
(
04/05/2009 07:25)
Ny mpitolona tao amin'ny 13 Mai izay nanampy tosika an'i andry tgvendrana sy ry roindefo monja vé mba nampahafantarany ny tena marina sa dia faly manosika fotsiny? Nanitrikitrika ery ty RINAH nijoro ...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:01
xxx
(
04/05/2009 00:34)
Raha ny zavatra miseho eto @ tany sy ny firenena @ zao fotona izao no dinihina dia tsy tokony ahazo alalana hilatsaka ho fidiana aloha ireo izay efa nitondra teo aloha.
Ny antony dia hita fa mbola fe...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 20:58
bazylou
(
03/05/2009 21:47)
**Contenneur 4 no eo anosy @zao mitondra ny entana ho an'ny TVM!!!!
**URGENT : Mr Ralitera Président de la sécurité de la HCC est dans le coma depuis 16heures cet après-midi, ils l’ont emmené...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:41
xxx
(
03/05/2009 21:33)
mba jereo tompoko ity video ity http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=PlayList&p=6CC1B18ABF02C723&playnext=1&playnext_from=PL&index=1 fa manazava amin'ny antsi-pirihany ilay ramatoa momba...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 21:35
xxx
(
03/05/2009 20:16)
mipetraka aty isoraka izahay fa maheno basy mipoapoaka manao tifitra rafales type AK 47
:roll: :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 21:32
lemenakely
(
03/05/2009 18:56)
Raha arahina tsara ilay video asa mitombina ve hoe iza marina no tena ao ambadik izao
http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:18
tovolahy007
(
03/05/2009 17:31)
Miarahaba e!
Manahy mafy ny tena raha nahita ity resaka ity izay nolazaina tany Addis Ababa. HO LOZA RA TENA IO NO HISY.
Diplomats attending the meeting expressed concern that Mr. Rajoelina appe...
tohiny
novalian'i milamm ny 05/05/2009 12:11
Noue
(
03/05/2009 16:52)
[b]- Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui à Ankorondrano pour « préparer une semaine décisive » [/b]
sao dia mba misy mahafantatra oe inona io semainte décisi...
tohiny
novalian'i Mio21 ny 04/05/2009 15:06
ravalotgv
(
03/05/2009 14:22)
zany ndray zao no tokony hatao gera
sniff
trouff
ndana fa tsy ndao
sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ ...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 12:25
diamondra27
(
03/05/2009 13:07)
Tena tsy hay zay niafaran-dRazily fa sao mba nisy nahita azy e!
Efa mandeha zao ny petition any ambadika any , zay tsy naharaka dia mitenena...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 04/05/2009 15:52
Noue
(
03/05/2009 13:03)
[size=80][color=red][b]Le collectif GTT « Gasy Tia Tanindrazana » organise à Paris le samedi 09 mai une grande marche « Pour la Liberté et le Respect des Droits de l’homme contre le kidna...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 15:13
hery
(
03/05/2009 10:06)
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika.
Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsis...
tohiny
novalian'i Oay ny 04/05/2009 15:20
badboy
(
03/05/2009 09:09)
Efa ela ihany no nahenoana izany anarana Manandafy izany ary ny tena hahenoana azy dia @ andro misy koroana!! Mahagaga ihany!! Manarak'izay rehefa tonga eo @ fitondrana ranamana dia tsy hita akory iza...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/05/2009 18:58
YASY
(
03/05/2009 08:12)
Eto ampanombohana aho de efa manontany tena sahady hoe "Inona no mba nanekeny io fanendrena azy io?" nefa olona tokony efa hitazana fotsiny no ataony @ zao?, matoa tsy nahazo io toerana io hatramin'iz...
tohiny
novalian'i Mio21 ny 04/05/2009 15:28
Mirananirina
(
03/05/2009 07:46)
Ireo firenena ivelan'i Madagascar no tena fositr'izay ady zao,avelany isika hiady antrano ao,fa izy mitsetritra ny mamy ihany.
Lasany daholo ny volamena......sns.......mampalahelo.
Eritrereto hoe:ta...
tohiny
novalian'i Noue ny 03/05/2009 12:48
ravalotgv
(
03/05/2009 07:44)
fantatra izao hoe iza no nitifitra hono saingy mampisalasala be ihany fa tsy tifitra basy hono no nahazo ireo fa grippe porcine
sniff
tcrouff
:@ :@ :@ :@ :@ ...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 21:54
lemenakely
(
02/05/2009 21:08)
Ohatran ny mba tsy rariny ihany ny toetsainan ny mpanao politika malagasy sasantsasany, satria dia isaky ny mba miarindoha Kely ny économie nationale dia ataony izay hiverenana @ 0 lava izao...Mahon...
tohiny
novalian'i penguin ny 04/05/2009 09:40
xxx
(
02/05/2009 21:04)
Ny Asabotsy hariva lasa teo, raha handeha hody iny aho satria avy nanatitra sipa teo Ankatso, ka nanitsy teo @ ilay lala-manapaka ao ambadiky ny Mozole iny dia nahare feon'olona maromaro mivory.
No...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 00:24
locl
(
02/05/2009 19:54)
Omaly dia nisy conférence natao tao geneve, debat moa izany no natao tao, marihina fa ny eto Suisse dia tsy mbola nisy ny mpanetsika fa vao omaly no voalohany ary ry zareo avy any Belgique sy France ...
tohiny
novalian'i Noue ny 03/05/2009 09:38
bazylou
(
02/05/2009 17:14)
http://www.apanews.net/public/apa.php?page=index&date=2009/05/02
:-P :-o ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 03/05/2009 10:36
